ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra

1. xxx ( 06/02/2009 11:39)
VAOVAO FARANY:
ts hamats vola ny bailleurs d fonds ra mbol i R8 no mitondra!
satria afangaron'lery ny interêts personnels sy ny interêts de l'Etat!

DE INONA NO MBOLA TSY MAMPILALA AN-DR8 E! INONA NO ANDRASANY? MIRACLES VE? MIRACLES AVY @ PACTES SATANIQUES ANGAMBA ZANY!
DE MISISIKA IHANY HITONDRA...............MAMPANINONA NY MILA MORAMORA ? sa MILA miSY MATY MAROMARO VAO HIALA eo! bandy mpidrikina
répondu par yuka le 06/02/2009 15:02
2. nyavo2000 ( 06/02/2009 11:55)
Mbola hamarinina ny vaovao ingahy fa laingan'ny RFI izany..ho hita eo.

F'ilahy anga milaza fa i Andry mpano bontolo dia hahazo ny reconnaissance internationale raha hoe mandrombaka fahefana?

I R8 aza l'ty légitime sy légale t@ 2002, firy taona taty aoriana vao nahazo fankatoavana sy nahazo famatsiam-bola sns...

Ny tena mampalahelo dia fahanana lainga ny vahoaka ary tsy lazaina ny marina :
* aiza ny projet de sociétén'i andry @ zao ?, in no ataony ho fampandrosoana sy ny hamaliana ireo hetahetan'ny besinimaro lazainy io, manana ny hoentimanana amin'izany izy, ahoana no higereny ny crise , sns...

Tsy vitan'ny milaza hoe : "mihinam-bary in-3 ny gasy sy mahazo fanafody", ...ny olona raha ho eny @ 13 mai tsy resaka mihinam-bary in-3 izany , efa mihinana in-3 ireo farafahakeliny ( ny mpangataka eny amoron-dalana aza mahavita mihinana in-3)...asehoy izay tena programan'as mazava hampandrosoana ny M:car raha misy. tsy resaka manodina DJ fotsiny ilay izy fa mila compétence politique et économique ihany koa....


3. andrywui ( 06/02/2009 11:57)
tsy misy atahoratsika eto ra xxx fa avoahy ny ps a!! ka ra tsy ahazo vola am bailleurs de aleo ongotana manta eo zany izy fa sao hiara fesona eto! sady ny firenena rehetra koa ny ankabeazany efa nomendra8 taimbava sy fandrahonana daholo defa miandry anzao tournat X zao fotsiny sisa ny firenendehibe sasany hamaliany anreny avombava be nataony oe:""tsy mila zay fanampianareo firenena matanjaka reo zahay fa fiaraha miasa no ilainay!!..""" nefa sady mangataka ihany fa le vava eo ihany,ny tena anefa tsy firenena matanjaka fa tena faran'ny rambony amin fahantrana,de io hitsivalanan'ny membres sasany ao amin billeur io zany ny fonds ho an'ny Madagascar
4. nyavo2000 ( 06/02/2009 12:34)
zany leity no stratégie , homme d'affaire R8 fa tsy mpanao "wui " m'se ohatran'ny anaran'là ....efa ela .

R8 irery ny patron gasy mahay mampiasa sy mibaiko vazaha....fa izay mpanao politikan'là hafa any mpilalaka ny vodim-bazaha daholo indrindra i Andry, ny vodin'ny frantsay aza angatahiny lelafina ..
5. andrywui ( 06/02/2009 12:45)
ka na hitabataba mafy eo aza nyavo defa tsy misy hanome vola tsony zany ny firenendehibe mpamatsy !! de aonn ?? hanao innn elah sy ny Prezida zao ?? tsisy vola hiodinan'ny machine admin tsony zany
6. xxx ( 06/02/2009 12:54)
ka refa tsy nahazo sosy letsy, d mody nomena ny vahoka klou ny MBS à! fampisehona hono, fa milefitsa le raikalahy taloha é.
aoka hazava ry nyavo2000, fa matoa lay lehiben'ny BM tsy tonga, tsy ny korontana otran'zao akory no atahoran'reny karazan'olona reny. tsy tonga tsony izy, satria, fatany, fa ny sosy nalefany hatrizaya, lanin'lisany aby.
milazà ary elah, fa ny vidin'omby retraretra, nalain'laisany, natao ao andranomanelatra ao reo, d efa voaloa vola ara-dalana ao @ ministere finance ao!
ohatra reo bainn, fa ny manaraka mbola bdb à, raha zà elah mitsoka, elah tsy ho tafiditra ao @ force one ngé, refa hanainga le raikalahy taloha é!!
mitandrema elah
7. andrywui ( 06/02/2009 13:11)
an an an ka ! mety hoavelany mba afaka mamikotra amin'ny kodiaranle force one iany lery kah !
8. yuka ( 06/02/2009 15:02)
tsy maninona zany e!
mbola eto aziatika manome toky :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2093