ENY MAHAMASINA RAPITSO NY MPANOHANA NY FITONDRANA
21. xxx
(
10/02/2009 09:52)
ravatorano:
aoka itsy ! fika efa nande koa zany taloha e !
tongava eny marina izay tena manohana marina ity fitondrana ity ary dia ho hita mibaribary eo izany hoe iza no iza amizay koa mazava ange e sady izay ilay demikrasia indraindraina izay ka inona no olana raha ho tonga eny Mahamasina ireo mpanohana andRa8 !
atahorana izany ilay "conforntation" amin ireo olona ni "collecté" an'Ingahy filoham-pirenena Ravalomana sy ny avy ao amin'ny filohan'ny Tetezamita Ingahy Andry Rajoelina !
Aleo ho eny izay te ho eny e , misy anie karazan olona efa tsy mana-tsafidy intsony eto @ tanàna e , manara-drenirano sisa no ataony ???
Na i Pierrot aza no ho tonga eto dia avy indray izy mankany
:?:
23. xxx
(
10/02/2009 11:27)
Mandeha indray ny fizarana vola araka ny tatitra henoko ho an'izay te ho any Mahamasina, anisan'ny mbola tratran'izany ny any @ tanana, izay 20km miala ny renivohitra, any @ faritra Itasy, mbola miandry ny sary avy any @ ireo toerana ireo ny tenanay satria efa misy olona nampiandraiketina ny momba an'zay efa lasa any @ ireo toerana ireo.
24. xxx
(
10/02/2009 12:01)
demonstration de force no tanjona, aseho reo VAZAH nekena hampiresaka. satria ny FFKM, na de efa nandohalika mintsy aza, tsy nekena ny tolo-keviny.
raha tena mayanjaka, de aoka tsy hanangona olona @ bus sy ny camion eraky ny faritra.
tataraiko, fa t@le fitsenana an'i ra8 teny ivato iny, lay nolazaina fa B olona tsisy otran'zany, sady mampmé r'zalah le izy no mampalaelo, lehiben'ny fokontany sy olona 16 no nasaina niainga maika dia maika avy tao Antsohantany, @iny RN7 iny (ho an'izay mahalala). nefa an, io lehiben'ny fokontany io, nanatrika fametrahana katekista t@ fiangonana teo an-tanana. mbo mahagaga ihany.
mino mihintsy aho zao, fa demain, tsy ahita bus ndray, fa de ho alain'reo ambongadiny ndray ny bus, hanangonana vahoka erak'zé azo hakana olona. tena fitiavana va izany?
maninona tsy tonga oazy fotsiny eo, raha tena tia tokoa? tsy miteny aho oé, tisy tia ntsony izy an, porofo eto @ty sera2 ty. fa aleo ho avy fotsiny @zao é, mandehana @ fo madio, tsy arahana tambiny, otran'reo nandeha teny antaninarenina. reo efa nahalala fa faritra mena iny, nefa moa tsy tafiditra ny faritra mena akory de norarafana ny bala, nasiana avy ao ivoho.
raha hendry ianareo, de mandahana @zao, aza manaiky mandray vola, aza manaiky taomina @ camion na bus. tngava @zao fotsiny.
hay moa ny eto, olona mipetraka eto @ ville daolo, sy olona any andafy no betsaka ko, reo raha ho eny mahamasina, mandé @ fiarany izy. hahahahiiiii

25. lovelyri
(
10/02/2009 12:16)
raha za le olona reo de raisiko ny vola de za mijanona ao trano mihinana trondro :-D :-D
26. madamakely
(
10/02/2009 12:41)
bozyboleta:
Ohatran'ny tany tsy misy filoha intsony Gasikara, aiza nareo mpitondra e, asehoy ny vahoaka fa mbola ao ianareo fa tsy mangina fotsiny ohatr'ireny hoe tany milamina be ireny Madagasikara.
Ndreto zay e! :lol: :lol:
Fa tokony hitabataba ahoana moa zay?
Fa inona marina ary izany no tena tadiavinareo e? :?: :?:
Dia efa manaiky izany nareo fa ASSASSINS matoa mamaly ny tenin'i Andrywui hoe "aiza nareo ry ASSASSINS", tsara refa mibaboka e! misaotra!
27. bozyboleta
(
10/02/2009 12:52)
maninona tsy tonga oazy fotsiny eo, raha tena tia tokoa? tsy miteny aho oé, tisy tia ntsony izy an, porofo eto @ty sera2 ty. fa aleo ho avy fotsiny @zao é, mandehana @ fo madio, tsy arahana tambiny otran'reo nandeha teny antaninarenina.
raha hendry ianareo, de mandahana @zao, aza manaiky mandray vola, aza manaiky taomina @ camion na bus. tngava @zao fotsiny.
Ho avy miaraka @ fo madio tokoa moa izany, tsy terena, tsy tambazana ary indrindra indrindra TSY VIDINA toy ireo nandeha teny antaninarenina sy ireo mbola mandeha eny @ 13 mai sy ireo nasaina namaky sy nadoro trano.
Asehonay tokoa fa izahay nisafidy ary tohananay hatramin'ny farany ny safidinay.
28. heidi
(
10/02/2009 16:59)
aza tohanana izany rangah fa aleo hianjera eo ambony sezany efa mihozongozona be io ah! mihinandrery ny volambahoaka tsy mitady mpanohana kou refa te hitsapa hevi-bahoaka hoe hatraiza ny halalin'ny fitiavan'ny pokona ahy amzao ora sy fotoana izao de ho tohanana ve????
sady fandrangitana ny ankilany zany ka raha te hitady loza de mandehàna eny ndray après vo mimenomenona eo ddol ndray hoe mpamono olona ra valo mpamono olona ra tgv :°)

30. ni81
(
10/02/2009 17:04)
Ho avy miaraka @ fo madio tokoa moa izany, tsy terena, tsy tambazana ary indrindra indrindra TSY VIDINA toy ireo nandeha teny antaninarenina sy ireo mbola mandeha eny @ 13 mai sy ireo nasaina namaky sy nadoro trano.Mandehana daholo e! tantarao izay miseho rehefa avy eny. Na raha tsy izany dia ho hita @ fahitalavitra sy ny internet ihany e
Asehonay tokoa fa izahay nisafidy ary tohananay hatramin'ny farany ny safidinay.
31. bioubiou
(
10/02/2009 17:55)
ka na mandeha na tsy mandeha d gasy ihany e!
firy @ ireo olona manoratra ireo no tena sahy mijoro @ heviny eny amasom-bahoaka sy sahy mitonona ho pomban-dra anona sy ra-anona?
Vava samy manana ary samy mbo te hanapepo an'ny atsy sy eroa nefa jerena avy eo ny vokatr izao rehetra zao,betsaka no sahirana(may ny trano fiasana,mihorohoro,miakatra ny vidim-bary,tsisy menaka,na te hividy i phone aza zao lasa hividy foza orana satria mitovy ihany ny vidiny)
Ny vahoaka no atao fay "menaka" fa tsy rano akory nefa ry zareo efa samy miliardera daholo.
Mandainga koa ireo pro TGV ra milaza fa tsy nividy menaka tiko mitsy hatramzay, sy ireo pro ra8 ra tsy nihaino Viva!!!
Rehefa tsy hanaraka an i ra anona sy ra anona dia manaja tena,hajao ny fototry ny fiaraha-monina (tsy mangalatra sy mandroba ny fananan'ny sasany,manaja ny firehan-keviny dia milamina e!)
Bla bla daolo zany fa mbo mananà fitondrana tena mendrika fotsiny e!

32. heidi
(
10/02/2009 18:27)
ni81 :wink: kita fa marina izany :-D :-D :-D :-D aleo hianjera eo fa tsy mila tohanana zany.... :-P
Z0 SADY TSY MOMBA NY ATSY NO TSY MOMBA NY AROA....
mitovy ihany ireo samy tia tena kou atao inona no homba azy zay menjera de himehezana....
RAHA ny adi^tsezany no hahafaty aza aleo hifamono ho faty fa tsy ny vahoaka no atao fitaovana....NA TOTOHATRA FIAKARANA eo ambony seza
30. Mpandefa : bioubiou [ Valio ] 10-02-2009 18:55:44
Lohateny : Re : ENY MAHAMASINA RAPITSO NY MPANOHANA NY FITONDRANA
ka na mandeha na tsy mandeha d gasy ihany e!
firy @ ireo olona manoratra ireo no tena sahy mijoro @ heviny eny amasom-bahoaka sy sahy mitonona ho pomban-dra anona sy ra-anona?
Z0 SADY TSY MOMBA NY ATSY NO TSY MOMBA NY AROA....
mitovy ihany ireo samy tia tena kou atao inona no homba azy zay menjera de himehezana....
RAHA ny adi^tsezany no hahafaty aza aleo hifamono ho faty fa tsy ny vahoaka no atao fitaovana....NA TOTOHATRA FIAKARANA eo ambony seza
33. ni81
(
10/02/2009 18:45)
ni81 kita fa marina izany aleo hianjera eo fa tsy mila tohanana zany.... Ka rehefa seza tefy maika, tandrametaka, ratsy toerana ange tsy maintsy mirodana sy tapaka na ho ela na ho haingana e! :(
34. heidi
(
10/02/2009 18:55)
32. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 10-02-2009 19:45:51
Lohateny : Re : ENY MAHAMASINA RAPITSO NY MPANOHANA NY FITONDRANA
Voalaza teo :
ni81 kita fa marina izany aleo hianjera eo fa tsy mila tohanana zany...
. Ka rehefa seza tefy maika, tandrametaka, ratsy toerana ange tsy maintsy mirodana sy tapaka na ho ela na ho haingana e!
ka aleo hande am aradalàna fa tsy fandrombahana indray ilay seza tandrametaka dia hanao ny nataony koa anefa avy eo!
tsy tokony hifandrombaka seza izany fa aroso ny kandidà dia ny vahoaka ihany no misafidy zé tiny :wink:
IZY ALOHA TSY MAINTSY hoe hianjera ihany lay mpanogoronkarena matsiravina io fa zany hoe lay mpandrombaka koa hita be fa te hangorokanrena te hanankarena tmapoka zany, kou raha tsy izany ve tsy hahandry tantana otran'io, ny olona mahantra sy ny tena ory ara-piainana no fetsifetseny ataony totohatra fiakarana fitaovana fotsiny fa ny azy ny tanjona hafa mitsy.
35. belakely
(
10/02/2009 21:19)
mbola dérapage hafa indray io e!
tsy aleo ve fika hafa :roll: :roll: :roll:

37. xxx
(
11/02/2009 05:05)
hoy xxx :
Fantatro tsara io toerana lmazainao io fa ny akaikin'i Sambaina, efa mandeha mihitsy ny fanoratana anarana omaly ary dia 25000fmg no omena fa saingy rehefa tonga eny MAhamasina vao omena ny vola.
Mahagaga ihany koa fa ny filohan'ny fokontany Ambohipo dia fantatro tsara satria sady mpiandry no katekista dia manaiky miditra @ izao afera maizina izao.
Efa mihamazava ankehitriny ary miha voaporofo araka ny fantatra fa dia misy asan'ny maizina tokoa iarahan'ny Filoha ankehitriny mba hitazonana ny toerany, ezahina hatrany ny hanome fanazavana misy² eto rehefa azo ny avy @ ireo namana sy tapaka izay miasa mangina any ambadika any managona ny porofo rehetra mikasika ny fitondrana Ra8, izy indray aloha dia tsy maintsy hamerina ny be efa lasany t@ tsy rariny e!