I TGV sy i Dollin notompon'andraikitra
1. Ryhana
(
07/02/2009 16:11)
Miombon'alahelo am'ireo namoy aina.
MANAMELOKA TANTERAKA IREO IZAY NITARIKA OLONA HO ANY AMIN'NY ZONE ROUGE, dia i Tgv sy Dollin
MANAMELOKA TANTERAKA IREO IZAY NITARIKA OLONA HO ANY AMIN'NY ZONE ROUGE, dia i Tgv sy Dollin
novalian'i xxx ny 07/02/2009 18:48
2. jemimah
(
07/02/2009 16:39)
ny vahoaka no tokony ho tonga saina fa zarany mpanao politika aza misy ataony tohatra fiakarana;ary ny tena mahagaga ahy fa maninona oa tsy ry zareo mpitarika no voatifitra e! sa nanao lala-poza tokony reny aloa no voa voalohany dia @ zay tena mahery fo sy maritora
3. Noue
(
07/02/2009 16:44)
misy fetrany avokoa ny zavatra tokony atao eee ! nahoana no tsy ny fampiresahina no natao fa naninona indray no noentina teny @ ZONE ROUGE ny olona eee ??? sady efa hita fa efa mihena isan'andro ny isan'ny olona mpanaraka zao zavatra tsy rariny zao nefa dia mbola tohizana ihany! eo mitatatata oe manao didy jadona ny filoha ravalo nefa aiza zao zany didy jadona zany zao ??? nahoana no mbola nasahiana ihany hilaza oe JE DECIDE !! @ zay mbola nanendry pm inahy ?? fa tena fanjakan'ny baroa ve izy ity sa samy manao izay tiany atao fotsiny dia basta ????
4. Andribe
(
07/02/2009 16:54)
ka mba mianatra manao politika i boay kely dia mba aleo aloha ny vahoaka no vonoina naninona lery tsy teny aloha fa tany aoriana hihihihihihi katahotra te hividy ny lohany nefa matahotra ny masony . zao le oe aza ny ataoko no atao fa izay lazaiko tanterao ry zalahy aa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. ravol
(
07/02/2009 17:29)
nareo eto aza no tena loza mba miantso ny vahoaka ho tonga saina nefa ianareo aza tsy mandinika tsara ny zava -misy, Ra8 no tompon-kevitra fa mpanatanteraka Andry, ny fitaovana dia ny vahoaka Malagasy.
Mandiniha tsara fa aza entim-po, jereo tsara ny zava-misy, manaova fanadihadiana vao miteny fa tsy miteniteny foana.
Mandiniha tsara fa aza entim-po, jereo tsara ny zava-misy, manaova fanadihadiana vao miteny fa tsy miteniteny foana.
6. xxx
(
07/02/2009 17:32)
Ka ny marina dia misy litige foncier @ fanjakana frantsay sy malagasy io palais d' ambohitsirohitra io hatramin' ny nananganana azy .Izay no nanitikitika kely ny zavatra raha tena nozohiana .Trano naorina t@ fifanarahana malagasy sy frantsay izy io taloha kelin'ny nahazoana ny fahaleovan-tena ,ary natokana ho hifandraisan'ny soi disant elite gouvernante t@ izany vanim-potoana izany .Na dia manerana an 'i afrika francophone aza dia misy trano mitovitovy @ izy io .Bref tsy dia sarotra ny mamakafaka ny antony nanorenana azy ,ho an'ireo mahay mampiasa ny vahoaka sy mahay mampitady tombotsoa ho an' ny tenany sy ireo manodidina azy no tena marina .Mba fantatrareo moa fa misy zohy marobe ao ambanin'io lapa io ,mifandray @ antsahavola sy ambohidahy ,ary analankely ?
7. Andribe
(
07/02/2009 18:10)
nahoana no adalan i andry sy dollin nga zazakely moa ireny nilahatra teny ireny efa fantatra ny hahazo anao eny mbola misosososo toy ny vinanto tsy mahare fosa mankeny.Samy responsable ny tenany fa aza manondrotondro olona :-D :-D :-D :-D :-D Mahatsiaro ny nahavoa anay teny iavoloha aho dia mbola maro ihany ny voa. ZE VOA MANODIDINA SADY TSY MAHAZO FANANANA
8. zandikely
(
07/02/2009 18:40)
TSY TGV SY DOLLIN IRERY TOMPOKO NO TOMPON'ANDRAIKITRA FA RAVALOMANANA KOA
NANOME BAIKO OLONA HITIFITRA, AZO ATAO ANIE NANAPARITAKA IREO OLONA IREO TAMINA ZAVATRA HAFA, NA GAZ LACRIMOGENE NA RANO ....
MANAFINTOHINA MIHITSY
NANOME BAIKO OLONA HITIFITRA, AZO ATAO ANIE NANAPARITAKA IREO OLONA IREO TAMINA ZAVATRA HAFA, NA GAZ LACRIMOGENE NA RANO ....
MANAFINTOHINA MIHITSY
9. Noue
(
07/02/2009 18:43)
zandikely:FA IZA NO NANAO FANAMBARANA OE IZAHO NO MIBAIKO NY RAHARAHAM-PANJAKANA MANOMBOKA ZAO ???? IZA NO NADEFA IREO OLONA NI-AFFRANCHIR NY ZONE ROUGE NEFA NY MPITARIKA TSY SAHY NAKANY AKORY ???
TSY TGV SY DOLLIN IRERY TOMPOKO NO TOMPON'ANDRAIKITRA FA RAVALOMANANA KOA
10. Noue
(
07/02/2009 18:45)
jereo kely aza ity eee
M. Rajoelina a ensuite nommé son Premier ministre, Roindefo Monja, un homme politique de Tulear (sud-ouest).
"Ce palais appartient au peuple et à la commune, je décide de le donner à la primature," a annoncé M. Rajoelina JE DECIDE ??????
M. Rajoelina a ensuite nommé son Premier ministre, Roindefo Monja, un homme politique de Tulear (sud-ouest).
"Ce palais appartient au peuple et à la commune, je décide de le donner à la primature," a annoncé M. Rajoelina JE DECIDE ??????
11. xxx
(
07/02/2009 18:48)
ny vahoaka no tokony ho tonga saina fa zarany mpanao politika aza misy ataony tohatra fiakarana;ary ny tena mahagaga ahy fa maninona oa tsy ry zareo mpitarika no voatifitra e! sa nanao lala-poza tokony reny aloa no voa voalohany dia @ zay tena mahery fo sy maritoraMARINA io voalazan'i JEMIMAH IO.
RY ZAREO NO MIADY SEZA KA NY VAHOAKA NO MATIMATY FOANA TOY NY VALALA NOSAMBORIM-BOKA.
:(
