firy tôna vô tokony mahazo...........?
1. xxx
(
07/02/2009 10:43)
firy tôna ny ankizy lahy na vavy vô tokony hanao sipa! 15 ans ve?
SATRIA?
SATRIA?
novalian'i bradley7 ny 15/02/2009 18:37
3. Mirananirina
(
07/02/2009 14:07)
raha ny tokony ho izy aloha dia mihoatra ny 15 ans,satria any izy vao tanora .
Fa efa misy betsaka ny latsaka an'io.10 taona aza dia efa misy ,iry ny sipako,mbola any aminy maternelle dia efa misy amoureux(euse),fa toa kilalao.
Lazaiko anao fa nisy mpianatro izay 12 ans ;7ème.Isaky ny manao sport izahay dia tsy mety izy.Lava sy ranjanana be izy.Dia nanontaniako ny RAD hoe nahoana.Dia hoe sarokenatra izy e,Navelako 1 volana.dia ni-forcé-ko amin'izay.
Asory ny akanjo ,tsy manao short aho mademoiselle,mbola demoiselle aho tamin'izay.Slip anaovana hoy aho,fa tsy manaiky aho,dia nitomany,nitomany........Hitako hafahafa fa ningaiko ny akanjony fa mibotsina ny kibony.Saika torana aho,kay bevohoka ilay kalakely

4. gabidemony
(
07/02/2009 16:36)
l'amour n'a pas d'AGE hoy ny vaza zay, samy manana ny fotoanany
avokoa ny olona,ary fantatsika ny fivoaran'ny zavamisy @zao fa efa misaina
kokoa ny zaza ankehitriny,noho izany tsy tokony ho gaga isika ra mahita na maheno hoe 10ans na 12 na firy taona fa isika no mbola tsy zatra.
Rehefa lina ny hanao azy izy de mahazo zay.
HAFA ALONY LE FòRISENA TSY AO ANATIN'NY LISITRA!!!

6. ari.malala
(
09/02/2009 07:35)
ekena hoe l'amour n'a pas d'âge, fa raha ny hitako aloha ny antony manafaingana loatra ny précocité ny fitiavana (ny fahitako azy manokana) dia ny déssin animé mande am télé... sy ny fahitana ireo olona mpifankatia mifanorokoroka etsy sy eroa... HS iny fa iverenako ny lohahevitra. Raha ny hevitro dia mihoatra ny 15 taona (adolantsento)
7. gabidemony
(
09/02/2009 12:25)
@ zao fotoana izao alo indrindra fa aty ivelany,efa trobaka zany 15taona zany.
8. gabidemony
(
09/02/2009 12:32)
@ zao fotoana izao alo indrindra fa aty ivelany,efa trobaka zany 15taona zany.
9. Papoose
(
10/02/2009 00:57)
le fiaiana wa mampime ihany, ny sasany mbola mitsiry de efa trobaka sy milingilingy ny sasany ndray efa ramama sy rapapa mbola henjana be sy tsisy mpanontany no tsy mba manontany...ndrooooooo!!!!
11. lovelyri
(
10/02/2009 07:15)
za alou zany 15ans zany hitako ihany hoe atonony ee fa le fidirana am firaisana no ts haiko :°)
12. princesseN
(
10/02/2009 15:31)
le 15ans manao sipa ts maninaf si possible aleo miandry + f le oe 15ans manao firaisana no hitako kely lotra!
13. kotobekibo
(
10/02/2009 20:21)
Miankina @ toebatana io . Safidin'ny tsirairay . Ref mahatsiaro tena fa vonona izy , na lahy io na vavy .
Samy mahita izay mety aminy , ny sasany hoe ref manambady vao hanao RS ohatra .
Ny an'ny arabo vao 12ans d efa mahazo manambady ,
Ny record d Latino-americaine 5taona , no faran'ny tanora indrindra teraka .
http://baguetteville.actifforum.com/actualites-f9/la-plus-jeune-maman-du-monde-t1010.htm
fa ny bevohoka kosa d zaza vao 1 taona .
http://www.hinsolite.com/modules/news/article.php?storyid=718

15. soanja
(
11/02/2009 00:13)
Raha ny fahaizako azy dia tokony eo amin;ny 20 taona eo vao tokony hiditra amin'ny fanaovana firaisana ny olona iray satria eo vao tena mihavory ny saina. Entre 20 - 24 ans no feno sy vory ny sain'olona iray. Raha latsak'io dia mbola atao hoe zaza mitombo izy ary mety hanaonao foana.
Mila matotra tsara, afaka mahita ny ambony sy ambanin'ny fiainana ary mahatsapa fa ilaina ny tanjona vao tsara maka aina manome malalaka izay tiana zaraina. Amin'iny tsy hisy ny fanenenana satria safidy ny zava-drehetra.

16. kotobekibo
(
11/02/2009 00:50)
Papoose:
raha ny toebatan'ny kotobebain zany zao manao ahon?? :-P
Tokony efa nanana zafi-kitrokely mihitsy e! :-D :-D :-D
17. bradley7
(
15/02/2009 18:37)
ny marina dia mila efa maoty ara bàtaba + aratsaina vao tena tokony hanao sipa...
fa manjary mijaly fotsiny ohatra oe zaza kel ts ampy tôna defa iharan'ny prôblM setimental saad nef mbôl tsy hary saina tsara i gérer anzany.... bobak e!! etc..
fa ref anao sipa ntena tsara indrindra dia tokony efa manana objéctif i aboutir any amin'ny mariage ka ef possibl v zany à 15 ans!! atôk fa tsia... ra vonona anangana oav tsara en tou cas!!
sosokevtr ian nià fa anjaran ts11 n misafidy (life is a choice) .... d sam mi assum fotsn fa ef lebe!
:lol: