mpanaradia ny tgv, fa niala
1. MANAKASINA
(
02/02/2009 04:02)
izaho dia mpanaradia any tgv, fa aleko nijanona, toa miseho milay be lery, sady toa manao didi jadona sahady, aleo ry vahoaka malagasy miandry ny olona hafa indray hitarika ny demokrasia eto madagascar ,fa tsy izy ity tgv
novalian'i ni81 ny 02/02/2009 11:08
2. sitlo
(
02/02/2009 04:11)
Tia anao aminy eo koa. :-D
Inona mihitsy aloha ilay demokrasia tadiavinareo fa tsy azoko mihitsy eh

4. barry
(
02/02/2009 05:41)
tsara aloha rehefa mahatsapatena toa an'ialahy daholo ny olona e; milay ry manakasina fa tohizo a!
5. ravatorano
(
02/02/2009 05:42)
efa nahazo seza eo amin'ny treize mai klouh lery e !
tsy olana izany na miala ao ianao na mbola ao e !
inn ary ty miala saady ity
:-P :-P :-P

7. badboy
(
02/02/2009 07:06)
Izaho koa faka milaza hoe izaho nanaraka TGV fa aleoko miala!! Inona ny prorofo hoentiko ilazana fa TGV niala aho?? Tsisy fa ny tiako ho lazaina fotsiny dia hoe manaova tahaka ahy!!
Tsy azonareo ve ny tena dikan'io hevitra io??? Fomba fiady daholo izany hoentina hanohanana an'i Ravalomanana!! Efa saika nandaitra ilay fika raha ny fijeriko ilay famalin'ny rehetra eto!!! 8) 8) 8)

11. ni81
(
02/02/2009 07:33)
himehezan'i ni81 ve aho kle'tieeeetsy i noue no mampme ahy fa ilay dinika mihitsy e!
Rehefa avy eo koa dia hisy hilaza fa zà nanohana an'i Ra8 fa niala sns... :lol:
12. tsiafoi1
(
02/02/2009 07:43)
Hafa dia hafa ny ity information farany henoko ity mikasika ny toe-draharaha ankehitriny: Azo ambara fa source fiable no nivoahan'izy ity :
A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....
B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :
1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"
2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....
3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....
Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....
Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....

14. madamakely
(
02/02/2009 10:02)
rixes:
za ra8 taloha de niala de zao za TGVALO =))
Na RaGV enao na TGVAlo tsy maninona fa aza miovaova fotsiny, indice-n'ny fahamatorana izany.
15. andrywui
(
02/02/2009 10:31)
rixes lazao ze tena misy anlah ato na vary elah na tsiparifary miaraka amindry penguin sy ry tsyafoi sy ry ngoiha sy ry molota sns ! fa aza tsis hazondamosina eo
16. nyavo2000
(
02/02/2009 10:40)
Ry TGV-iste ange efa tsy manana hevitra mafonja ho entina amin'ny dinika intsony fa vali-teny efa lany bala izany foana no hita.
Ny olona raha tonga saina dia tsara izany f'ilesany milzà raha halefa eny à 18 aloha hotsaboina .

17. andrywui
(
02/02/2009 10:49)
IO PS ANLAH IO AZA HATRAMZAY ELAH TIM FOANA KO TGV NIVADIKA AH TGV NIVADIKA !! EO ELAH DE TSY MENATRA MANDAINGA EO RY LE MANAKASINA !! FANTATRO DAHOLO ANE NY PS NLAISANY E!!
18. ni81
(
02/02/2009 11:08)
Na RaGV enao na TGVAlo tsy maninona fa aza miovaova fotsiny, indice-n'ny fahamatorana izany.zany hono hoy imadamakely
za ra8 taloha de niala de zao za TGVALOsamy manao izay mahafalifaly ny fony io e :lol:
rixes lazao ze tena misy anlah ato na vary elah na tsiparifary miaraka amindry penguin sy ry tsyafoi sy ry ngoiha sy ry molota sns ! fa aza tsis hazondamosina eoka raha hazon-damosina somary mararirary ve tsy aleo mijanona fa sao tapaka eny raha misy fifanjevoana? :-D