tena marary ny fo

1. MANOUWAY ( 06/02/2009 18:21)
zavatra mba tiako tenenina dia izao

marary ny fo am zao toe javatra miseho izao ilaiko raha mba miray hina isika n' aiza n' aiza rehefa eto amin' ity tany ity: indrindra ny Malagasy rehetra miparitaka rehetra any. Tiavo ny tanindrazana raha mbola velona. Aza misara- mianakavy ry bandy ah! Tohero ny fingana rehetra. Raha mba tonga any am tsy hita maso nge ka manenin' eh. Tongava saina na nifdy gauche na droite enao: androany mahaiza miaina na izany aza. Za le Tangalamena nipetraka ela teto Tànà
novalian'i max2 ny 20/06/2009 09:31
2. sitlo ( 06/02/2009 19:07)
Aleo ary tsapaina raha tangalamena marina na anarany fotsiny.

Mety ve ny manambady maro sa vokatry ny finoana kristianina naiditra tao amin-tsika no nanafoanana azy?
3. Papoose ( 06/02/2009 22:49)
misy fitsapam-pahaizana ato marina!!!!!
tsara ny mifankatia ka!!!ekeko de ekekkouu tanteraka :D
4. kotobekibo ( 13/02/2009 18:53)
peace and love e! :*
:-D :-D :-D
5. ninichantal ( 20/05/2009 06:10)
Mifankatiava iany raha mbola velon'aina e.... tsy misy toy izany no mampifaly saina. Ny maty aza efa lasa tsy azontsika antsoina.....Isika no ikasa ny ratsy ho adinoina.
Na ireo efa ol nifanerasera taminao talou aza tiavo e, na ireo efa lasa manao anao ho fahavalo aza tiavo e. Tiavo ny fahavalonareo oe e! na d sarotra aza ny mitia ireo namana tahaka ny tena....
6. max2 ( 20/06/2009 09:31)
na marary aza ny fo tsy afa manotra ny tena satria ny basy sy ny sandry izao no manjaka eto .ka akory atao zay no safidiny olona samy mazake
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.366