Andry: ento dôlo ny vady amanjanakar ny sabotsy: mba ho faty

1. nyavo2000 ( 09/02/2009 13:18)
tena mpamosavy lahy mihintsy ilay andryn-doza raha ny zavatra lazain'ilery no lazaina,

hoy ledala : ento daholo ny vady aman-janakareo fa hitotorebika isika...

Tiana='ilery hoe mba ho betsaka ny zaza amambehivavy maty dia amin'izay tena manana ny rariny le ledala...

soa ihany fa ny jomaka no betsaka fa tsy de betsaka ny nivingitra ny vadiny na ny zanany....teny mantsy aho nijery ny zava-misy ka nahita fa lehilahy ny 4/5n'ny olona tonga teny.
répondu par heidi le 09/02/2009 18:51
2. andrywui ( 09/02/2009 13:30)
fa anjely ve nareo ry mpamono olona a!! mbola manao BLASFEMIA koa !! assassins !!!! mendrika ny ho very any am HELL ze mankasitraka MPAMONO OLONA !!! olona amampolony ve hatao sorona daholo !! zay no hafatra azo tany Alarobia hoe mila sorona olona plus de 10 na 20 aho fa ra tsy zany tsy miverina ny fahefanao !!!! tsy ampy le zaza 27 ?? fantatra daholo ane zany e!!!
3. ralalaina ( 09/02/2009 13:43)
nyavo2000 = ela no tena olona tsivanona eto mpamafy lainga,mpamono olona ahatonay @ tady ela raha azonay
4. gasmlay ( 09/02/2009 13:45)
le pseudo fotsiny hoa no AVO,fa le fisainana IVA mitovy am le mpamono olona ihany!! : :@
5. tsiafoi1 ( 09/02/2009 13:45)
Salut lesy elà ry Andrywui a! Tonga soa

Marina tokoa aloa fa ny diable no mila sorona fa ny an'Andriamanitra efa vitan'i Jesoa Kristy teo ambony hazo fijaliana

Fa mba iza aza no nanosika an'ireo vahoaka ireo hankeny Ambohitsorohitra, ka hisedra fahafatesana e???? Tsy zay olona izay ve no tena mila sorona raha izany, mba hazoany pouvoir bebe kokoa????

Ny devoly de fahavalo RESY, ary mbola ho RESY @'ny farany.
6. jiimm ( 09/02/2009 13:46)
Tena tia tanindrazana marina ve ireo olona maty ireo? Sao de saika hanabanaka tao amin'ny bank centrale ary?
7. ravakamalala ( 09/02/2009 13:46)
tsy hainay izany, ny hitan ny masonay sy nibaribary tamin ny asabotsy, dia nisy olona nitarika handingana ny zone rouge, mbola pire, nnotsofina rano ny olona handeha ho eny ambotsirohotra, fa izy mialokaloka any ambadika any avy eo!

za olombelona iahny, tsy anjrako ny hiteny hoe mendrika ho any amin ny HELL i raanona na raanona, ny hany azoko tenenina dia ny devoly tsy voatery misy tandroka, na misy rambo foana,................
8. xxx ( 09/02/2009 13:54)
andrywui:

fa anjely ve nareo ry mpamono olona a!! mbola manao BLASFEMIA koa !! assassins !!!! mendrika ny ho very any am HELL ze mankasitraka MPAMONO OLONA !!! olona amampolony ve hatao sorona daholo !! zay no hafatra azo tany Alarobia hoe mila sorona olona plus de 10 na 20 aho fa ra tsy zany tsy miverina ny fahefanao !!!! tsy ampy le zaza 27 ?? fantatra daholo ane zany e!!!


tonga soa e, tatsy efa nisy nanao hoe traingy teny Ambohitsirohitra angamba ise, arahabaina tsy maty fo aman'aina

ha ha ha , fa ra8 angaha niantso anareo hoe miakara aty Ambohitsirohitra ?

Lazainareo fa PM no apetrakareo kanefa any Mahazoarivo raha tsy diso aho no ateriny ny PM ? Sa efa novainareo ilay izy !!!

Ary nankaiza hono i TGV t@ ireny ??? Eny e tsy mahagaga, rehefa mikabary aza moa izy , à peine hita fa takon'ny garde de corps koa, bien protégé izany e
9. andrywui ( 09/02/2009 14:00)
Andry TGV tsy avelanay ho vonoin'ny mpamono olona eo zany fa arovanay hatram farany e!! iAndrywui eto ampy anareo fatsy mila azy ry babakoto a!!
mankasitraka mpamono olona an !! hatraminle tsyafoi mpivavaka demony iny koa aza mamkasitraka mpamono olona tena ho any amin Hell nareo reo
10. ralalaina ( 09/02/2009 14:04)
Ra8 tsy maintsy miala no hainay e, no mbola ho any iavoloha indray aza tsy maintsy tonga foana izahay na zone rouge aza tsy manaiky raha tsy miala RA8 mpamono olona
11. andrywui ( 09/02/2009 14:07)
lalaina ==OK Ny mpamono olona mbola ho vonoin'A/tra miaraka amin mpankasitraka azy !! efa hita fa sorona mihitsy no tadiaviny (sorona hitazona fitondrana) mbola mila firy eny alarobia ??? zaza firy no mbola ho vonoina atao sorona ??? olona firy ??? eo ambony lohan&areo sy ze mpankasitraka azy zany !!!!
12. tidegrow ( 09/02/2009 14:20)
andrywui:

Andry TGV tsy avelanay ho vonoin'ny mpamono olona eo zany fa arovanay hatram farany e!! iAndrywui eto ampy anareo fatsy mila azy ry babakoto a!!
mankasitraka mpamono olona an !! hatraminle tsyafoi mpivavaka demony iny koa aza mamkasitraka mpamono olona tena ho any amin Hell nareo reo


tsy aleonao ve manao sorona miaro sy mitady sakafo ho any vady aman-janakao , toy izay miaro anilay boy kely sasatra ny miaina.MBA TONGAVA SAINA AMIN4IAZY FA AZA ATAONY OLONA MITADY SEZA FITAOVANA E LANY ANDRO..ARY AOKA HO AZY NAMORONA ANTSIKA NY FITSARANA FA SAMY TOMPANATONKA AMINY VONO OLONA NA I BOY KELY NA NY FILOHA AMPERINASA
13. kidoropamba ( 09/02/2009 14:24)
RAVALOMANANA IRERY NO MPAMOSAVY SY MPAMONO OLONA E.

EFA degradé mihitsy i COUTITY FA i JENERAL RAOELINA INDRAY NO NAKA NY TOERANY ATO.
Efa dégradé i Amiraly fa RAVALOMANANA no LASA NAKA NY TOERANY ato.

RAVALOMANANA SY NY OSY MAINTINY NO TOKONY ATAO SORONA FA TSY NY VAHOAKA MALAGASY E.

MIALA RAVALO FA FANETRY BE AN'NY TANY
14. andrywui ( 09/02/2009 14:27)
Tsy mijannn tsony io tolona io fa tsy misy firenena ho entin'ny mpamono olona zany eto !! TSY MAINTSY MIALA RA8 !! zay no tanjona !! sady mpamomono olona,, mpanao pactes Satanik , mipetraha fotsiny hianareo mpamaradreniranao ireo manao gogole eo fa ny vahoaka tsy maintsy mitolona
15. kidoropamba ( 09/02/2009 14:32)
TONGA INDRAY I AMARA ESSY......hin!hin!hin!hin!hin! HANDEHA HANAVOTRA ANDRAVALOMANANA....Taolana ny nify e.

ETO ENY @ 13MAI INDRAY AMARA ESSY HANAMBARA NY TENA IZY E.

AHANTONY ANY ITY LEVALO ITY FA FAHAVALOM-BAHOAKA.

MIALA RAVALO A!MIALA RAVALO MPAMONO OLONA.
16. akamatiana ( 09/02/2009 14:33)
aoka izay le fiantsina ady e, ary aza mifandolo sy mifandrahona eto zany e :-D :°)
17. kidoropamba ( 09/02/2009 14:40)
TSY MISY MIANTSY ADY ETO FA TSY MAINTSY FONGORINA NY FANETRY BE AN'NY TANY RAVALOMANANA MARC. Ilay bandy adaladala iny, mivavaka @ Osy sy MPAMONO VAHOAKA MALAGASY.

Tezitra ny zanagasy ato ary tena tsy azo sakanana: Vita ny amin'dRAVALOMANANA MARC e.

MIALA HOA ELA RAVALO A
18. Noue ( 09/02/2009 15:16)
inona ihany aza ity majuscule tsisy farany mankarary maso ity eee ??????
19. jemimah ( 09/02/2009 18:32)
jiim: zah koa mitovy hvt aminao hoe sao saika hanabanaka ndray ny maro an'isa t@ ireo fa tsy dia lay tolona loatra
20. heidi ( 09/02/2009 18:51)
ka ny tolona anie ry zareo dia ny fandrombàna de ny fitolomana ny entana norobaina e! fa mody fialàna pà fotsiny hoe mitolona ho an'ny firenena ....
RAHA I RAVALO NO tsy tiana, dia endrasana any am zay ahitàna azy any iny de tofiro vonoy any fa tsy ny maha tota kely no ampiharina isaky izay avy mivory ao am 13 mai ao
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0601