Manomboka rahampitso ny fakana ny ministera

1. xxx ( 08/02/2009 14:28)
Rahoviana no manomboka miasa ny gouvernement tgv eh ? ary ny fakana ministera ? mba liana izahay.ary iza avy ireo looser nanaiko hiditra ny gouvernement tgv?????
novalian'i marozevo ny 08/02/2009 16:19
2. Noue ( 08/02/2009 14:30)
fanjakan'ny baroa nga hono M/car eee ?????
3. Mirananirina ( 08/02/2009 14:35)
Rahoviana no manomboka miasa ny gouvernement tgv eh

Fa tara ve aho sa efa tgv eo aminy fitondrana
4. xxx ( 08/02/2009 14:40)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 08/02/2009 14:40)
efa eo @ fitondrana izy fa tsy manana pouvoir eh bizzare
6. Simpona ( 08/02/2009 14:41)
Velomy ihany ny téléphone sao dia voaantso ho ministra nareo e ...
:D :D :D
7. heidi ( 08/02/2009 15:03)
Fa tara ve aho sa efa tgv eo aminy fitondrana
fitondràna ankelakelantrano nalaina ankeriny fotsiny fa tsy nofidin'ny malagasy maneran an'i madà akory, bodongerina fotsiny de jereo taratra amzany ity hatao hoe filoha handimby
8. heidi ( 08/02/2009 15:04)
hanao bodongerina ny fanan'ny vahoaka ihany koa sy hanao didy jadona toy ilay raika lahy io dia ny eo ihany no eo..... kou tsy aleo hiady irery eo fa adalan'izay hanaiky ataony fitaovana hahatongavana eo am fitondràna fotsiny
9. Mirananirina ( 08/02/2009 15:26)
fitondràna ankelakelantrano nalaina ankeriny fotsiny fa tsy nofidin'ny malagasy maneran an'i madà

hay ve ,noheveriko fa tara za.
Handeha tonga dia hanao ministre ny défense za,amin'izay raha misy manafika dia tsy basy intsony no hitifirana fa tonga dia bomba be :lol: :lol:
Velomy ihany ny téléphone sao dia voaantso ho ministra nareo e ...

efa hoe za hoa ny ministra ny defense a
10. marozevo ( 08/02/2009 16:19)
Dia hitombo firy indray ny maty sy ny maratra rahampitso.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838