MITADY NY SARY TEO @ 13MEY ANDROANY OOOO

1. tsinjo ( 02/02/2009 12:18)
mba sehoy eto njay alou le sary teny @ 13mey androany e mba emehezana njay :lol: :lol: :lol:
novalian'i zoulou ny 03/02/2009 12:49
2. heidi ( 02/02/2009 13:12)
SAO DIA MBA ATO?
hitako tany ho ity dia mba aparitaka hono ho hitan'ny be sy ny maro :°)

http://observers.france24.com/fr/content/blogosphere-malgache-emeut-violences-antananarivo
3. Simpona ( 02/02/2009 13:31)
Misaotra an'hiedi fa mahaliana tokoa :-*
4. andrywui ( 02/02/2009 15:33)
atao inn ny sary androany ooo !! sa mbola tsy fay ve oopoo!!
5. mion ( 02/02/2009 15:52)
le sary androany mba ilaina andrefesana anlà, maivana loatra
6. andrywui ( 02/02/2009 15:54)
maivana ve lety ah ra pezenla ?? tandremo anefa fa mandady any ambany fandriana elah ra vao averinay eo ndray le 26janv iny , atao bis ! hi hi hi hi
7. mion ( 02/02/2009 16:05)
lisany raha vao mibidra de mihidy daholo e, andramo ka zahao fa tsara koa any an-koatra. ary tsy hisy olona na iray aza manana saina andeha hamerina iny 26 janvier iny. ka ze mamerina iny zany da afoy fa tsy misy ilàna azy satria tsy afaka hampandroso firenena. manaraha ny ara dalàna refa nalaelo t@ sazy , ary aza manao afera maizina intsony fa manaraha ny mazava fa tsy oe ra8 akory no nanitsakitsaka . tsy mitovy ny hery mandrak'ity ny androany
8. andrywui ( 02/02/2009 16:09)
efa nanambitamby tsisy farany oa ny olona rehetra fa taimbava no azo !!!efa nilelaka tao na vadin Pety na Andry tgv na ,ireo mpanao politik reetr reo fa nitov ny valiny azo tam ra8 !!! ---taimbava sy fanambaniana !!! ka efa tsy mila resaka intsony zao fa aleo amzay zany hifankahita fa efa fenao ny kapoaka !! ka ze voa manodididna e!! lalanan'ny ady zany
9. heidi ( 02/02/2009 16:09)
rehefa hifamono eo izy mitsamy tsy olana samy mahay samy mafy loha samy tia tena sns, fa ny ny fananan'ny vahoaka kosa no robaina sy potehina....ny vahoaka madinika ihany tsin no mitanty ny vokany fa reo mahita hanina foana na hifanakitra vatakorona eo aza
10. mion ( 02/02/2009 16:19)
ka le boay kely tsy te ahalala an'zany , hamosavy malemy izy ka ny ao an-tananay ihany no haripany, ny mpomba azy ihany no amboariny e. tsitanareo ve ireny?
11. tsiafoi1 ( 03/02/2009 06:37)
Andrywui a! Aza manao botolo fisainana otran'izany leiretsy a! "Ny Hery tsy manaleo ny Fanahy"; De ilay Herin'ny Tsitoha mifehy izao rehetra izao.
Tsarovy "Andriamanitra tsy tompon'ny fikotranana fa ny filaminana" Azo antoka fa tsy avy Aminy Mpahary ireny gidraka ireny fa avy @'ny Losifera sy ny tariny!

Diniho tsara @'ny saina tony toe-javatra rehetra
12. zoulou ( 03/02/2009 12:49)
dia mbola mitampina inona ny masonareo no tsy mahita fa ra8 ihany no nahatonga ireny fatiolona sy korontana ireny. ny zava-bitany hatramzay nitondrany izay no manaporofo izany. ivereno daholo ny zava-misy rehetra fa aza minana ambolony fotsiny e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.043