Nahoana ireo mpitarika teny Antaninarenina no tsy nampilaza
21. sitlo
(
08/02/2009 11:03)
demokrasia = haitrano sy botolo aminareo eh
kay ve tahotra propagandy no antony ampiasana sandry sy hanimban-javatra eh.
kay ve tahotra propagandy no antony ampiasana sandry sy hanimban-javatra eh.
22. heidi
(
08/02/2009 11:04)
19. Mpandefa : kalovavy [ Valio ] 08-02-2009 12:00:53
Lohateny : Re : Nahoana ireo mpitarika teny Antaninarenina no tsy nampilaza
De hiandry, ny fomba malalaka sy ampilaminana hoan'i heidy zany malagasy, satria efa hoavy 6taona mako zao ka mihay mitombo hiany ny fanany mpanararaotra fananambahoka
ka ilay fananana ve no tena mampalahelo ..... izay tonga eo anie ka hampitombo fanana daholo n'iza n'iza e! de ho toy izany hatrany izany isaky izay mitombo ny fananan'ny mpitondra?????
mbza ovàna indray ilay izy fa hita fa tsy mahomby.....
avela tonga ny fifidiana dia tsy mifidy azy intsony no fahendrena....
23. kalovavy
(
08/02/2009 11:09)
De izany zany ny mitarika ny fikorontanana zany, de zay tonga eo manararaotra , de omaly tsy miva zany malagasy sy madagascar , Tsy pour ny atso sy eroa aho, fa nimarina no jereka, fa lasa lavitra loatra, ny fanaovana zaho zaho,
24. kalovavy
(
08/02/2009 11:14)
Ny fananana no tena mapalahelo, fa zany no tsy ampy amin'ny malagasy, tsy mampivohatra ny firenentsika, satria tsiampy ny fananan enty miady, hampandroso, fa lasa samborekitra hoany olona ray
25. heidi
(
08/02/2009 11:14)
rehefa tsy rariny dia ahongana izy fa tsy ande manao fihetsehana tsy mahomby dia tsy inona fa ireny hita taratra am sary etsy sy eroa ireny ny vokany , fa io tgvendrana nareo io angah tsy mizaho zaho ihany ko
26. sitlo
(
08/02/2009 11:18)
Ny fahalalana no tena tsy ampy. Madagasikara tsiriritin'ny vazaha, ifarimbonany mihitsy. Ny gasy tsy mahalala fa ny mpitondra foana aminy no diso. Rehefa ampiasain'ny vazaha ny saribakoliny dia avy eo izy milaza fa manaramaso ny avy aty ivelany, nefa izy mihitsy no mitarika.
Ny malagasy tsy mahalala na inona na inona fa miakatra ny menaka no hitany dia diso izany ny mpitondra fa esory.
Ny malagasy tsy mahalala na inona na inona fa miakatra ny menaka no hitany dia diso izany ny mpitondra fa esory.
27. ngoiha
(
08/02/2009 12:11)
slt
zany no izy ka te hanao e,efa lazaina fa hoe zone rouge d mbola miditra ihany amin'ny sabotsy indray any IAVOLOHA dia ny manaraka any MAZOARIVO ndao INDRAY E
TENENINA FOANA FA EEEEEE
ANARINA FOANA FA EEEEEEEEEEEEEEEEE
Mba hendry am'manaraka ry TGVendrana

28. heidi
(
08/02/2009 12:15)
26. Mpandefa : ngoiha [ Valio ] 08-02-2009 13:11:10
Lohateny : Re : Nahoana ireo mpitarika teny Antaninarenina no tsy nampilaza
slt
zany no izy ka te hanao e,efa lazaina fa hoe zone rouge d mbola miditra ihany amin'ny sabotsy indray any IAVOLOHA dia ny manaraka any MAZOARIVO ndao INDRAY E
TENENINA FOANA FA EEEEEE
ANARINA FOANA FA EEEEEEEEEEEEEEEEE
Mba hendry am'manaraka ry TGVendrana
HAY VE KA MBOLA HITOHY NY FAMPITAOMANA, de aza mimenomenona ndray raha misy ny rà mandrika..... :-P DE ALEO DE MITAZANA FOTSINY SISA IZANY
29. jemimah
(
08/02/2009 12:33)
fanontaniana lehhibe apetrako aloa hoe fa nahoana i andry no tsy niakatra teny ambohitsorohatra sa efa fantany fa ampy tsara reo zezika nalefany nakeny:mba misaina ry vahoaka a! enao hasisiny nefa izy tsy makany
30. NyMisaina
(
08/02/2009 14:04)
Mahery ambonin'ny ratsy rehetra ny tena Malagasy ka afaka mandinika sy mamakafaka : tovolahy kely iray Malagasy 12 ans mipetraka manodidina an'i Paris no niteny izao: , izaho manaiky ny filazany.
Miainga avy ao Paris 1er, lieu de résidence ny "cerveau"- ny terorisma mihatra @ Malagasy sy Madagascar @ zao fotoana, manampy azy ny fohy-fisainana avy ao @ banlieues-sud de Paris, tsy maro izy ireo fa mahafantatra tsara ny tanjony: "Tanjona mazava ho azy io araka ne efa fantatry ny ankamaroantsika."
Vohaiko ny varavarana....Anjaranao ny manaraka......

31. naughtyboy
(
08/02/2009 17:35)
zao fotsiny ry zareo na mahalala ireo vahoaka mitaky ny rariny sy ny hitsiny na tsy mahalala tsy misy na 1 aza afaka manala ny ain'izy ireny ,satria heloka izany ary fandikana lalàna ary misy ny fomba anakanana tsy hananika ny zone rouge tsy ilàna andatsahandra ny mpiray tanindrazana n'aiza n'aiza,tsy ireo vahiny no nanome baiko ny execution-n'izy ireo fa ny mpitondra ,tsy mpangalatra na mpandroba na mpampihorohoro izy ireo fa aina toy ny ahy ny anao ary mitovy ka masina ..ary ireo mandatsa sy manao vava tsy voahevitra dia mahonena satria manao toa valalan'amboa ny ain'ny mpiray tanindrazana aminy na ireo vahiny aty ivelany aza dia manameloka tanteraka ireny fihetsika mamoafady nataony le8 ireny
32. heidi
(
08/02/2009 17:59)
ka efa hoe filma efa nandeha taloha kosa ka inona no mbola hirisihina amzany ihany e! toy izay hatrany anie no zava-miseho e!
ary hilahatra ho an'iza fa ho an'i ra tgvendrana ihany, ny tombotsoa tsy ho an'ireo olona nampiasainy ho fitaovana ireo fa ho azy ihany ka naninona raha mba nisaina kely vao nande teny, misy lalànany kosa ny tany , mandray fe-petra ny fitondràna raha misy ny mihoa-pefy hanatra daholo izany ary lesona ho am sisa, raha tsy nitifitra ny miaramila mino ve ianao fa tsy nisy ra latsaka ihany teo, jereo ireny fandrombàna tam herinandro lasa ireny, taoko nisy aina latsaka ihany koa fa satria zareo ihany no nandroba sy may tao dia tsy dia maninona raha mamono tena noho ny adalàny ve?

33. naughtyboy
(
08/02/2009 18:06)
aza ny tsy fitiavanao any TGV mihitsiny no entina hanamarinana ny famonoana olona ,na za aza tsy momba any Andry nefa ny tena zavadehibe sy masina indrindra dia ny ain'olona tsy ananan'iza2 fahefana ny manome baiko hanala azy raha ny zony no takiany,raha io no mbola tsy mazava aminao dia efa tsy ao intsony ilay fanahy mahaolona anao fa ianao sy le8 ary ratsiraka no mitovy eo anatrehany malagasy
34. heidi
(
08/02/2009 18:30)
SADY TSY TIA an"i tgvendrana aho no tsy tia an'i ravalo vendrana
fa kosa ny mahasorena ahy dia ireo olona manaiky hataony fitaovana dia mande misorona ny ainy ho an'i ireo roa lahy tsy mendrika ireo,
mba tokony nisaina kely fotsiny hoe an'iza ny tombotsoa avy eo,
n'iza n'iza tonga eo ny anaran'ireo gasy mahantra ireo dia mhantra ihany fa tsy hanankarena mihitsy akory, ny antony mahatonga azy ireo manao fihetsiketsehana dia hoe noana mahantra fa mangoronkarena loatra i ravalo
manao didi-jadona sns, ary ity tgv tsy didi-jadona ve io ataony io....
AFAKA mitaky ny zony ny vahoaka hoy aho fa sady mitaky ny zony izy ireo no mandroba manararaotra ny situation, manimba manapotika , izany ve mba mety kosa hoy ianao, ka raha mandray fepetra ny olona mbola eo amperin'asa tsy omeko tsiny mitsy akory raha nitifitra ka nahafaty olona,
mba fanjakàna misy lalàna izy io fa tsy fanjakan'ny baroa ka hanaovna lohamboto fotsiny. Handeha hanao bodongerina hibaiko fotsiny hoe izaho no filoha izao ka izao no tanterahanareo.....PFFFFFF

35. yonikafopl
(
08/02/2009 19:05)
Ny mahatsikaiky ana an, de ny faty omaly no nolazaina fa tsy rariny eee, sy tompotompoina sy indraindraina, hanaovana fotoampivavahana, nefa nge ka 82 fotsiny ee, fa le maty tam 28 reny , na ny faty aza tsy nisy mpaka nefa nge ka mpitolona TGV kou reny maty reny eee, sa ve za no diso??? nefa le maty tam 26 tafakatra 68 ngamba izy zay, tsy noraharahiana, tssssssssssssssss, hita mintsy we misy ambadika ao.......................
36. heidi
(
08/02/2009 19:28)
fa hita wa ry yonika! satria ny fandrombàna sy ny fandorana nataonjareo ihany no nahafaty azy, fa ity hoe nitifitra ny miaramila ka nahafaty olona 40 na 80, izaho aza nanao hoe plus n'izany no mety ho faty amireto andian'olona nande nitono tena tsy ampisainana nisangy fahafatesana teny....
DIA raha voatifitra dia ouinnn ouinnnn!
samy mpanohana azy ihany i tgv io na ireo olona maty may tamin'ny 26 na ireo olona maty omaly.....de mandehàna manohy ihany indray ary raha mbola te ampiana ny isan'ny maty

37. nani
(
08/02/2009 20:23)
Ry vahoaka malagasy ! aza mangarombiby andavaka intsony !! io izy fa mbola mitarika indray , de adalan izay mbola te hanarak azy !