Vokatsoan'ny Tolona. ANDRY TGV ihany ny anay satria :
1. xxx
(
30/01/2009 21:22)
ANDRY TGV ihany ny anay satria toy izao no tanjonay :
[b][size=15px]Koa manentana anao ho tonga eny @ 13mai rahampitso mba hanamaro isa ireo sary ireo![/[/size]b]

novalian'i xxx ny 31/01/2009 09:07
3. xxx
(
30/01/2009 21:39)
Miangavy ny mpiandraikitran'ny serasera aho mba hi-censure izao sary izao. Mba hajao leretsy ilay olona sy ny fianakaviany fa tsy ho atao tahaka izao. Resaka sy tsikera atao raha misy hevitra tianao ho avoka.
5. xxx
(
30/01/2009 22:43)
xxx2=inona ity senscuré-na ity e? fa angah ianao Rav8?tsy mahay demokrasia?
6. diloo
(
31/01/2009 00:55)
bise:
Tsy rariny raha izao no mahazo ny mahantra noho ny mpanao politika.
Raha nanao fandalinana maty paika, mikasika ny fandaminana sy fiarovana ny olona tonga hanatrika ny hetsika \"voasary\", ny Ben\' ny tanana sy ny mpanolotsainany, dia mety tsy nitranga ny loza nanjo ireo namoy ny ainy.
Fantany fa misy ny sanatriavina manoloana ny olona malemy
tratra ny fankampanahy, voatarika androba, nefa ny anton-dia dia hihaino an\'i Andry TGV.
Afaka nandajalanja tsara izy raha tokony nahemotra, na nanaovana antso fampitandrema herin\'andro mialoha isan\'andro ireo vahoaka nasainy ho tonga hihaino azy fa tsy ho tonga hanaraotra ny androba.
Ny toerana tsara tokony nanaovany ny fivoriana \"voasary\", dia ny kianjan\'ny mahamasina.Amin\'izay dia tsy miparitaka firy eran\'ny tanana no koa voaraha-maso tsara ny mpanatrika.
Farany,tsy aleo ve niandry ny fifidianana ny filoha manaraka toy izay maika ny hanova ny mpitondra amperin\'asa.
Raha izaho i TGV dia ny fanasoavana an\'Antananarivo aloha no sahanina. Satria, io no \"mandat\" nankinina aminy. Inona no vokany ny \"jusqu\'au boutisme\"izay notakiany:Vakitrano eto andrenivohitra, may ny RNM fananan\'ny malagasy eran\'ny Nosy, namoy ny ainy ireo mahantra izay may teo ampadrobana. Tena mampalahelo fa tsy takatry ny mpanao politika rehetra mihintsy ny fiarovana ireo malagasy mahantra mpanaraka jamba ireo, fa dia ny SEZA foana no masaka ao andoha.
Azon\'i Andry TGV sy ireo mpanao politika hafa koa anie ny manao fitarainana manoloana ny \"corps diplomatiques\" sy ny \"Trinunal International de la Haye\" raha te hitory ny fahavalony izy e. Fa tsy voatery mampiasa ny vahoaka hanohitra sy manjary lasa \"bouclier humain\".
I Andry TGV milaza fa tokony manao \"démission\" ny minisitra roa am-perin\'asa lasibatra.
I Andry TGV koa anefa tokony hanome \"exemple\" voalohany: miala tsy ho Ben\'ny tanana. Satria na izy manaja ny \"mandat\" ny maha Maire azy, dia mikarakara ny mponin\'ny Antananarivo. Na izy mizaka ny maha \"leader orange\" azy dia mikaraka ny tolona tiany ho atao.
Raha depote izy dia hafa indray ny tarehimarika ny fanatanterahina ny tolony.
Ny zavatra andrasana amin\'ny maha \"Maire\" azy:
-Ny fahadiovan\'ny tanana,
-Ny fahandriampahalemana: vaky trano, vono olona
-Fanampiana ireo orin\'asa malagasy
7. belakely
(
31/01/2009 01:20)
za ndray misaotra an'le mpandefa sary!!!!!!! aty vao mba mahita an'itony.
raha tsy mahatanty aza mijery fotsiny de point.
Fa tena marina io lazain'i diloo io. I Andry TGV no tokony hametra-pialana voalohany satria tsy zakany toy ny boite de nuit ny tanàna .

8. ndenn
(
31/01/2009 02:17)
Que chacun se reconnaisse qui est en soi et fait son méa culpa .Tsara ho an'ny fara aman-dimby .
9. diloo
(
31/01/2009 02:37)
[Tohiny]
Ny zavatra handrasana amin\'ny maha \"Maire\"azy:
-Fandinihina ny fivezivezen\'ny firakodia:Eviter les doubles sens dans les rues étroites.
-Embaucher les parents des quatmis pour nettoyer le centre-ville: Amin\'izay tsy misy firy ny mpangataka.
-Manamboatra toeram-pivarotana maimaim-poana: amin\'izay tsy voatery roahina sy raofin\'ny \"police muncipale\" ny entakelin\'ireo mpivarotra madinika ireo
Betsaka ny asan\'ny Ben\'ny Tanana.
No izany tokony hisafidy i Andry TGV:
Ho hanatanterka feno ny \"mandat\" ny maha \"Maire\" na
Hijoro ho \"leader Orange\".
Espérons que ce n\'est pas avec l\'argent des contribuables et les équipements de la commune d\'Antananarivo que les manifs des orangistes s\'organisent.
Ny Filoha Marc RAVALOMANANA, manoloana ny fiainambahoaka dia:
-Prendre des mesures pour baisser les prix des PPN et les loyers.
-Construire des logements à loyers modérés.
-Garantir la sécurité des biens et des personnes.
-Expliquer la justification de l\'achat force one
Sa rentabilité, en sachant que pour demander un appui au développement,
il faut voyager pour voir les mpamatsy vola fanampiana.
J\'aimerai savoir par exemple si louer Force One est plus rentable que de l\'acheter.

10. xxx
(
31/01/2009 03:49)
xxx:
ANDRY TGV ihany ny anay satria toy izao no tanjonay :
[b][size=15px]Koa manentana anao ho tonga eny @ 13mai rahampitso mba hanamaro isa ireo sary ireo![/[/size]b]
Matin'ny tendany ny anao koa...TGV a, TGV, efa hita izao fa may ny magro efa afo io...tsy mitsoaka daholo nandeha nanaraka ny mpiasa tao, miala tao haingana, tsy iznay no nitranga fa fa mirongatra handeha haka ny sakafo vary etc tao indray koa...ka tsy vao mainka may tao ny niafarana...efa afo tsy mitsoaka fa mbola nisiska ihany haka kaly v tsy izao no niafarany...matin'ny hatendahany ny anao koa!!!! aza omena tsiny @ iznay ny TGV.
11. OoRakotooO
(
31/01/2009 06:05)
Mahatsiravina ireo sary? IE, fa izao no misy ka maninona moa no ho tapenana ny maso. MAHATSIRAVINA SY MAHARIKORIKO ANIE NY ZAVAMISY ATY E !!!!!!!!
TSY CENSURE-na izany mihitsy zany fa aleho ho hita satria ny adalan\'ny ROA TONTA no nahatonga izao. Dia mba mahatsiaro tena koa ny mpanara-poana sy ny mpitarika tsy misy saina hoe mety hitranga izany izao rehefa manaraka ambokony fotsiny ny olona.
Ty mba misy tsetsatsetsa tsy haritra mikasika ilay fitenenana hoe : \"Zay tsy miala amin\'i Ranona\".
Avy eo i Ranona mivalana maloto eny ambavanareo dia miova indray. Kay namitaka io Ranona fa izay indray tsy miala @ Rabe. Diamiverina foana lay film. KA AZA MBA FOY FIJERY MOA E !!!!!!!! Le
Mba ataovy @ zay hoe ALEFA ARY IALANAY RAHA VA MANIVAKA EO AN!!!!
Le destin ne fait pas parti du ton choix sinon Jesus n\'aurait pas choisi de finir sa vie en croix sur le Golgoth crois moi !!
Stp diloo, mba miangavy re tompoko aza dia mora tapenamaso fa mba sokafy ihany indraindray e!! Raha tena mila (ce qui n\'est pas acquis dutout à mon humble avis) fiaramanidina anaovana izany izy dia ampy ilay voalohany.
Faharoa : un Boeing Business Jet (BBJ), version privée du B-737 et fleuron des jets d\'affaires traditionnels (io ilay an-dR8 farany teo) se négocie à 35 millions de dollars. (Source : http://largeur.com/expArt.asp?artID=2532) FA tsy 72 millions USD izay nolanina t@ iny kilalao kely iny.
Farany : Fa angaha moa ty r8 ity dia andehadeha eran-tany isaky zay mihetsika ka mila avion azy rery e?

diloo:
No izany tokony hisafidy i Andry TGV:
Ho hanatanterka feno ny \"mandat\" ny maha \"Maire\" na
Hijoro ho \"leader Orange\".
Le destin ne fait pas parti du ton choix sinon Jesus n\'aurait pas choisi de finir sa vie en croix sur le Golgoth crois moi !!
diloo:
Ny Filoha Marc RAVALOMANANA, manoloana ny fiainambahoaka dia....-Expliquer la justification de l\'achat force one Sa rentabilité, en sachant que pour demander un appui au développement, il faut voyager pour voir les mpamatsy vola fanampiana. J\'aimerai savoir par exemple si louer Force One est plus rentable que de l\'acheter
Stp diloo, mba miangavy re tompoko aza dia mora tapenamaso fa mba sokafy ihany indraindray e!! Raha tena mila (ce qui n\'est pas acquis dutout à mon humble avis) fiaramanidina anaovana izany izy dia ampy ilay voalohany.
Faharoa : un Boeing Business Jet (BBJ), version privée du B-737 et fleuron des jets d\'affaires traditionnels (io ilay an-dR8 farany teo) se négocie à 35 millions de dollars. (Source : http://largeur.com/expArt.asp?artID=2532) FA tsy 72 millions USD izay nolanina t@ iny kilalao kely iny.
Farany : Fa angaha moa ty r8 ity dia andehadeha eran-tany isaky zay mihetsika ka mila avion azy rery e?
12. BOYSGOSS
(
31/01/2009 06:26)
xxx:
xxx:
ANDRY TGV ihany ny anay satria toy izao no tanjonay :
[b][size=15px]Koa manentana anao ho tonga eny @ 13mai rahampitso mba hanamaro isa ireo sary ireo![/[/size]b]
Matin'ny tendany ny anao koa...TGV a, TGV, efa hita izao fa may ny magro efa afo io...tsy mitsoaka daholo nandeha nanaraka ny mpiasa tao, miala tao haingana, tsy iznay no nitranga fa fa mirongatra handeha haka ny sakafo vary etc tao indray koa...ka tsy vao mainka may tao ny niafarana...efa afo tsy mitsoaka fa mbola nisiska ihany haka kaly v tsy izao no niafarany...matin'ny hatendahany ny anao koa!!!! aza omena tsiny @ iznay ny TGV.
Grillade humaine ataon'i TGV tsaky io mandrapidofotrany @ talio