Aharitra hafiriana indray ary izany ity crise 2009 ity?

1. xxx ( 03/02/2009 22:56)
Fanontaniana mipetraka @ tsirairay koa izy ity hoe aharitra hafiriana indray ary ity crise 2009 ity?

1972: nanomboka ny alin ny 12 mai teny ANKATSO sy tao Befelatanana dia nifarana ny 18 mai rehefa nametraka ny fahefana feno t@ Tpkl GABRIEL RAMANATSOA ny filoha PHILIBERT TSIRANANA, nefa moa mbola maro ny olana tsy voavaha dia nametraka ny fahefana feno t@ itpkl RICHARD RATSIMANDRAVA ny 31 desambra 1974 izy dia niaraha-nahalàla ny tantaran ny 11fevrier 1975

1991:Nanomboka ny fihetsiketsehana faran ny volana jiona , nandalo ny raharaha 10 aout dia nifarana t@ fifanarahana hanao teteza-mita sy ny HAE ny 31 octobra teny @ HOTEL PANORAMA

2002:nanomboka t@ valimpifidianana voalohandohan ny janoary 2002 dia sahotaka ny 15 janoary teo ANALAKELY ka hatramin ny 2e investiture teny MAHAMASINA ny 06 MAY 2002

2009:nanomboka ny lundi noir du 26 janvier ka mandrak'oviana ???


Ny raharaha 2002 aloha no record HATRETO!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2233