Hoy i Sarkozy........

1. ZoGasy ( 05/02/2009 08:47)

Jereo eto:
http://www.youtube.com/watch?v=Hnxags924jw

D aza mifanalabaraka samy malagasy @ manaraka.


>>Raha ny filohan'ny firenena lazaina fa Ngeza sy lasa lavitra @fandrosoana no tsy mahay teny Anglisy [tenin'ny varotra eran-tany sy Fanontoloana], d aza alAna baraka ny filohan'ny firenenao.

Misaotra.
novalian'i xxx ny 05/02/2009 21:48
2. Dmon ( 05/02/2009 08:52)
ZoGasy : forum nge eto eh, tsy hoe fanalana baraka fa firesahana, fampiadiana hevitra, fitadiavana vahaolana sns amina tranga iray.

fa lolll be klo le kabary eh hihihihi
3. ifiona ( 05/02/2009 08:58)
Zogasy: efa nalefan' toi tany @ lé adihevitra tatsy kosa io e, tokony tsy averina eto ntsony fa manjary misy tsy voavaly akory ny resaka sasany, zay oooo
4. ravatorano ( 05/02/2009 10:45)
ifiona < zay aloha marina

eto zany zao dia maniry ohatran'ny anana ny lohahevitra nefa raha jerena dia tokony ho iray ihany no ametrahana azy ireo matetika na tokony hisy hiaraka farafaharatsiny fa tena manjary tsy vovaly ny sasany nefa mba te handraisana anjara avokoa izay hevitra mivoaka eo !

ifiona < =D>
5. ari.malala ( 05/02/2009 11:33)
zoky Ravato, ianao moa tsy admin ato? sosokevitra raha mety azafady, raha mety ny anatambarana ny lohahevitra mitovitovy amin'izay mba misy ventiny kokoa ilay adihevitra? (miala tsiny fa olona kely miseho be teninteny e!:-P) dia misaotra mialoha!
6. xxx ( 05/02/2009 21:48)
Dia tsy valiana ilay izy dia izay e , ianareo koa anie mamaly e , fa mba fangatahana ny ahy si c possible raha asiana statistique par dinika hoe ny lohahevitra inona eto no be mpandray anjara indrindra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3521