Tsy mba leo ve...?
1. Fanhaiky
(
03/02/2009 11:47)
37 taona aty afara, tao anatin'ny 37 taona ihany koa
=> 13 Mai 1972 Firotsahana an-dalambe, misy ny maty ny Lehibe ihany no mahazo toerana fa ny kely mamay sofina amin'ny adim-piainana eny foana ihany
=> 10 Août 1991 Fitkonana an-dalam-be ihany koa, maro no maty teny Iavoloha vokatr'izany, nisy vokany teo amin'ny fiainan-tsika ve ?
=> 2002 Torak'izay ihany koa aiza ho aiza izao ny fiainan-tsika
=> 2009 Niverina indray ny tantara: Mihamafy ny fiainana, efa maro sahady no mitaraina maninona raha mipetraka eny amin'ny 13 mai miandry ny mana avy any an-danitra
Izao eh aok'izay fa lany andro eny fotsiny izay hihinanan-kanina kendrena fa aza manaonao foana ny olona mahita hohanina foana satria efa deba izy
Ny tantara efa vita koa aza averina intsony fa efa lany andro angamba izany mahandrasa fa efa afaka 3 taona anie de hisy fifidianana indray eh.
Sady le machine koa efa hi'derailler de ianao ve mbola hitaingina ihany miala tao fa sao idiran-doza ao.
Sad le Waggon taritiny koa anie ef antitra be eh :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

répondu par jasa le 03/02/2009 14:50
2. xxx
(
03/02/2009 12:01)
Fanhaiky:

Ka amiko matoa misy zavatra miverimberina dia misy cercle vicieux izany ao hoy ny fiteny vahiny izay
Efa zavatra efa tsy tiana mbola atao ihany!
Raha misakafo ao @ restaurant ve ianao no rosoina sakafo misy kadradraka dia efa mbà tenenina ilay mpandroso hoe fa inona foana ary ity e? Nefa mbola miverimberina dia normal raha voatoraka eny @ serveur ny sakafo aroso :-D
3. zoulou
(
03/02/2009 12:25)
ra mbola zao aloha ny fiainana, ny ho leo izany dia tsy misy, nareo angamba no efa tsaratsara fiainana ka dia afaka miraviravy tanana, dia avela hanara-po eo foana izany ny ratsy?
4. xxx
(
03/02/2009 13:08)
Za ndray mahita fa tena aim-bery maina fotsiny no naton-dry TGV raha vao niditra amin'ny HCC izany aleo atao adin'ny be sandry ihany refa leo ve ireo tsy hiala aiza eo sa ahoana...
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:

5. Fanhaiky
(
03/02/2009 13:11)
Za ts tsaratsara fiainana izany fa aleo miady ho an'ny tenanareo aloha fa aza mety rebireben'ny mpanao politika izany oa...
6. zoulou
(
03/02/2009 13:27)
ka iza moa no voarebireby eo fa refa mitovy hevitra aminao aloha ilay mpitarika ny tolona de mba tohanana, tsy hoe ny milahatra eny amin'ny 13mai ihany akory no manohana fa ny ohatrizao koa!
7. xxx
(
03/02/2009 13:55)
ze vita de vita fa ny ho avy ndray no jerena fa aza mamendrofendro eo e!! ze nitarika anle ady voalohan indrindra no tokony hifona amin vahoaka fa tsy hiavonavona sy hano didy jadona tsony ary tsy hanao taimbava be tsony de mety hilefitra kely ny pokna fa ra mbola sady mangalaketsa no avo vava de hitohy ihany ty fifanenjehana eto amn firenena ty
9. Noue
(
03/02/2009 14:25)
xxx:dia zay vita no vita zany eeee ! dia ity no vaovao farany
ze vita de vita fa ny ho avy ndray no jerena fa aza mamendrofendro eo e!! ze nitarika anle ady voalohan indrindra no tokony hifona amin vahoaka fa tsy hiavonavona sy hano didy jadona tsony ary tsy hanao taimbava be tsony de mety hilefitra kely ny pokna fa ra mbola sady mangalaketsa no avo vava de hitohy ihany ty fifanenjehana eto amn firenena ty
15H00 : Guy Rivo Randrianarisoa serait le nouveau PDS de Antananarivo. Andry Rajoelina serait donc destitué de son titre de Maire
10. jasa
(
03/02/2009 14:50)
Ny leo aloha sanatria. fa zao: izaho dia ny mandinika ny zava-misy no tena tiako; ka tsy mba anisan'ireo olona mirona atsy na aria ny tena fa mba manana ny foto-kevitra hijoroako koa aho, tsy tereko anefa ny olona hanaraka an'izany fa tiako aza izy raha manana hevitra hafa izay tsy noheveriko akory, satria zary harena ho ahy ireny. ny ahy ary dia tsotra, tiako ny tantara miseho mba ahafahako mandinika sy hampitombo ny fahalalako. raha tsy nisy ohatra io tolona io tsy dia azoko loatra ny tena hevitry ny hoe democratie, fa noho io hetsika io dia nifantoka be dia be tany ny saiko ary nitombo lavitra ny fahalalako; taiza moa no mba nahalalako fa hay ve ka efa maro be ny tany lafo @ireo vahiny raha tsy nisy io hetsika io; fa anisan'ny zava-dehibe koa ny fahalalako ny hoe Malagasy vokatr'ireo fihetseham-po maro ao @radio sns.
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
:D :D :D :D :D :D :D :D :D :D