Mba vaovao mahafaly otr'zao no tokony hilazana an'i Gasikara

1. ainaheri ( 05/02/2009 16:19)
http://www.lemonde.fr/societe/article/2009/02/05/deux-freres-siamois-separes-a-l-hopital-necker-a-paris_1151285_3224.html Miala tsiny nohon'ny teny vahiny
2. ni81 ( 05/02/2009 17:42)
Nahafaly tokoa ny nandre ny fahavitan'ny fandidiana azy ireo t@ télé androany antoandro.
3. fahamarinana ( 05/02/2009 19:02)
:arrow: merci ainaheri tamin'ny rohy,ary za nama tara lava foana koa an!!nefa mba mijery tele sy vaovao ihany amin'io ... :( (l)
4. ainaheri ( 05/02/2009 19:38)
fahamarinana:

:arrow: merci ainaheri tamin'ny rohy,ary za nama tara lava foana koa an!!nefa mba mijery tele sy vaovao ihany amin'io ... :( (l)


Tsisy fisaorana ee,ka nareo varina maka aina ambanin'io coco io ,ko aiza no aheno vao² :-D :-D :-D


5. fahamarinana ( 05/02/2009 20:05)
:arrow: :-D :-D merci e, (l)
6. vale ( 05/02/2009 20:50)
fahamarinana & ainaheri: :lol: ....merciii ainaheri !!! :)
7. kotobekibo ( 10/02/2009 18:26)
zà koa nahita io t@ vaovao d mba faly ery! :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652