Rossy sa Sareraka...
1. Samoana
(
03/02/2009 14:34)
...no ho praiminisitra tgv?
(mety mba nilay ihany ity hatsikana sy lalao ity raha tsy nisy aina nafoy sy fandrombana :cry: )
(mety mba nilay ihany ity hatsikana sy lalao ity raha tsy nisy aina nafoy sy fandrombana :cry: )
novalian'i molota ny 04/02/2009 16:02
4. jasa
(
03/02/2009 15:23)
na i Rossy na I sareraka tsy an'ialahy izany fa ny manja aloha dia tsy ny ekipan-dra8 no ho eo :-P :-P :-P :-P
7. molota
(
04/02/2009 16:02)
ROssy aza efa nandefa Fax fa tsy manao POLITIKA intsony ny tenany, fa in :?: lé kely loha io ndray no mandainga sy manao B filaza! HATRAMIN'NY izao tsy hita akory izay atao, tena Rongeur mpanimba zavatra voalavo fotsy :twisted:
