ny olako ? be basy loatra

21. xxx ( 03/02/2009 13:06)
aleo ary aloha haka alalana amin rahery atsy aho ka ra mety lery de alefako eto au gros plan le izy fa ny tarehiko kosa tsy aseho fa ny eo ambany ihany, de ny ankizy tsy maazo mijery ! eny e! tsy le oe 15, 16 , 17 ane no inona e! fa le saiko tsy mbola mirona any amin'ny lehibe mitsy ,dasy tsy pedophilie zany aho fa aoka moa e! za aza efa idiran'andro ve de mbola atao anzany ko! fa le sipa farany niaraka tamiko zay kosa aloha 17ans izy fa mbola nahavita in-5 zahay vao lasa izy nefa maharitra 30mn mitsy aza ndraindray ! ka gaga aho oe tokony ho efa zatra ahy izy nefa lasa ihany, izy koa anefa de tena tia ahy mitsy fa de ze resaka zany ve no handehanana! nisy olona nanoro iany aho fa le halavany ony no afaka makany amin BMH de omeny anzany bague zany! de ho any aho zao alo
22. andrywui ( 03/02/2009 13:08)
ari.malala !!!!!aza makany fa voan fakapanahy any enao ,tamana tsy mety mody tson eo aveo , aleo alefanlery eto de iaraha mahita eto ny tena fipoakany
23. heidi ( 03/02/2009 16:53)
orera be kou izany zizitoara n'i xxx izany.....
:}
24. kelly13 ( 03/02/2009 19:44)
:-D :-D :-D

ao ny mitaraina fa b bonga, ao ny b menomenona fa kely bonga! aiza iany izy ty e
25. sakaizakely ( 03/02/2009 22:01)
kelly13> ao kou ny ezakilatera prekaosy :-D :-D :-D :-D
26. ikaretsaka ( 03/02/2009 22:07)
marina mihitsy izany ry sakaiza fa mbola tsy nisy resaka teo hoe henabaolina 3 no miaraka @ saosisy an!
27. heidi ( 03/02/2009 22:07)
tena lasa toute une histoire mahitsiny izy izany raha izany! :-D :-D :-D :-D
28. Papoose ( 03/02/2009 22:23)
nga tena tsy azo afenina mihitsy izy zao eee!! etsy ijereko azy wa
29. heidi ( 03/02/2009 22:31)
manin tokotrany ary raha alefa ho an'i ari.malala sy papoose ilay sary fa zareo zao no tena mazoto ny ahita azy! way! de izaho koa, hita eo raha tena marina ny refy na tsia :} sao manao resak'etotra fotsiny eto am forum eto....
30. Papoose ( 03/02/2009 23:44)
ie sady eto ny fohy azo atao lava de ny kely azo atao lehibe moa ny mainty azo atao fotsyyyy, chine chiche!!!! :-D :-P
31. heidi ( 04/02/2009 06:30)
de ahoana ny fanaovana anzany kia papoose ahhhh!
sa androky manana bagety majik???? :°) :^)
32. xxx ( 04/02/2009 10:26)
Nanotany andrahery aho fa tsy mety hono ary tsy azo hatao ny mandefa anzany eto fa ra misy te ampisehoanao anzany ozy de alao ny email ny de alefaso manokana amin kaontiny , fa de tsy misy torohevitra mihitsy ve ry zalahy raha tsy fanesoana sy fihomehezana no mba valiny ah
33. heidi ( 04/02/2009 10:33)
ka enao kou mody fanina fa afaka mandefa sary any am hafatra manoakana anie kou mail ah mail..... :^) ANDEFASO ALou i papoose sy ari.malala :^)
34. ari.malala ( 04/02/2009 12:21)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ilaina hita aloha nge le iz alohan hivoahan torohevitra e! fa ndana klou mankany am BMH e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D sod mba mis fika hafa anakelezana azy ian ohatra hoe averina atao didipoitra i xxx ohatra =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
35. xxx ( 04/02/2009 14:48)
Fanafody mapifintina hozatra ane no tena tadiaviko fa aleo de tsorina e!! misy hono izany ! ka iza no mahalala !mba lazao eto !
36. Lejoba ( 04/02/2009 15:29)
aza manaonao foana leity ry xxx ah. Sao "manjavona" eo io koa asiana fanafody hampihena azy aho hoe, entina any @ BMH eh, ets. Vao mainka nareo ataon'ny olona firesaka eo, sady @ izay tsy i xxx intsony fa miseho vatana mihitsy raha andeha ary sy ary izany.

Reveo manja @ izao fa fierté io rehefa aoriana kely eo. Manaova jean henjankenjana amehezana azy fa aza manao ilay lamba malefaka mora ingaina ireny. dia ataovy lavalava ny T-shirt sy lobaka eo amboniny fa angaha ialahy irery no manana 12 calibres anaty pataloha?
37. ari.malala ( 05/02/2009 07:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) averina fanindroany ny didipoitra hoa =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
38. ni81 ( 05/02/2009 07:42)
averina fanindroany ny didipoitra hoa
Ho tapahana tsisy intsony izany? :)
39. ari.malala ( 05/02/2009 08:46)
xxx raha eto madà enao d mihainoa RDJ fa le bandikely tao am radio record talou in toa lasa manao emision ao am RDJ d mi inviter anle rangà milaza tena fa sexolog d angatho ny numero any :6P tena resaka matotra!
40. dogymilay ( 05/02/2009 09:47)
reveko be zany bebonga zany
ny ahy ny divoko mety be amzany
na hanao in-20 aza indray alina tantiko sady tiakobe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081