Noho i ANDRY TGV dia enjehina ny MERINA eraky M/car

1. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:12)
-Toa tsy hahitana kôzy mihintsy ilay andry alika maty iny...f'angamba modian'ileiry fanina hoe ny MERINA sahala amin-ledala ange ka henjehina mafy any @ faritany tsy noho ny inona fa io krontana tsy voafehin'ileiry io....

-Izany no paikan'ady politikan'i andry ka hireharehany fa mihetsika koa ny any @ faritany , izany sady mamakay trano, no mandroba sy mandroaka MERINA...

Mihevera ianao Antananarivo fa ataon'ny sasany sorona amin'ny fitadiavan-seza malotony, dia ny havanao, ny iray foko aminao no ataony takalo ka tsy mampaninona azy na maty sy ringana ary ripaka fananana any daholo aza....

Tandremo leisy fa hoa amin'là ny tsy mety indray andro any....
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:05
2. andrywui ( 06/02/2009 12:17)
Tena hevitra tsy mitombona miiitsy zany oe henjehina ny merina zany !! henjehin'ny firehana politika iza ?? i Ravalo ve ?? izy aza merina !! Rolond R ve na Lahiniriko na Jao jean na Reboza na? izy aza miaraka am TGV sady cotiers daholo ireo ! zany oe ra atao ny kajikajy lainga aforonlah ry lety de tsy mitombona mitsy zany fa tena hevitra babakoto mitsy
3. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:25)
Où l'ty f'éla ve eto mada aloha sa any ivelany, tsy mahita ny fiakaran'ny fianakaviana mistaoaka aty iarivo amin'izao e!

Ny fandrobana ny merina tany T/ve, Tuléar, Manakara, sambava tsy hitan'ny voamasoben'là sa mitapina in ny mason'là.

Ataovy ihany fa ny iray rà @ là no efa mandray ny kihony noho io ataon'i Andry TGV io....de faly élà...
4. xxx ( 06/02/2009 12:30)
za ety amin'ny volana ry lety de hitak aby ze miseho eny ambany eny a!!
ny fandrobana ataon'ny Tim amin'ny pokna ry lety no mampitsoaka azy fa tsy adi-poko na mandroaka merina zany a!! fandrobana no mapiakatra ny olona aloha!! satria rehefa mikorotana de oe avy am TGV io!! stratezia politika efa fika antitra anefa zany! ny Tgv ko aza mbola tsy misy birao na siege any am faritany ko aiza ko ary ze TGV handroba any ra atao oe TGV ndray ary le mandroba any am faritany zao !
5. andrywui ( 06/02/2009 12:32)
azafady alou fa lasa xxx aho teo fa za ian io fa za tsy mba miafina zany !!
fa elah kou ra mitady de afaka ataotsika lasa vovoka zao de zao elah!! k'ahoana ??
6. xxx ( 06/02/2009 12:36)
ialahy letshy le nyavo2000 ty, tena ny vodin'là no ambony à!!! mbo é!
fa ny havan'là ngà no nody? shao d lé betsileo avy ao @ 67ha azha zhany nody zany? sà le betshirebaka avy eny andoharanofotshy. aoka letshy marina a? shefa tsha mahita tenenina tshony, d azha mikozhy B.
ia kou zhao no alanareo manaraka ao? sho d ny anabaviko aza no alan'laishany ao an!!! mahamay nareo
7. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:36)
Misehoa éla raha tena mafy be, aiza no misy an'là sns...ho hita raha tena milay élà
8. andrywui ( 06/02/2009 12:42)
tsy mila miseho lety izy ry lety a! za atrehana alou fa za no eto alohanla eto ndray zao fa lery efa niainga teo fa hiverin tampoka eo iany !
---ka tsy misy merina enjehana lazainla zany eo fa aza mamorona mitsy elah !! sa ela no milako tampoka ze merina hitanlah eny andalana eny angamba de lazainla fa misy adipoko e! adin'ny samy hafa fiaviana e! tsy misy anzany eo ry le babakoto lahy ty fa ny fandrobana ataon'ny Tim no mampiakatra azy ireo aty amin villle alouh a!! ary ny Tim no mandroba azy satri tsis TGV any am faritany hatramzao ! MAZAVA VE
9. xxx ( 06/02/2009 12:43)
oay ôô, to miakatr'afo li-bandy ty klé, he he he. mbola aiza letsy ny 6mois à, raha tsy oé hanaiky mora eo ny pokona ko.

zany oé, raha ho avy eo tokoa klou liVAZAH B nareo avy any @ nation unis, d hiforitsa tateraka ra8n'la, d @zay izy tsy 6mois é. kalme là
10. bema555 ( 06/02/2009 13:00)
nyavo2000>>> Ny adi-poko dia efa nisy ela fa misy fotoana le izy somary mangingina.Ka raha misy izany ankehitriny de tsy nohon'ny politika akory fa nohon'ny olona ihany; ny olona ny vahoaka no mamoha an'le izy satria mahita occasion de manao!
Na R8 na TGV samy merina aby kou maninona toi no miteny hoe nohon'ny TGV no mahatonga ny ady poko? de maninona tsy ataonao hoe nohon'i R8 LE IZY!
Misy ny grevy de araraotin'ny olona sasany "amohazana ny adi-poko" mba hahatonga ny sasany ôtranao hieritrerira hoe nohon'ny x na nohon'ny y zao adi-poko zao! de raikitra amin'zay ny ady! de miady
LE POLOTIKA POLITIKA IHANY DE ADY POKO ADY POKO IHANY
11. xxx ( 06/02/2009 13:05)
mlay zany bema a, zany ahay mbo misy analyse, misy roridroritina!
ny an'i nyavo, efa volaza fa mirefarefa @tany. he he he.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1499