I Andry TGV mampihoroho: Manenjika an'i JACQUOT tarika GREEN
1. nyavo2000
(
06/02/2009 11:41)
Efa hafa kely mihintsy ity Andry Rajoelina fa tena TERORRISTE mihintsy, ankehiriny dia enjehina ireo mpiasan'ny kaomina tsy mety manao grevy na tsy manaraka ny hadalan-dry zalahy ? aiza ny DEMOKRASIA dradraina e! ny fahalalahan'ny tsirairay...
Isan'ireny i JACQUOT lead vocal ao amin'ny tarika GREEN izay mpiasa ao @ commune, miasa ( direction des affaires sociales) kanefa tsy misy poste fixe sy mazava tena hiandreketany hatramin'ny mois de juillet fa de tsy fantatra hoe ahoana... fanilikilihana ve rehefa tsy TGV... Ankehitriny dia isan'ireo nolazaina fa ao anatin'ny liste noiren'ny TGV izy satria tsy nigrevy nanaraka ny TGV ny alarobia lasa teo...ireo andiana mpampihorohoro voakarama manokana dia mifofo mafy ny ainy ....voalazany fa ny tranon'iray t@ ireo namany dia nodoran'ny TGV ny alarobia alina ( izay nivoaka gazety MIDI, tribune sns...) izay isan'ny karohina ihany koa...
Hita ankehitriny hoe iza no jadona, iza no mpamono olona iza no mpandoro trano, mbola tsy mahazo fahefana akory d'efa izao no atao...
Aoka izay ny lainga sy ramatahora fa ny vahoaka malagasy efa tonga saina ka tsy azo rebirebena intsony....
isika izay roboka amin'ny hadalan'ny TGV dia mbola fotoana hahafahana miverin-dalana izao fa hivarina an-kady tsy ho ela ity TGV ity.

novalian'i xxx ny 06/02/2009 16:12
2. xxx
(
06/02/2009 11:50)
Zany an!!? de maninnn ra enjehiny i Jacquot green aferany zany ! maninn ra nigrevy de amzay tsy nenjeana ! zao lasa nenjeana ! ary mitenena moramora rehefa manazava fa mankareni-tsofina ! tsy ny hira no hatao fa nilingilingy tam politika ka zao nenjehina ! nianatra an'i Rossy ?!! i Rapolibera ane efa mafy toto e!
3. nyavo2000
(
06/02/2009 11:59)
Tsy manao politika izy ry tain'alika an !
Aiza ny fahalalahana dradraina isan'andro fa manin no forcén'là higrevy ny ol?
makanesa angeh là aty manakorotana f'ataonay mihinana...ny t...là
TGV sy Andry mianakavy tena jiolahy tsy vanona

4. xxx
(
06/02/2009 12:10)
mbola tsy fay ny tam 26 janv anga elaisany no toa mbola avo vava sa mbola ampiana ndray ?? averina ndray 26janv bis ? an!??? vao nodomina kely taminio anefa defa latsa-tay fa reef mba mipirina kely ndray ny pokna de avoavo vava !! anay ny tanana ry makak a! zahay zao no manjaka ! ze tianay hatao fa raha tratranay mivoaboaka eny kou ity iva kely ty de mihinana mitsy !! hevi-BOMANGA ny anlah io!! hi! hi! hi! hi!
5. nyavo2000
(
06/02/2009 12:15)
tairo dia ho hita kely eo , alefaso...
tsy pokna leitsy ny bemiranga...., ireny indray de vita matavy ra vô tratra de mikôzy

6. andrywui
(
06/02/2009 12:21)
nyavo = vomanga be !
tsisy kozy milay ny anlah ry lety fa fopla daoul ny anlah ! aiza kou zao ze merina enjehina any am faritany eo ??? aza mitoraka bolao ny pokna Rainilita a! reo any amin faritany aza akaman TGV daholo satria avy any am cotes daoul ny ankabeazan mpanohana ny TGV !! de tena hevi-boloky marina ny anlah lety ry lety ka mitsontsona fotsiny

7. ifiona
(
06/02/2009 12:35)
xxx:
mbola tsy fay ny tam 26 janv anga elaisany no toa mbola avo vava sa mbola ampiana ndray ?? averina ndray 26janv bis ? an!??? vao nodomina kely taminio anefa defa latsa-tay fa reef mba mipirina kely ndray ny pokna de avoavo vava !! anay ny tanana ry makak a! zahay zao no manjaka ! ze tianay hatao fa raha tratranay mivoaboaka eny kou ity iva kely ty de mihinana mitsy !! hevi-BOMANGA ny anlah io!! hi! hi! hi! hi!
miala tsiny fa tena ambany be mihitsy ilay fisainana, soa ihany fa tsy toa anao daholo ny gasy e :(
8. xxx
(
06/02/2009 12:35)
nyavo2000:
Efa hafa kely mihintsy ity Andry Rajoelina fa tena TERORRISTE mihintsy, ankehiriny dia enjehina ireo mpiasan'ny kaomina tsy mety manao grevy na tsy manaraka ny hadalan-dry zalahy ? aiza ny DEMOKRASIA dradraina e! ny fahalalahan'ny tsirairay...
Isan'ireny i JACQUOT lead vocal ao amin'ny tarika GREEN izay mpiasa ao @ commune, miasa ( direction des affaires sociales) kanefa tsy misy poste fixe sy mazava tena hiandreketany hatramin'ny mois de juillet fa de tsy fantatra hoe ahoana... fanilikilihana ve rehefa tsy TGV... Ankehitriny dia isan'ireo nolazaina fa ao anatin'ny liste noiren'ny TGV izy satria tsy nigrevy nanaraka ny TGV ny alarobia lasa teo...ireo andiana mpampihorohoro voakarama manokana dia mifofo mafy ny ainy ....voalazany fa ny tranon'iray t@ ireo namany dia nodoran'ny TGV ny alarobia alina ( izay nivoaka gazety MIDI, tribune sns...) izay isan'ny karohina ihany koa...
Hita ankehitriny hoe iza no jadona, iza no mpamono olona iza no mpandoro trano, mbola tsy mahazo fahefana akory d'efa izao no atao...
Aoka izay ny lainga sy ramatahora fa ny vahoaka malagasy efa tonga saina ka tsy azo rebirebena intsony....
isika izay roboka amin'ny hadalan'ny TGV dia mbola fotoana hahafahana miverin-dalana izao fa hivarina an-kady tsy ho ela ity TGV ity.
Inona marina ary no tena ao andohan ilay ranamana ity , fa toa haratsiana daholo ity olona rehetra ity e?
I Nihry Lanto dia i TGV , dia iza indray no manaraka ?...
9. nyavo2000
(
06/02/2009 12:39)
hampiseho amin'ilay isany ny marina l'ty...diso fanatique loatra lisany ka tsy mahita ny andry tokony hesorina eo amin'ny mason'lisany...
Mbola ho avy ny manaraka e!...ny information sy ny mpaka information efa miasa any rehetra any...mbola aiza e!

10. xxx
(
06/02/2009 12:39)
le bandy io r'lery, le tsy nahazo rirany a, na taiza na taiza, d mamely eto klou. aiza ngà ny tranon'lery io, hanaovana operation kely??
reny lety le bandy avo anarana, fa ambany fisainana a!

11. andrywui
(
06/02/2009 13:00)
mamoaka farorabava mitsy ngama manaratsy an'i Nhiry lanto ! de zao ndray maninnn ndray Jacquot e! ny farany de elah iany no hanenjika anlah !! oe ataovy mihinana any le Nyavo babakoto io fa vendrana be (elah iany no miteny an'io ao amin'ny famoronankevitra) sady elah amzany isaky 1mn misy hevitra vao2 alefa foana ! ny sasany tsy hita ze andraisana azy !! bombetouk
12. xxx
(
06/02/2009 13:19)
ka zay rey andrywui, le oé ralery ngé le anisan'ny mpitsikilo é, d izy iany no mamoka heviitra bdb eto, d @zay hita doly ny fijerin'ny B sy ny maro. manao enregistrement ftsn, d avy eo manao tatitra eny faravohitra.
13. tidegrow
(
06/02/2009 13:54)
mangina daholo fa izaho miresaka izao dia aty mahajanga ary ny tsao no bediabe sy ny mabotoboty no milaza fa handroaka merina .fa ny tena marina zahay aty tsy misy grevy zany fa ry andry no nandefa olona handrava taty mazava izany sady ho tsarainy tantara eo! ny olona tratrany tsifidiny dia naka entana fa tsy migrevy.koa adinareo ao tana ao zany izao milaza izany dia avy ao tana sady tena merina fa sady tsy ravalo no i andry . tsy tia ny fitondrana sady tsy mbola iandry zay ratsirakista no aoka hitondra raha olona hafa mihintsy manaiky izahay.noho izany avelao i tondra ravalo.dia mitadiava olona hisolo azy ary tena fifidianana marina no azo anolona olona fa tsy baiko avy any ivelany.ravalo tsy miala andry tsy izy mihintsy .sady tsy mijery vahoaka fa mitady tombotsoa fotsiny .ianareo milahatra no fatifaty fotsiny eo!izy angaha hasolo ny ainareo raha matimaty eo nareo sa mahavita ny fiainan'ny havanareo
14. xxx
(
06/02/2009 13:59)
ary lasa nody ngà nyavo no tsy namaly tsony? sa lasa nitrandraka vao2 hafa ndray? sa efa lasa eny faravohitra hamely an'i lalao?? he he he
15. yuka
(
06/02/2009 14:59)
ianareo ve ry reto dia manaiky hoetin'ny olona toandry TGV ireny jereo anie ny fomba fikabariny ee! iza no hikabary hoe mitady izy tpk vavy sy tpk lahy ka
hahita ee! izy ndray hono no saka matory,kanefa kary vandana sady jiolahimboto.
manao lohana jomaka!
tokony tokony mba hisy diplaoma takina koa ranga vao afaka manao filoha aa!
tsy izao adala tsy endry rehetra izao dia te ho lohany daholo.
lasa ireo havanam-pianarana indray no hoetin'ny bado :roll:
na TIM na TGV miandrasa fifidianana dia manampahaizana aroso hofidinay fa ananatsika zany!
ry IVO HASINA zao manampahaizana manokana amin'ny fampandrosoana tsara raha olona toireny no hatolotriny TIM fa hilain'ny firenena ireny.
toy izany koa ny TGV olona matotra (fomba fiteny,fomba fiasa ) haroso dia andraso ny fifidianana 2012 fa ho avy any aho hifidy :D

17. andrywui
(
06/02/2009 15:58)
ary nipody tampoka io le ngama fa voa naharary tao zay !
iza ndray noolona manaraka haratsiana ry le nyavo ? efa bebe iany zay nopeanlah teto zay! de iza ndray fa efa heno teto ry Nhiry Lanto , Andry ,....

18. xxx
(
06/02/2009 16:12)
ry zalahy hoy i andry tgv boay kely tsy ampy ronono ka lasa jiolahimboto :-D :-D :-D :-D o^o o^o o^o o^o =)) =)) =)) =)) =))