Tena manao politika ny fiangonana rakilitika eny fa na ny atao hoe secte aza a ! nefa ilay politikandry lerony tena voretra be a! efa hita zao fa tsy ara dalana mbola tohanana ihany , ny tenin'Atra tsy ho diso mitsy fa ry zalahy ireo de any @ afobe nagmba aza hitako mibebaha ianareo ry mpitondra fivavahana fa tsy ny ol no terenareo hanaraka nefa nareo mivilana mahaontsa