Tsindrin-tsofina
1. klitika
(
30/01/2009 19:37)
Ny Gasy mahonana an'i TGV any Amerika, dia hanao fanehoan-kevitra manoloana ny ambasady any DC rahampitso ho fanoanana ny GVT. Dia mba ampitao vaovao ny serasera aza fady
2. dadasy
(
30/01/2009 19:49)
ny gasy any DC angmaba zany fa tsy any amerika! amerika ange ngodalah be eh! :?
3. dadasy
(
30/01/2009 19:50)
azafady fa diso kely: any DC "fotsiny" no tiako hambara.
4. xxx
(
30/01/2009 21:30)
[size=19px]ANDRY TGV hatrany ny anay aty DC satria ...toy izao no tianay hitranga amin'ny mpiray Tanindrazana aminay any Madagasikara :[/size]
[b][size=19px]Koa manasa antsika gasy eto DC ho tonga maro satria mbola tsy ampy ny isan'ireo saribao etsy @'ny sary iretsy.[/[/size]b]
antsiirian'ny fivoriana sy tetik'asa : hataontsika toy ity hatrany : http://news2dago.blaogy.com/post/770/5897
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.1622