ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery............
1. xxx
(
07/02/2009 09:32)
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery:
« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! »
« Izaho no lalana sy la farine ary menaka, tsy mahazo mikaly raha tsy @ alalan’ny MAGRO irery ihany » Marka 7 ; 77
« Tiava ny namanao ary gadrao izay manenjika anao » 1Tim 7 ; 77
« Araraoty ny andro azo anangonam-bola fa miharatsy izao fitondrana izao » 2Tim 7 ; 77
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ho ahy irery anie ny voninahitra sy ny fanjakana ary fiadanana ho an’ny olona ankasitrahako !!
Dia nandray ny dibera TIKO izy dia hoy izy : « hano, ity ny dibera vitan’ny ombivavy be ronono nafarana avy any Afrika atsimo, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo, dia toy izany koa ny ronono : raiso ka sotroy, ity ny MANA MILK, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy rehefa lasa adala any @ hopitaly ianareo… »
« Raha misy olona roa na telo mivory tsy @ anarako dia sambory izy »
by réaliste @ 05 Feb 2009 01:20 pm

novalian'i marozevo ny 07/02/2009 23:48
3. badboy
(
07/02/2009 09:46)
Toa miakatra any @ atidoha ny dibera sy ny ronono raha izao!!
Aza adino fa tsy fifoka ny dibera fa fihinana ary tsy fisniffena ny ronono fa fisotro!! :-D :-D :-D :-D

4. ndenn
(
07/02/2009 09:50)
xxx:
ôtrizao hono no ataon'i R8 rehefa mivavaka lery:
« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! »
« Izaho no lalana sy la farine ary menaka, tsy mahazo mikaly raha tsy @ alalan’ny MAGRO irery ihany » Marka 7 ; 77
« Tiava ny namanao ary gadrao izay manenjika anao » 1Tim 7 ; 77
« Araraoty ny andro azo anangonam-bola fa miharatsy izao fitondrana izao » 2Tim 7 ; 77
Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.
Ho ahy irery anie ny voninahitra sy ny fanjakana ary fiadanana ho an’ny olona ankasitrahako !!
Dia nandray ny dibera TIKO izy dia hoy izy : « hano, ity ny dibera vitan’ny ombivavy be ronono nafarana avy any Afrika atsimo, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo, dia toy izany koa ny ronono : raiso ka sotroy, ity ny MANA MILK, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy rehefa lasa adala any @ hopitaly ianareo… »
« Raha misy olona roa na telo mivory tsy @ anarako dia sambory izy »
by réaliste @ 05 Feb 2009 01:20 pm
Be filatrony loatra ,tsy misy mampivaingana ny rariny sy ny hitsiny marina .Humour gratos quoi !!
5. marozevo
(
07/02/2009 23:48)
Rangahy iny aloha visy presidentn'ny Fiangonana lehibe iray eto Madagasikara e. Nefa rehefa jerena ny zava-misy sy zava-mitranga dia tena marina fa ôtran'io tokoa angamba no ataon-dRangahy iny rehefa "mivavaka" izy.