tohin'ny tantara omaly

1. xxx ( 08/02/2009 07:12)
hatramin'izao dia siosio no re fa ny mercenaire afrikana dia tao amin'ny lapan'ny iavoloha ary ireo no nitifitra ny mpitolona.
Nitsoaka niara tamin'ny vahoaka koa aza ireo miaramila taty ivelany satria matahotra ny ho voatifitra.

Raharahian'ny afrikana inona izay gasy maty any fa ny mission vita ny azy no fantany . Ireto afrikana ireto dia hitan'ny olona nandeha 4x4 mihintsy hoe

Tadiavina i tgv ka tsy maintsy maty anio ny delai farany ...

dia ahoana ny tohiny , misy fahamarinany ve ireo voalaza ireo sa ahoana marina ny tena marina

iza marina no tena ratsy e! sa samy mpamono olona daholo rehefa tonga eo amin'ny fahefana

toa marina ihany ilay feo rre raha izao no mitombona hoe samy nanao pacte tany senegal i ra8 sy deba ka rà mandriaka no iraisana.

ny r ekoa dia tsy pire noho ny tamin'ny 1991 ity raharaha ity fa pire noho ny tamin'ny 1972, anontanio ange ny dada ny dadabentsika e

dia izay ny vaovao re aloha fa samy miandry izany hoe maty ve le conducteurn'ny TGV rehefa niainga tao soarano ho ano @ amin'ny 13 mai ny train ary nandalo tonga tao iavoloha dia ni-raillé ary betsaka ny maty sy naratra.
Nolazaina manko fa hoe tgv fonceur izy, ka izay indrindra no tsy itiavana azy satria sahisahy, manelingelina

novalian'i xxx ny 08/02/2009 11:35
2. xxx ( 08/02/2009 11:35)
xxx:

rha mbola tsy nahita aloha aza milaza tsaho,fa io efa tsy mahagaga ,specialiténtsika gasy io

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3415