2009 ho anisan ny taona sarotra ho an i MADAGASIKARA!

1. lemenakely ( 29/01/2009 23:11)
Efa iaraha-mahalàla ny CRISE MONDIALE na ireo tany manan-katao aza mikaikaika, nisy ary mbola hisy ireo cyclones handravarava ny tanàna,izao mbola nampiana ity probléme ity indray !....

Ka hoy aho hoe VIVA L ANNEE 2009 ! ny aina no matezà ra MALAGASY ô :idea:
2. OoRakotooO ( 29/01/2009 23:31)
Ra migadra r8, ary azo gadraina toy izany ny mandimby azy raha vao manivaka, dia malalaka ny tsena ary hafaka miasa malalaka daholo ny aty. @zay dia minoa aho fa tsy kely lalana ny tary ampiroborobo ny tanàna.
Fa GADRAO ALOHA io
3. naughtyboy ( 30/01/2009 05:02)
eka ozy,ho avy izany ka izay no antsoina oe rariny sy hitsiny ,tsy miangatra ary tsy mijery tavan'olona satria fanjakana misy lalàna fa tsy resaka ambony latabatra fotsiny,izay no condition-ny vahoaka voalohany mba hisiany mangarahara
Mila ambesana tsara ihany koa ny finansy eraky ny faritany sy ny banky sentraly sao mbola ahazahoany le8 access ka ho pehany tampoka ao daoly ndray ny saosy alohany ipitsihany,mila arahamaso sy ferana ny zv ataony @ zao fotoana sao hamorika tampoka eo ,tsipaky ny miala aina(danger mantsy lery iny ho any vahoaka @ zao fotoana)
4. xxx ( 30/01/2009 06:59)
Izay mihintsy. Tsy tokony misy olona ambonin'ny lalana izany e!!!
Rehefa voafenin'ny lalana ny rehetra tsy ankanavaka na 4 mi na prezida dia hiroborobo ny tanana e!!!
GADRAO ALOHA FA NIBIRIRIOKA I RA8
5. AFLN ( 30/01/2009 08:03)
Raha vao managadra andra8 zany de lasa fitondrana mpanagadra olona indray elà de hisy hanagadra indray koa. Solution hafa lazaina fa manjary ny teo ihany no miverina.
6. xxx ( 30/01/2009 08:45)
Ka efa natao ny exile, prison, sa torturer-vana indray no mendrika an'i le8???
7. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:46)
I andry letsy no mila gadraina, fa mpanongam-panjakana an! sady mpamono olona a! (olona voatifitra sy may maherin'ny 50)
8. naughtyboy ( 30/01/2009 10:40)
voalaza
Raha vao managadra andra8 zany de lasa fitondrana mpanagadra olona indray elà de hisy hanagadra indray koa. Solution hafa lazaina fa manjary ny teo ihany no miverina.

fa elisany tony manko de maro no mitapy ato fa very seza an,motifs samihafa izany ary ireo charge jerijereo alohany ampitoviana ny resaka, raha hisolo vava azy eto no antondiany lisany dia ny tribonaly hitsara azy atsy ho atsy no tsara hatoniny lisany

-Ny anamelohana any le8 tsy resaka tsy fitiavana azy manokana izany fa noho ny fanararaotampahefana,fanitsakitsahana ny zony olompirenena malagasy,fampiasana ny harembahoaka ho tombotsoany tenany,fivarotana antsokosoko sy varoboba ny harempirenena , vono olona nataony @ alalany ireo zanadambo mpikarama an'ady tany atsimo talohany mandat voalohany,fitsoahana ny hetrany fanjakana malagasy,fanagadrana tsy aradrariny ireo izany nanohitra ny fitondrany .Izay no solution ahafahana misoroka ny didy jadona,ary lehibe indrindra izy no tompon'antoka @ izao zvmiseho izao nanakarama olondratsy hanakorotana,tsy nihaino ny hetahetambahoaka hatrizay ,fitondrana sovazy nanageja sy nanao ramatahora
ny mponina rehetra ,tsy any zimbabwe isika tompoko fa eto M.kara tany misy lalàna ka na iza izy na iza refa nampahory ny vahoaka sy nanala ireo zony dia ho takiana aminy ny rariny sy ny hitsiny ka mendrika ho faiziny didy amandalàna = fonja
9. Mandefitra ( 30/01/2009 11:07)
tena otry ny alahelon-kanina no betsaka ny anao ra naughtyboy.
- Ry pety ,ry voninahitry matoa nogadraina dia mendrika azy tokoa
- zay nitarika ny vahoaka hikomy nefa tsy nahafehy izany no tokony gadraina ... ary tgv zany : nitsodrano izy hoe, alaina ny magro, ny mbs, ny rnm
- ny orinasan-dra8 dia eto madagasikara, mampiasa malagasy, mamelona fianakaviana maro, ary ny vokatra vokariny dia ho an'ny malagasy koa
- tsy mbola nisy nividy madagasikara, fa eritreritra hampamboly no nisy saingy nararaotina ho zary fanasoketana azy izany.

Ary mbola tsisy lalana afaka mitsara ny filoham-pirenena amperinasa eto raha mbola tsy mitsangana ny haute cours de justice ... zay tsy vita h@ andron i zafy no mankaty.

Fa ny olona iray tokony hiala zao dia tgv : sady tsy nahavita ny adidiny @ maha ben ny tanana no mitady hanongam-panjakana @ fomba sauvage.
10. xxx ( 30/01/2009 11:22)
TSY MAINTSY @ FOMBA SAUVAGE NO HANESORANA SAUVAGE fa raha tsy izany dia midongy toerana eo foana. Ny constition no novainy aloha mba hanaovany ny maha sauvage azy de afaka milatsaka ho fidina indeterminer hono izy.
11. naughtyboy ( 30/01/2009 11:24)
dray2 tsy nisy alahelonkanina eto fa alahelombahoaka ireo ,tadidio fa azo tsaraina ny filoha na ahoana na ahoana ,ny manangana haute court constitutionelle tsy olana ra izay no ilaina fa aza taitra ny misolo azy kalo dia ireo réforme d'institutions de gouvernement transitoire,efa olona firy ireo lesy no midradradra sy mijaly de mbola sahy miteny ihany ve oe namelona ny malagasy,NAMPIASAINY SY NANDEVOZINY ireo malagasy nifidy azy,ary ireo no
VAHOAKA fa tsy ny mpiasany tiko sy magro nangorona ny harempirenena .
Hita mintsy fa voatapiny le8 ny volany ny masonareo ka tsy mahalala ireo 75 %
kibo noana ,tsy zarizary ny sata ny fiainanany na miasa mafy tahaka ny inona aza,firy t@ zanany no nahita ny sekoly ,matiny mosary ..Ahirato ny maso dia sokafy ny saina fa izao rehetra izao no tonga dia tsy sendrasendra fa leo ny vahoaka noho ny vesatry ny fahoriana sy fanandevozany fitondrana sovazy ka mitaky ny marina sy ny zony,na any @ faritany rehetra ireo aza dia mizara izany tolona izany .
Lisany ihany sisa no mitabataba very seza eto fa ny olona miandry ny fampiatoana ny le8 sy ny fitsanganany tetezamita e,zay no zvmisy tsisy iadinkevitra vita kabary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411