Puberté précoce ka mba mila vonjy
1. ni81
(
29/01/2009 19:57)
Misy zazakely malagasy, vao 2 taona monja voan'io aretina io. Araka ny voalazan'ny dokotera hono dia misy aretina ao @ lohany ao ka mahatonga io puberté précoce io, ka raha tsy voatsabo izany dia ho antitra vetivety tsy @ mbola tokony ho fotoana fahanterany akory izy.
2 taona izy hoy aho ary dia efa maniry nono, ary misy règles ihany koa. :?
Tsy maintsy ho tsaboina aty ivelany izany zaza izany ka raha misy afaka manome torohevitra dia mba lazao.
Misaotra betsaka anareo sahady izay hanome sy hanoro hevitra.

novalian'i jasa ny 06/02/2009 08:28
2. flodine
(
03/02/2009 17:03)
ni81:
Misy zazakely malagasy, vao 2 taona monja voan'io aretina io. Araka ny voalazan'ny dokotera hono dia misy aretina ao @ lohany ao ka mahatonga io puberté précoce io, ka raha tsy voatsabo izany dia ho antitra vetivety tsy @ mbola tokony ho fotoana fahanterany akory izy.
2 taona izy hoy aho ary dia efa maniry nono, ary misy règles ihany koa. :?
Tsy maintsy ho tsaboina aty ivelany izany zaza izany ka raha misy afaka manome torohevitra dia mba lazao.
Misaotra betsaka anareo sahady izay hanome sy hanoro hevitra.
Hm, tena mampalahelo akia zany zaza izany, any dago ve izy io sa?
Raha any dago, ireny fikambanan'ndry masera ireny ve tsy mba afaka hanampy ?
3. ni81
(
03/02/2009 18:24)
Hm, tena mampalahelo akia zany zaza izany, any dago ve izy io sa?any dago io zaza io ary tsy fantatro na efa nahita associations ny reniny izay na tsia (vao maty tsy ela koa mantsy ny rain'io zaza io).
Raha any dago, ireny fikambanan'ndry masera ireny ve tsy mba afaka hanampy ?
4. jasa
(
06/02/2009 08:28)
manoloana ny zavatra toy itony dia aza hadino ny midodododo any @izy Tompo. raha manao izany anefa tsarovy fa ny finoana iray toy ny voatsinampy mahafindra tendrombohitra. raha katôlika ianao anaovy sacrifice ny mankeny @ Victoire Rasoamanarivo, na ny mankany Anosivolakely. Raha katôlika hoy aho satria manko ny protestant tsy mino an'ireny noho izany tsy manampy azy satria tsy ao ilay finoana. Raha manao izany ianao dia aza atao kitsapatsapa fa tena ataovy @ finoana. raha tianao ny halala ny dingana tokony harahina @ izany dia vonona ny hanampy anao aho. misaotra! (l) (l)