Miainga eto @ serasera koa ny désinformation : mailo ry nama

21. rakaroka ( 31/01/2009 16:09)
Herimiafina:


Fa na izany na tsy izany dia na ry zareo samy ry zareo aza dia efa tsy mifanaraka amin'ny chiffre satria chiffre omen'ny polisy ny an'ny sasany no alainy ny an'ny sasany indray chiffre omen'i Andry Rajoelina no tanteriny any Frantsa!
:^)

Fantatra mihitsy ny fisiana "version" maro ara-tarehimarika fa nisy "approche"
"analyse" maro nomen'ny "source" gazety pro "frantsay" tsy mihodivitra loatra amin'ny "izy tokoa ka!". La preuve pronostic aza no nomen-drizareo t@ nahalian'i Sarko teo fa dia izay tokoa ny résultat! . rahateo tsy honohonon'ny samy mpiandany fa misy olona avy aty koa anie miatrika ny any e! mba ilazana ny vrai info simplement! ary ilaina ny "version d'une tierce perso"!

22. klitika ( 31/01/2009 16:22)
Normaly i France 24 raha milaza izany satria samy Frantsay tsy mifanaogany
23. badboy ( 31/01/2009 16:22)
herimiafina:
Fa raha ny hevitro manokana dia raha tany demokratika marina i Madagasikara dia au moins aloha misy referendum na éléction provoquée dieny izao mba tsy hisian'ny korontana.


Ao ary atao hoe atao ilay référendum na fitsapanevibahoaka!! Ny apetraka ao dia hoe hitazona an'i Ravao sa tsia, satria mazmaly eny na tsia ny asan'ny référendum!! Dia avy eo raha azo ilay vokany ka manao hoe tsia andRavalo, dia eo indray izany vao hanokatra référendum vao² hametraka ilay tetezamita??? Dia iza no hitondra mandrapahavitan'ilay référendum mametraka ilay tetezamita, nefa efa lany ny tsia???

Dia raha ho raisina indray ilay hevitra faha2 hoe hanao élection anticipée : f'angaha moa tsy izay no efa nandrasan'ny maro fa i Ravalo no tsy mihontsina sy tsy te hiala eo @ sezany??? Izaho isan'ny mankasitraka ilay fifidianana saingy ny zavamisy @ zao tsy afaka ny hametraka io vahaolana io!!

Noho izany tsy maintsy lalana 1 ihany no sisa azo atao, dia ny fametrahana tetezamita rehefa avy lazain'ny antenimierampirenena ny fialandRavalo @ fitondrana!! Efa nisy i oteo @ tantara rehefa tratran'ny ampaisomant i Zafy!! :-* :-* :-*
24. xxx ( 31/01/2009 16:29)
hoy i noue
kiiiii nidiny hatramy ny sobika klet'ieeeeeee ! tao no nahitana ny tena fandehan-javatra tsssssss
:-D :-D
25. xxx ( 31/01/2009 16:29)
Misy malagasy maro efa tsy manana ny nationalité gasy intsony marobe aty andafy aty , ary raha vao miresaka momba an'i Dago ny olona manodidina an'izy ireny dia mihodina toy ny tsy teo intsony ny tenany .Niresaka t@ lehilahy antitra iray isan'izany aho , dia izao no valinteniny . Mbola tena voageja tanteraka ny sain'ny gasy kely satria asociaux de nature ny vahoaka malagasy , ka poretin'izay tonga hitondra ny fanjakana , tsy mahatsapa ny harena goavana be eo ambanin'ny masony ny gasy fa dia ny mitsiriritra vao avy any an-kafa foana .Tsy mahafantatra izany atao hoe tena fahoriana marina ny gasy ,fa mbola manana ny harena voajanahary ao aminy ,ka tsy dia manana finiavana ny hampandroso ny taniny.
26. patrick2002 ( 31/01/2009 16:29)
Herimiafina:

Marina mihintsy izany.
Fa raha ny hevitro manokana dia raha tany demokratika marina i Madagasikara dia au moins aloha misy referendum na éléction provoquée dieny izao mba tsy hisian'ny korontana.
Ny olona anie marina fa betsaka ny tsy faly e, fa tsy midika hoe rehefa tsy faly amin'ny fitondrana dia tsy maintsy forcément pro-TGV, diso be izay.
Ka noho izany, ny autoproclamation amin'izao contexte misy izao dia anti-democratique. :^)


Betsaka ny olona efa nitarika teo @ opposition maro isa izy ireo fa tsy nihetsika ny vahoaka ,ity TGV ity ,ny olona vao nihetsika ary naha i ra-8 miseho azy beloha iny aza nilefitra ,midika izany fa manana credibilite izy ,sahala @ nananany ra-8 an'izany t@ 2002 . Heveriko izany fa betsaka ny pro TGV ,na ny eny @ faritany aza, marina fa tsy misy TGV eny @ faritany.
27. Herimiafina ( 31/01/2009 16:30)
Marina izany! Fa raha ny hevitro dia ny fangatahana tokony napetrak'i TGV voalohany any amin'ny AN dia io éléction io fa tsy tonga dia demission tsotra izao. Mbola azo destituer-na koa ny president ary miandry éléction vaovao, izay ny procédure democratika tena izy fa tsy tonga dia hoe izaho no prezident.
:-D
28. bozyboleta ( 31/01/2009 16:35)
Mapme reto mpitazandavitra reto :lol: :lol:

Tsy mino ra tsy mahita. De aleo mino habobo.
Aleo tokoa ny tantara no hitsara.
29. Herimiafina ( 31/01/2009 16:37)
bozyboleta:

Mapme reto mpitazandavitra reto :lol: :lol:

Tsy mino ra tsy mahita. De aleo mino habobo.
Aleo tokoa ny tantara no hitsara.

Mino ny 100m eo alohan'ny masonao sa mahita sy min0 ny 592.000 Km2? Mbola samy hafa koa izay. :-D
30. badboy ( 31/01/2009 16:39)
Herimiafina:

Marina izany! Fa raha ny hevitro dia ny fangatahana tokony napetrak'i TGV voalohany any amin'ny AN dia io éléction io fa tsy tonga dia demission tsotra izao. Mbola azo destituer-na koa ny president ary miandry éléction vaovao, izay ny procédure democratika tena izy fa tsy tonga dia hoe izaho no prezident.
:-D


Ka izy ange tsy nangataka ho président fa hitondra ny fitondrana tetezamita eh!! Samihafa be izany!! NYAVI andRatsirahonana t@ déstitution'i Zafy ve izao dia azo antsoina hoe Président? Azonao antsaina fa tsia avy hatrany ny valiny!!
:-* :-* :-*
31. Herimiafina ( 31/01/2009 16:51)
Raha tetezamita indray dia tsy izy mihintsy no tonga dia hitondra an'izay fa satria mikorontana ny tany dia olona manana traikefa amin'ny securité interne no tokony ho eo! :^)
32. badboy ( 31/01/2009 16:57)
I Dollin ranamana efa vonona ny ho eo anilan'i TGV ny @ izany f'aza matahotra!!! :-* :-* :-*
33. Herimiafina ( 31/01/2009 17:28)
Rehafa tena nandinika aho ry Badboy dia tsy tetezamita no tena revindry leirony fa tena raprezy mihintsy, henoy tsara anie e! :-D
34. mala ( 31/01/2009 17:45)
Ka mbô lazao moa 'zay tena marina e.
Eo ny sasany toa nametra-panontaniana hoe tsy ampy 2000. Dia eto lazaina fa 2000 indray!
'Izay anie ilay hoe rehefa tsy "mahafantatra" dia aleo mangina toa izay manely tsaho!


Ny tenanay dia tany t@ 13 Mai androany ary tsy 2000 zany fotsiny no tao (izany 2000 zany ané ka mbola vitsy nony mpianatra anatina Lycée iray é)
Ny tenanay moa zany tsy démographe fa tsy nifanalavitra isa t@ t@ Alatsinainy 26 teo (angamba +2/3 teo ho eo)
35. Herimiafina ( 31/01/2009 17:47)
10.000 Fmg = 2.000 ariary. :-D :-D :-D :-D
36. badboy ( 31/01/2009 17:52)
Herimiafina >> Mino aho fa tsy ho kely saina ranamana TGV ka dia ho ny Filohampirenena no ho ketrehany fa hijanona @ ilay nolazainy hoe fitondrana tetezamita ny ho ataony!! Hadisoana sy hadalana lehibe no ataony raha izay no zavamitranga satria ny filoha dia mila fidiana, fa ny tetezamita dia afaka atoetra tsy misy fifidianana!!

Ny tantara no hilaza hoe hitsangana ve ilay tetezamita, hiala ve Ravalomanana, ary hisy ve ilay fifidianana ao aorian'ilay tetezamita izay tsy hihoatra ny 2 taona ny fisiany!!!! Tout un programme!!!! :-* :-* :-* :-*
37. ikaretsaka ( 31/01/2009 18:33)
wait and see e
ny anay OLP (Olona Leo Polifika) dia izay sisa
38. badboy ( 31/01/2009 20:02)
ikaretsaka >> F'inn!! Io ilay hoe W.A.S.....AAAAA!! 8) 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0394