VAVAK'ingahy R8

1. bema555 ( 05/02/2009 13:09)
Zao no VAVAKY R8

« Marina daholo zany Zafy ! … tsy mendrika hitsimpona zay sombitsombiny latsaka avy @ latabatro akory ianao… nefa raha hanao TIM ianao tsy mba holaviko mihitsy !!! »

« Izaho no lalana sy la farine ary menaka, tsy mahazo mikaly raha tsy @ alalan’ny MAGRO irery ihany » Marka 7 ; 77

« Tiava ny namanao ary gadrao izay manenjika anao » 1Tim 7 ; 77

« Araraoty ny andro azo anangonam-bola fa miharatsy izao fitondrana izao » 2Tim 7 ; 77

Ahoana no tsy hinoanao fa mivavaka aho ? misaotra an’Andriamanitra mandrakariva aho fa nomeny vahoaka bado sy dondrona ary koa fiangonana mora vidy izay maharo ahy mihoatra noho ny foloalindahy sy ny miaramilako.

Ho ahy irery anie ny voninahitra sy ny fanjakana ary fiadanana ho an’ny olona ankasitrahako !!

Dia nandray ny dibera TIKO izy dia hoy izy : « hano, ity ny dibera vitan’ny ombivavy be ronono nafarana avy any Afrika atsimo, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy raha mahavidy ianareo, dia toy izany koa ny ronono : raiso ka sotroy, ity ny MANA MILK, izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy rehefa lasa adala any @ hopitaly ianareo… »

« Raha misy olona roa na telo mivory tsy @ anarako dia sambory izy »
by réaliste @ 05 Feb 2009 01:20 pm

ANJARANTSIKA MALAGASY NO MIERITRERITRA
novalian'i xxx ny 05/02/2009 15:06
2. xxx ( 05/02/2009 13:23)
IO NO AMPIANARIN'NY DEVOLINY KOA
:-D :-D :-D :-D
3. gimini ( 05/02/2009 13:37)
ianao ty ko tena hita mintsy we BEMADONTO, mahita kianina sy mahita atao tssssss.
Mba tia miteniteny foana zany raha bandy a!
fa i toi ve lany atao no mahavatra mintsy mamorona zvtr n'imorte koi ohatran'io e :lol:
4. xxx ( 05/02/2009 13:45)
io r'zalah, na aona na aona. na iza na iza no eo. isika MALAGASY mihintsy, tsy ankanavaka no tokony hiova a.

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO NDRAY=SY NY MANARAKA REHETRA

Zay foana no hitranga eto @tsika, raha tsy miova hatrany ifotony, na ny fanaovana politika io, na ny toe-tsaina io, ny retraretra mihintsy é.

tsy i lafrantsa, tsy i zamerika, tsy i rainiboto, tsy iza, tsy iza, no afaka hanova antsika. FA ISIKA IRERY IHANY. ny hafa mpanakorotana, satria isika manaiky hakorontana. ndana ngé mbo korontany reo, raha tsy asa fotsiny é? raha sahy koa moa, hahaha.

na ovaina tahak'n'inona eo aza ny contitution, na hanaiky fa ny president @zao fotoana d lanim-bahoka tokoa, ka tokkony harovana hatr@farany. rehefa tsy hiova isika, d ny eo ihany no eo.

mbo fampieritreretana é!!!

na iza hivavaka, na iza hanompo devoly, na aona na aona. rehefa resy lahatra isika, fa misy fahamarinany reo nolazaiko reo, avotra sika.
5. tsiafoi1 ( 05/02/2009 13:54)
De minoa fotsiny ihany e!
6. xxx ( 05/02/2009 14:01)
LANY ANDRO MINO FOTSINY IHANY EO, EFA DEVOLY NO MITONDRA NY FIRENENAO DE MBOLA MINOA FOTSINY IHANY E.
:roll:
7. nyavo2000 ( 05/02/2009 14:16)
devoly aza e! aza miteniteny foana ny vava....ny vava misy TAY no mahavita miteny izany
8. xxx ( 05/02/2009 15:06)
vava misy TAY no mahavita miteny izany

Ntsooooooo!!!!! tena mafy izany latsa-pitia @ Ra8ANANA izany o!!!!! :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0951