TENA MARINA TIA

1. tsinjo ( 31/01/2009 12:49)
houn wa ry reto betsaka olona ve teny @ 13 may androany sa mitovy anle farany teo iny sao mba nisy tany ianareo
novalian'i tsinjo ny 31/01/2009 14:18
2. mitoetra ( 31/01/2009 12:53)
Olona efa ts ilaina azy anie matoa makany e!!
3. njara2007 ( 31/01/2009 12:55)
8-) Zay ndray tsika; aza manambany ôtr'zany fa samy manana ny heviny io. 2000 Personnes eo ho eo hono....
4. mitoetra ( 31/01/2009 13:05)
Ts d hoe manambany fa ilay fahatongavan-tsaina mits no tsisy e!!! olona 2000 d afaka hilaza fa za no president malgache, asakasakareo izay anaraka azy
5. miarina ( 31/01/2009 13:05)
kay betsaka kosa zany koa ..
Ndeha hiantso ny namako vitsy2 sao mahita 50 e ho eo za de hankany @ fokotany hoe za ndray zao no prsiden fokotany
mdr
Soyons ts fou
6. Noue ( 31/01/2009 13:33)
jereo atsy ambadika eee
7. tsinjo ( 31/01/2009 14:18)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0549