Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina

1. jakaka ( 09/02/2009 21:24)
Efa fantatra fa izay rehetra te ho eo @ fitondrana dia tia manao promesse nefa tsy tanterahin'izy ireo izay tonga eoizany . Mampalahelo fa ny vahoaka no victime ary matetika no rebirebina fotsiny. Isika vahoaka mihitsy no tokony miady @ io système de pouvoir io fa tena manimba ny tanindrazantsika ny abus de pouvoir ampiharin'ny mpitondra toa an'dr8 zao.Tokony tohizana ny tolona mba hialany eo satria efa maro izay abus nataony izay, tsy mendrika azy intsony ny toeran'i Président satria efa lasa olona tia tena izy rehefa tonga teo @ fitondrana ary ny intérêny no nataony prioritaire @ fananganana magro eran'ny mada ary mamono ny businessn'ny olona izany satria ny azy no privilégiény. Bref,efa trop ny ataony ka mety @ny dia miala am-pahendrena izy raha mbola manana fierté en tant que malagasy izany.Izy nitsara an'i Ratsiraka hoe mpamono olona nefa izany no ataony ankehitriny, tsy mahay menatra izy @raha nataony maro izay ary ny fausse promesse hoe hanan-karena ny mahantra,izy ity no namitombo ny hareny. Tsy misy ilana azy intsony zahay, ampy zay
novalian'i evev ny 11/02/2009 06:06
2. Andribe ( 09/02/2009 21:30)
io le hoe ny atody tsy misy fa ny akoho no miverina eee iza anefa no nanao voalohany i andry sa i ra8 iza no aloha ny akoho sa ny atody tsika anie specta fotsiny eee ze atody mivoaka ao na lamokany aza de tsimaintsy mihinana 8O 8O
3. xxx ( 10/02/2009 00:38)
O rey zafim-ben\' ny havan\'aman-danitra ô ! mba mifamelâ indrindra tompoko o ,na mafy aza ny manjo dia ho zakaina foana izany .aoka ré tsy ho vitan\'ny karajia fotsiny ny fifanakalozan-kevitra eto é !mba miniàna manao ny mety é ,izaho mamabe teraka t@ 1911 Andriamiadana ségolène mahakanto ,anisan\'ny zanak\'i rakoton-dradama II ,dia miniana sy manizina eto am-pasan-drazambe fa tsy hamela ny tanindrazan\' ny taloha fahagola ho rembim-pahasahian\' olona tsy feno fanahy.Hivavahako ny avo sy ny zanahary hitahy ny tanindrazana mandra-pahatapitry ny fotoana hisian-tsika eto @ ity tany fandalovana voasarotra ho ,feno hakiviana sy filavoana .
4. ndenn ( 10/02/2009 00:44)
Injay ary ny anareo ry le olon-tsy vanombanom-poana ireto .
5. ndenn ( 10/02/2009 00:54)
Hafatra ny ahy iny . :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
6. xxx ( 10/02/2009 04:49)
jakaka:

Efa fantatra fa izay rehetra te ho eo @ fitondrana dia tia manao promesse nefa tsy tanterahin'izy ireo izay tonga eoizany . Mampalahelo fa ny vahoaka no victime ary matetika no rebirebina fotsiny. Isika vahoaka mihitsy no tokony miady @ io système de pouvoir io fa tena manimba ny tanindrazantsika ny abus de pouvoir ampiharin'ny mpitondra toa an'dr8 zao.Tokony tohizana ny tolona mba hialany eo satria efa maro izay abus nataony izay, tsy mendrika azy intsony ny toeran'i Président satria efa lasa olona tia tena izy rehefa tonga teo @ fitondrana ary ny intérêny no nataony prioritaire @ fananganana magro eran'ny mada ary mamono ny businessn'ny olona izany satria ny azy no privilégiény. Bref,efa trop ny ataony ka mety @ny dia miala am-pahendrena izy raha mbola manana fierté en tant que malagasy izany.Izy nitsara an'i Ratsiraka hoe mpamono olona nefa izany no ataony ankehitriny, tsy mahay menatra izy @raha nataony maro izay ary ny fausse promesse hoe hanan-karena ny mahantra,izy ity no namitombo ny hareny. Tsy misy ilana azy intsony zahay, ampy zay




Tsy vitan'izany ihany koa fa ny tanin'ny Malagasy koa no hamidy @ vahiny hambolena katsaka izany sy ny etc...tena mivarotra tanindrazana mitsiny... Oviana ary nisy nivarotra tany @ vahiny izany teto ra tsy ra8nareo????
fa angaha ra8nareo mihevitra fa azy irery ity Ma/car ity???
7. penguin ( 10/02/2009 06:34)
Ampiasana matetika io fiteny io. Voalaza ombieny ombieny hoe inona no mahatonga ny firenena mahantra ho sarotra vao hisy fiovana ? Samy misy nianatra ary mahagaga fa mba mamiratra aza ireo avy amin'ny tany mahantra tafavoaka sy miara-mianatra amin'ny zanaky ny tany lasa lavitra. Inona nefa no mitranga ? Ny maro anisa no lalaovina nefa ny maro anisa ve no tena tonga saina sa mora rebirebena avy eo lazaina indray koa hoe tsy mety io ? Mahantra satria tsy tonga saina amin'ny ho avy fa dia ny ampotomoto no vetesina ary ny tanora izay mbola tsy mahalala ny hiafarany no hetsehina satria maro an'isa sy be heri-po.
Bibilava atsofoka anaty pataloha io hoy le mpanao fanovamaso sady manesika ny bibilava anaty pataloha ihany ka izay laniny ao laniny ao. Samia mahatanty ary tapaho ny lohan'izay heverina ho ratsy fanahy fa aza faly mifampiantsara ivelan-tsihy.
8. evev ( 10/02/2009 06:53)
Fa ianao angaha mihevitra fa raha miala Ra8 dia ahazo firy ara sa firy ha amin'ireo tany ireo ianao, atahorako na 1m2 aza tsy ho azonao.
Tsy mety tonga saina mihitsy hoe ny vahoaka anie ka ataon'ny mpanao politika fitaovana fotsiny fa n'iza tonga eo n'iza tonga eo angaha izy ahalala ny anaranao akory.
Na enao io fotsiny koa aza anie no tonga amin'io toerana io tsy maintsy hanao toa azy ihany e! ianao aza ao ampiasana mpiasa madinika mbola mahita hirika hanodinana ny vola na ny fanan'ny orinasa koa maika enao fa tonga @ toerana avo ohatran'ireny? Tadidio fa na inona bizna na inona bizna dia efa miendrika fanambakana foana izany.
Manana mpiasa kely an-trano aza enao efa miseho mibaikobaiko sy manao tsindry hazo lena azy ireny ko maika fa tojo @ toerana ohatra ireny? IZANY NO MAHA-OLOMBELONA E! Ataovy tsara aloha ny fanahinao izay vao mitsara ny an'ny olona.
Ozy ny ao amin'ny Baiboly hoe " Ataonao ahoana moa ny fanala ny tsilo amin'ny mason'ny rahalahinao kanefa ny anao aza tsy hafakao akory "
Dikan'izany mila fanavaozana ny fanahindraolombelona fa tsy tafa mintsy.
Tadidio fa na Ra8 na Andry, ireo anie manan-kohanina foana e! ny frigo-ny any antrano izao efa feno provision, ary ny anao mba inona no hanananao, tsy vao maika miha-mijaly?
Mba tongava saina ihany hoa.
Moa ve raha nitari-tolona ry Andry sy ry Dolin ka andeha handrava ny lapa-panjakana, aiza izao ry zareo ary ny vahoaka aiza? Ao ny maty, ao ny naratra.
Dia tonga ami'izay ry mpiatsara-velatsihy isany hoe endrasana eny Mahamasina ny faty e, omena fanampiana ny naratra e! naninona anefa raha tsy namporisihina nankeny fotsiny ny olona satria fantatra fa lapam-panjakana io dia tsy nisy ireny rehetra ireny.
9. naughtyboy ( 10/02/2009 07:30)
fa rahoviana vao ho tonga saina ireto mimenomenona oe ataony mpanao politika fitaovana ? fa ngaha azy ireo i M.kara na i le8 io na ratsiraka na i andry samy mpanao politika ,tsarovy fa ny antony izao fihetsehambahoaka izao tsy fanoloana endrik'olona fotsiny fa FAMPITSAHARANA ny fanamparampahefana ahazahoana manambaka ny hafa @ alalany lalàna manakery aradrariny sy hitsiny itovizany rehetra na i le8 na izaho na ianao ,ka rehefa mazava sy mangarahara izay dia afaka miaramiasa tsy amintahotra na horohoro intsony ny fitondrana sy ny vahoaka izay no atao oe fanjakana manaradalàna fa tsy natao ho feheziny fitondrana fotsiny io no zvdehibe
Faniriana ny hampanakarena ny malagasy fa tsy tanjona nefa ny fanambakana sy fangalarana taona marobe no mampijaly azy ireo raha tsy lazaina ny fanamparampahefana,tsy nahafahany nisondrotra sy niarina.Tsy anjely akory no ilainy hitondra fa olona mahay manaraka ny lalàna ,manaja ny rariny sy ny hitsiny ireo no antony raha mandinika tsara isika rehetra nahasambatra ny vahoaka malagasy t@ androny fahampanjaka ,na dia efa nisy aza ny fiarahamiasa ny firenena tany ivelany ,nahoana notsy vita izany ankehitriny satria lany olomanga mahay mitondra ve ?sa efa nilaozany toetr'andro ny fitiavantanindrazana sa koa ny vahoaka natao ho fanitsakitsaka sy potehina lava izao ???tsia, ny mpitondra hahay manompo azy ireo sy manarina ny toetsainy ary ny fiainampireneny tsy @ herisetra na fibodoana fahefana na fanaovana ampihimamba ny fananampirenena, ireo no mapangetaheta ny malagasy fa tsy ny anarana hafa na endrika misolo
10. xxx ( 10/02/2009 08:24)
Fa ianao angaha mihevitra fa raha miala Ra8 dia ahazo firy ara sa firy ha amin'ireo tany ireo ianao, atahorako na 1m2 aza tsy ho azonao.

na tsy hahazo tany @ io aza aho, mba misy ihany ny ho taranaka aman-dimby, ho an'ny taranako, ho an;ny taranakao fa tsy ndeha hamidy @ vahiny, GASIKARAKO maha-sarotiny ahy.
11. xxx ( 10/02/2009 09:29)
Betsaka no azo resahina momba an'io tany io fa aleo ho avy ny fotoana hamoahako ny fantatro rehetra, ireo raharaha maloto ary ananako porofo mivaingana, mila fitoniana izao, ary mila manohy ny tolona am-pahasahiana isika tsy hanjakan'ny olona toa an-dra8 intsony i Madagasikara.
12. evev ( 11/02/2009 06:06)
Izao e! amin'izao fotoana izao mbola ny tany sy ny tanindrazana no namidindry zalahy fa ataovy miova io fitondrana io ho hitatsika eo fa ianao sy ny taninao mihitsy no hisy hamarotra.
Izao ianao mbola miham-bary sy laoka? Rehefa kelikely ianao dia ilay tsy fihinan'ny Olombelona mihitsy no mety ho haninao indray rehefa tsy mahay mankasitraka izay efa hanananao. Ny olombelona de tsy miezaka ho optimiste mihitsy fa dia pessimiste foana. Mba jereo koa ny zava-bitany manerana an'ny Madagascar e! firy taona izy no teo de firy taona ny teo aloha de ampitahao ny zavabitan'ireo fa tsy Tananarive ihany akory no hitanareo.
Mba manana toe-tsaina mivoatra fa tsy ny eo ambany maso ihany no jerena.
Io tolona io anie ra mba tolona hanala azy fotsiny tsy maninona de mba miova olom-baovao tanteraka e! fa hanala azy de hamerina an-dratsiraka sy ny mpiara-dia aminy indray?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0717