efa lasa Repoblika ny CUA

1. jiimm ( 30/01/2009 07:04)
efa lasa fanjakana mahaleo tena ny CUA. Filoha Andry RAJOELINA
Praiministra Andry TGV
Membre dyu gouvernement: Andry TGV
Chef Suprême de l'armée: Andry TGV
répondu par xxx le 30/01/2009 15:33
2. xxx ( 30/01/2009 07:13)
De ahoana izany ny any Sambava, Mahajanga, Fianar, Nosibe, Toliara, Vohemar.Tamatave....????? CUA koa ve ireny????
Sao dia mila miverina mianatra jeografia an'i madagasikara ary i Rajiimmm
3. xxx ( 30/01/2009 08:13)
R.D.A (Repoblika- Dictatiora-Ambohitsirohitra) :-D :-D :-D
Filoha: ra8
PM: ra8
Chef supreme de l'armee: ra8
Misnistres: ra8
chauffeur: ra8
cuisiniere:lalao
solafa:lalao
AWSTYE: FAHA8
4. tsiafoi1 ( 30/01/2009 08:38)
Aza mandany andro manasa vangy @'ze sarinadin'ny olona any

5. madamakely ( 30/01/2009 13:39)
tsiafoi1:

Aza mandany andro manasa vangy @'ze sarinadin'ny olona any



samy manasa vangy ihany isika razoky a! zay tsy mahataty no mialà, na sarinadin'iza na sarinadin'iza, occasion aloha izao hanehoana ny tsy mety ataon-DRa8; mazava angamba izay

6. mion ( 30/01/2009 14:01)
madama kely kosa aza sao nalaelo fa tsy tian-dra8, mba manaova metimety @ manaraka de mba misy mpijery e
7. mion ( 30/01/2009 14:02)
madama kely kosa aza sao nalaelo fa tsy tian-dra8, mba manaova metimety @ manaraka de mba misy mpijery e
8. jiimm ( 30/01/2009 14:33)
Bogosy kosa alouh ke TGV!! aiyiiy!! reveko be nytarehiny! Mahafatifaty an! tsy maintsy ho eny @ 13 Mai za rapitso ijery azy! ontsoooy e!!!
9. xxx ( 30/01/2009 15:33)
hoy i Jiimm
Bogosy kosa alouh ke TGV!! aiyiiy!! reveko be nytarehiny! Mahafatifaty an! tsy maintsy ho eny @ 13 Mai za rapitso ijery azy! ontsoooy e!!!

Sao de pelaka koa ianao zany!!!! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.105