Mbola i lafrantsa ihany, lafrantsa hatrany ...
21. bozyboleta
(
03/02/2009 07:01)
Tsiafoi>>> Izay indrindra mantsy.
Mila manana fisaina investisseur e! Io mantsy no anisan'ny tsy ananan'ireo gasy vizana tao anaty fotoana vitsy, rehefa nanapakevitra ny fitondrana fa hisokatra @ any ivelany. Izay le fanatontoloana.
Tsy naharaka fifaninanana fa nihevitra ny produits-ny ho lafatra ka nony injay nidiran'ny hafa de taraiky teo.
Ary io no mampanaintaina an'i lafrantsa amin'izao. Rehefa nisokatra ny fampiasam-bola eto Madagasikara ary nisy firenena matanjaka hafa nirotsaka t@ zany dia nangovitra lafrantsa fa very fihinanana. Ny toe-karen'i lafrantsa rahateo moa efa miha-mihemotra raha oharina @ sehatra iraisam-pirenena ary tsy manana volabe ampiasaina izany akory izy. Efa vizana daholo ihany koa ny orinasa frantsay ary tsy hisy hahazo marché izany raha hoe fifaninana madio.
De io manakorontana io sisa no atao hidiran'ny akama ahafahana manao risoriso.

22. madamakely
(
03/02/2009 07:26)
bozyboleta:
madamakely >>> Politika ange ny eto fa tsy parc filalaovana e!
Sao de diso adiresy otran'i tgv koa aza enao??? Efa zatra nahita le train kely sy le kilalao bedebe refa alahady sy faran'ny taona tao @ 13 mai de nitomany hiverina teo foana.
Mba efa madama hoa de mba matotra f'aza de zaza saina!
Ooops. Hay moa mitovy ihany nareo sy ry tgv.
salut bozyboleta, tonga soa eto indray izany isika,
1°somary tandremo kely le vava, nefa moa tsy dia mahagaga, ekipandra8 tsy maintsy oe copie conforme aminy;
2° raha milaza azy ho matotra ramatoa kely, dia ny fototry ny olana fakafakaina fa io anie tsy resaka alahelon'yaourt tiko fa resaka lalampanorenana ovaovana ka tsy mahagaga ra tsy takatrareo fa ny anareo kibo no miresaka
23. madamakely
(
03/02/2009 07:37)
tsiafoi1:
"L'argent appelle l'argent"
Ka nahay nampitombo ny volany izy matoa nitombo ny fananany, fa raha mahay koa mba manao fa iza no manakana tsy hanao e!
mbola tsy fantatrao angamba fa ra fifaninana ara-barotra no nisy teto mba samy navita daholo, tsy dia magaga fa tsy takatry ny pitsetsitra otranareo izany. tsy adala daholo akory ny pandraharaha malagasy sa enao no dia tena diso hendry tokoa, saino kely ihany e!
24. bozyboleta
(
03/02/2009 08:32)
mbola tsy fantatrao angamba fa ra fifaninana ara-barotra no nisy teto mba samy navita daholo, tsy dia magaga fa tsy takatry ny pitsetsitra otranareo izany. tsy adala daholo akory ny pandraharaha malagasy sa enao no dia tena diso hendry tokoa, saino kely ihany e!
TSIA
Efa resaka fampandrosoana sy fanatontoloana no atao, noho izany fifaninana manara-penitra no ilaina fa tsy fifaninana kitoatoa.
Tsy adalan’ny mpamokatra sasany no mifofotra @ fanatsarana kalitao mba ahazoany fankatoavana @ ireny fikambanana misahana ny fanaraham-penitra ireny raha tsy hilaza fotsiny afa-tsy ny ISO (International Organization for Standardization).
Mba firy @ ireo lazaina fa mpandraharaha malagasy te-hifaninana no manana an’io??? Mbola tsy laharam-pahamehana izany ho an’ireo sasany te-hampiasa vola fa mbola ny aha-be ny tombombarotra ihany aloha no mahamaika azy. Izany no tsy mampisy firy ny orinasa malagasy afaka manondrana vokatra any ivelany satria ratsy kalitao, nefa dia misokatra ho an’ny rehetra ny tsena iraisam-pirenena.
Ka raha misy ve sahy ary afaka manao an’io dia lazaina fa mitsentsitra, mangoron-karena, tia tena sa inn koa.
Ny fiainana mivoatra ary mila mivoatra torak'izany koa ny fomba sy ny toe-tsaina fa tsy hoe sotro aluminium mandrovitra vava foana no terenao hihinanan'ny olona hafa fa ny anao inox; fa refa mba misy mahita sotro inox otran'ny anao na tsara noho ny anao aza de wawawaaaa be.
25. zoulou
(
03/02/2009 13:34)

atao ahoana moa ry bozy no hanondrana any ivelany nefa ny eto an-toerana voageja, jereo aloha ny ambanimaso e! ra tsy voageja ny olona tsy hitolona ohatrizao
26. patrick2002
(
03/02/2009 14:03)
fifaninana manara-penitra hono :roll: :roll: nahoana no izy irery no afaka manafatra vary ,f"angaha mbola nisy nanafatra vary nahafaty teto :-D :-D :-D
aleo zao haandro sakafo fa may ny laoka ko.