MISAOTRA AMIN'NY ANTSO FA HO AVY TOKOA MOA

1. andrywui ( 09/02/2009 13:26)
Mbola vao iray sy iray ny baolina zao ry le babakoto reto fa aza za no hanaovana titre manokana eto legonnn a !! voa nlaisany tamin'ny famonoan'olona aloha zahay zao e!! fa zahay ane tsy hamono olona zany fa an'A/tra rery ny aina sady eo ambony lohanlaisany tsirairay reo ny ranireo malagasy ireo !! fa ny anay ady milamina tsisy rà latsaka ary de ahita nytena pire amzay manomboka zao fa tsy maty fo amanaina zany ry le babakoto i Andrywui fa mbola hananatra anlaisany mpamono olona reo a!! ny anay tsy mamono olona zany fa ny fananana no ataon majifa fa vonoy aby ze hitanareo eny andalana !! mamonoa olona de maka basy any aminra8 de tongava soa any amn HELL
novalian'i Noue ny 09/02/2009 17:33
2. andrywui ( 09/02/2009 13:34)
Efa fantatray tsara fa tsy ampy tamin'ny sorona natao teny Alarobia ny zaza 27 nalaina ampitaka de nampiana ireo olona ireo ndray ny rà ilain'ny SATANA
zay mankasitraka famonoana olona de mpamono olona koa ary eo ambony lohany mandrapahafatiny ny rà nireo zany nalatsany aina !!! miandry azy ny HELL !! tsy hiditra amin famonoana olona TGV fa ze te hamono olona maka basy any amindra8
3. ravakamalala ( 09/02/2009 13:42)
fa ataoko nisy ra nilatsaka tamin ny ireny fandrombana tamin ny volana janoary ireny? iza no nahatonga ireny?

fa ity farany ty teny ambotsirohotra, dia atao resa be, ho an ny sasany moa dia tena "zarako aza naratra"? fatin olona koa ho entina mandehandeha eran ny tanana? mahamasina, 13 mai, izany no atao hoe manararao paty!
4. andrywui ( 09/02/2009 13:49)
zay mankasitraka mpamono olona de mpamono olona koa tsy hisy famelankeloka ho azy intsony mandrakizay satria an'i Jehovah ny aina !!! fa ny an'ny TGV mitohy ny tolona ary tsy mjannn na ho hamono olona amanjatony aza nareo !!! ny TGV de tsotra mitady fahafahana sy tsy mila jadxona ny malaagasy === tsy maintsy tafavoaka !! ka ra mbola te hamono olona de mankanesa any amindra8 hamindrany demony aloha de omena basy mamono olona koa !!! mbola mila sorona maro izy hitazonana ny fitondrana !! tsy ampy ireo zaza 29 natao sorona fa mbola ampiana hoy LOSIFERA de mazotoa mihinana ny corps ny avy eo !!
5. tsinjo ( 09/02/2009 13:50)
andrywui: tonga soa letsy bainina ,arabaina aloue ,aza de manao fiaviny tafara e ,sady aza miakapofona moe ,moramora iahany e
6. andrywui ( 09/02/2009 13:57)
miakapofona ny lohabe !! nbanao adidy lety zahay ry le babakoto reto a!! innn no mba vitanlaisany zao nefa betsaka Tim koa ane voatifitrandra 8 teny e!! zahay nikarakara na de amin maha malagasy fotsiny aza ry boriky lahy reto a! fa anareo ndray zao ny retour fa ho avy ny final !! ny anay garder na tsy hisy ràolona latsaka zany fa ny cococ no ampiasaina fa ny anareo ny ra no alatsaho fa anareo sy Jehovah no mifampitady avy eo !! ray ampiana ray == final !! miandry ny manaraka e !!
7. jiimm ( 09/02/2009 14:01)
Ireny no tena hoe mamono tena. Efa tenenina hoe aza miditra ao fa eeeEEEeee!!
Hita fa basy mbola idirana ihany. Zao na ny faty aza tsy asian'ny TGV hajany fa entina hampideraderaina etsy sy eroa. Araraotin'ny olona.
Eny e, fa efa nisy fizarana vola alouh omaly e, na tsy nibanaka aza le Lapa sy ny bank Centrale.
8. tidegrow ( 09/02/2009 14:11)
andrywui:

miakapofona ny lohabe !! nbanao adidy lety zahay ry le babakoto reto a!! innn no mba vitanlaisany zao nefa betsaka Tim koa ane voatifitrandra 8 teny e!! zahay nikarakara na de amin maha malagasy fotsiny aza ry boriky lahy reto a! fa anareo ndray zao ny retour fa ho avy ny final !! ny anay garder na tsy hisy ràolona latsaka zany fa ny cococ no ampiasaina fa ny anareo ny ra no alatsaho fa anareo sy Jehovah no mifampitady avy eo !! ray ampiana ray == final !! miandry ny manaraka e !!


misy babakoto firy ao @ nareo ry bainina aza mitsara ba tsy ho tsaraina aoka ianareo hangina fa izaho no hiady hoanareo raha mino an'i jehovah ianareo dia io teny io tazonina .fa lozany izay nahatonga ny fanafitohinanafa mitovy ny helony.nay ilay namono na ilay nahatonga azy .enao no mila tonga saina.sa alainy ratsiraka any andafy anao fety rehefa avy eo!
9. andrywui ( 09/02/2009 14:12)
mamono olona ry mpamono olona de aveo falifany an !! eoambony lohanze mankasitraka anreny vono olona reny ny rànireo vahoaka ireo ary hanody amin taranany !!! fa ny TGV ry le babakoto ty tsy mitady rà latsaka zany a!! mbola tsy jaune rouge io fa arabe aradalana !!! ny teknika sy taktik no tena adin TGV fa tsy fandatsahandrà !!! fa tohizo ny Blasfem nareo de tongava soa daholo any amin HELO ze mankasitraka io vono olona io
10. tsiafoi1 ( 09/02/2009 14:18)
mbola mila sorona maro izy hitazonana ny fitondrana !! tsy ampy ireo zaza 29 natao sorona fa mbola ampiana hoy LOSIFERA


O leity ry andrywui a!!! Nokobokoboin'ny marina ve ny Mpiampanga ka milaza-tena toy ny omby-atsika :

-Fa iza marina moa no namporisika ireny olona marobe ireny hanafika ny lapa ka hisedra fahafatesana toy ireny???? = TGV
-Raha fantatrareo marina ny zavatra niandry teny fa we mila sorona tokoa ny fitondrana, ka naninona ny vahoaka no najabakareo teny?????

Mba misy suite logique ve zany resaka lazainao izany???? Tsy midika ve izany fa ilay mpamporisika TGV mihitsy no mila sorona, mba hazoana pouvoir

Jehovah Andriamanitray dia mahery indrindra, Izy anie hisakana anareo @'izany fikasan-dratsinareo mbola hampitombo sorona izany
11. andrywui ( 09/02/2009 14:24)
tsyafoi ==== tadidio tsara ry vendrana fa mbola jaune tsy rouge io namonoanareo olona io fa arabe ! efa betsaka ny resaka sorona ataonareo sy ry ra8 nandeha teto fa aza mody faninnn ry tsyafoi a!! ary ianao mody miafina amin versets nefa falifaly sy mankasitraka mpamono olona io de anisany mpamono olona koa ianao!! ho very any amin Hell koa enao !! ity vakio APOKALYPSY 21---8
12. kidoropamba ( 09/02/2009 14:25)
TAPAHO NY ILAN-TSOFINDRAVALO DIA OMEO OSY ANY FA MAMONO VAHOAKA FOTSINY E.

TSY MAINTSY MIALA RAVALOMANANA FA TSY MISY HANAIKY MPAMONO OLONA HITONDRA FIRENENA IZANY.

MIALA RAVALO HOA!
13. andrywui ( 09/02/2009 14:56)
Tsyafoi == mbola sahinao ve ny milaza fa nanitsaka jaune rouge ireo olona reo de notifirina ??? tena demony mitovy amindra8 ihany ianao fa mody miafina aminio fivavahana io ra izany !! mpamono olona nareo !!! satan
14. jiimm ( 09/02/2009 15:10)
Tianao hompiana ve ny ondrianao dia alefanao any amin'ny abattoir?
15. kidoropamba ( 09/02/2009 15:31)
LAZAO NY DADAN'ELA JOSOA FA ATAON'NY VAHOAKA MIHINANA NY AMPANGONY EO LERY FA TANDREMO AN! FANTATR'ELA IZANY AMPANGO IZANY???????????

MIALA HOA ELA RAVALOMANANA FA TSY MISY MILA AN'ELA EO
16. andrywui ( 09/02/2009 15:52)
TSYAFOI AJANONY ATO MIHITSY NY FIVAVAHANA NA NY VERSETS BIBLIK FA MANAO BLASFEMIA IANAO
17. heidi ( 09/02/2009 16:35)
10. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 09-02-2009 15:24:31
Lohateny : Re : MISAOTRA AMIN'NY ANTSO FA HO AVY TOKOA MOA
tsyafoi ==== tadidio tsara ry vendrana fa mbola jaune tsy rouge io namonoanareo olona io fa arabe ! efa betsaka ny resaka sorona ataonareo sy ry ra8 nandeha teto fa aza mody faninnn ry tsyafoi a!! ary ianao mody miafina amin versets nefa falifaly sy mankasitraka mpamono olona io de anisany mpamono olona koa ianao!! ho very any amin Hell koa enao !! ity vakio APOKALYPSY 21

ta hanao aminy eo! :-D raha mafy nde sambory i ravalo de vonoy....
fa raha hendry dia hanaro ny olona lazaina fa mitolona nanao sorona ny ain'i ra tgv mba hisaina tsara vao netin'ny fo, zao lasa namono tena tsy fidin'ny teny anoloan'ny lapa
18. Noue ( 09/02/2009 17:33)
andrywui:

TSYAFOI AJANONY ATO MIHITSY NY FIVAVAHANA NA NY VERSETS BIBLIK FA MANAO BLASFEMIA IANAO
ary ianao sy kidoro aoka tsy hanoratra en majuscule fa mankarary maso eeeeeeeeeeeeeeeeee


:^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.8421