Didy Jadona nandrara ny 'Foire de l'inscription et embauche'

1. pimaso ( 05/02/2009 18:39)
Fa tantaraiko zavatra ianareo fa tsy raikitra le ''Foire de l'Inscription et de l'Embauche '' tokony ho atao tao @ Bibliotheque Nationale anio fa noraran'ny Ministere ny culture satria jeune cadre no niorganisé azy
Tezitra indray ny tanora rehetra nitady fianarana sy asa
dia asa raha hanampy trotraka ny 13 may @ sabotsy
iza no mahalala?
novalian'i pimaso ny 06/02/2009 08:53
2. Noue ( 05/02/2009 19:39)
3. salopard ( 05/02/2009 20:16)
Marche de l'embauche ho an'i Patabe ndray io, ka ianareo no hitady hanankarena nohon'ny ramose? Jeune cadre a! jeune cadre!

Fa iza no boss, alaiko daholo raha vao marché mandeha e!

minoa fotsiny ihany ô!
4. Noue ( 05/02/2009 20:50)
ary raha mba jerevana kosa ny tena antony zany oe tsy natao io foire io ee ?? ahoana moa no azo hilazana avy hatrany fa oe tena io oe satria jeune cadre no niorganisé azy eee ???
5. ainaheri ( 06/02/2009 05:46)
Noue>< na iza na iza ni organisE,ny zavatra anontaniako voalohany ,an'iza ny tombotsoa? Tsy ho an'ireo mpianatra? amiko zany filambaniny fotsiny zao.....
Na inn ny antony na inn ,refa itanao fa hisy tombotsoan'ny vahoakanao sy ny tanora tsy hitako izay hanakanana an'zany,na mety kou angamba ingahy ra8 no nifinansy sy nanao ny organisation d miaiky aho,satria ampiasaina aiza ary reo tanora?? Magro,Tiko aza potika........
6. pimaso ( 06/02/2009 08:53)
tezitra daholo indray ny tanora mitady fianarana sy ny tsian asa
dommage encore
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0072