Air force One V2
1. OoRakotooO
(
29/01/2009 18:57)
Boing BBJ 737 300 io fiaramanindina io. Vidiny eo @ tsena iraisam pirenena @ zao andro krizi izao 35 à 40 Millions USD. Ny vidiny nividianan'ny gasy azy ho kilalaon'i R8 60 millions USD nankaiza ny 20 millions tombony? :wink:
Mbola namboarina indray koa fa tsy tian'i Ramose kely ny tao anatiny. coût de l'aménagement 12 millions USD. Total 72 M USD.
Ianareo rehetra nanohana an-dR8 sy ny taranaka amanjafinareo dia handoa an'io daholo mba ahafahany mandefa rivotra eo ambony lohanareo isaky ny mandalo eo amboninareo io fiaramanidina io :P
Dia nanome azy koa minimum 20 M USD entiny miteny hoe "aza matahotra fa tsy ataoko marary..."

novalian'i OoRakotooO ny 30/01/2009 04:41
2. sitlo
(
29/01/2009 19:03)
Tsy misy hasiny mihitsy izany hoe filoham-pirenena izany aminareo an.
Tokony mba nomeny an'i Xavier io dia amin'izay miampy iray ny antonov.

3. OoRakotooO
(
29/01/2009 19:08)
ny filoha misy hasina raha tsy manalika vaoaka. Fa io any Anjanamasina farafahatsarany no tokony hisy azy na Any Tsiafaha
4. dahuily
(
29/01/2009 19:35)
OoRakotooO:
Boing BBJ 737 300 io fiaramanindina io. Vidiny eo @ tsena iraisam pirenena @ zao andro krizi izao 35 à 40 Millions USD. Ny vidiny nividianan'ny gasy azy ho kilalaon'i R8 60 millions USD nankaiza ny 20 millions tombony? :wink:
Mbola namboarina indray koa fa tsy tian'i Ramose kely ny tao anatiny. coût de l'aménagement 12 millions USD. Total 72 M USD.
Ianareo rehetra nanohana an-dR8 sy ny taranaka amanjafinareo dia handoa an'io daholo mba ahafahany mandefa rivotra eo ambony lohanareo isaky ny mandalo eo amboninareo io fiaramanidina io :P
Dia nanome azy koa minimum 20 M USD entiny miteny hoe "aza matahotra fa tsy ataoko marary..."
Ahitsy kely ianao Rakoto a BBJ 737-700 io fa tsy 737-300
Tena samihafa be mihitsy ireo satria ilay -700 dia efa sokajiana ho isan'ireo atao hoe "new gen"
@ lafiny ara teknika no betsaka tena mahasamihafa azy ary lafo lavitra noho ireo -300 izy io , ilay force one taloha no -300
5. OoRakotooO
(
29/01/2009 20:01)
Ok Dahuily, misaotra @ fanitsina fa izaho moa tsy dia mahay an'izy ty.
Fa ny resaka vidiny @ zay zao: lay voalohany 737 300 (izay no izy an?) anie 11 M USD no vidiny fa ity hono (source technicien au sol Air Mad zay tsy ho lazaina eto kosa ny anarany fa sao migadra indray ny akama) tsy mihotra ny 35 à 40 M USD no vidiny. Anao no milaza hoe izany ve no izy sa dio io akama io.
Fa na izany aza 72 M USD vola-panjakana, ve baina atao anaty kilalao hentina miantsena any AFS sy manao bain de soleil any Morondava rehefa mirehitra Vohitsara? nefa ny olona eto tsy mahazo manafatra na mamokatra menaka, na siramamy, na vary na lafarina fa raha tsy izany dia Baoro ?

6. hery
(
29/01/2009 22:56)
Aza avadika ny resaka. Samy tsy nankasitraka an'iny resaka Air Force One 2 iny na izahay aza fa tsy izany akory no anirahana ny olona handoro fananam-bahoaka toa ny RNM sy TVM.
Io no blem amin'izao fa ny Air Force One v2 halaina amin-dRavalo rehefa milamina ny tanàna.

7. klitika
(
29/01/2009 23:01)
Dia asaina enntin-dRadidy miverina koa ilay B-AS-748 nentina niala teto Dago tamin'ny 1991, Fa an'ny Malagasy iny
8. OoRakotooO
(
29/01/2009 23:24)
Tsy mbola nanoratra aho hoe tsara fa may ny TVM.
Hoy aho hoe gadrao r8 fa be loatra ny fanalikana nanaovana ny gasy ary azo gadraina toy izany koa ireo rehetra izay mandimby azy ka mihoa-pefy.
mijery ihany aho ato anaty repertoire fa tsy ananako ny Num an'i DD. dia raha hitanareo izy dia asaivo mody koa ho tsaraina :°)
R8 sy ny handimby azy lesy zao no resaka fa tsy misy mandraharaha izay beantitra jamba efa lany andron'ialahy any a!
Hoy aho hoe gadrao r8 fa be loatra ny fanalikana nanaovana ny gasy ary azo gadraina toy izany koa ireo rehetra izay mandimby azy ka mihoa-pefy.
Dia asaina enntin-dRadidy miverina koa ilay B-AS-748 nentina niala teto Dago tamin'ny 1991, Fa an'ny Malagasy iny
mijery ihany aho ato anaty repertoire fa tsy ananako ny Num an'i DD. dia raha hitanareo izy dia asaivo mody koa ho tsaraina :°)
R8 sy ny handimby azy lesy zao no resaka fa tsy misy mandraharaha izay beantitra jamba efa lany andron'ialahy any a!
9. klitika
(
29/01/2009 23:35)
OoRakotooO:
R8 sy ny handimby azy lesy zao no resaka fa tsy misy mandraharaha izay beantitra jamba efa lany andron'ialahy any a!
Ny ahy iny raharahiko ihany satria antitra mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany. Raha izy izao no filoha teo angamba tsy nisy ohatrizao, fa mba voafehiny ihany ny tanana.
10. OoRakotooO
(
30/01/2009 00:25)
Oh Rakilitika,
17 millions ny gasy,
9 millions ny + 18 ans ary eo @ 40% izay no + de 40 ans. Zany hoe ~3,6 millions.
Raha 1% an'izay no atao hoe tsy dia vendrana loatra sady mba tsy mpangalatra dia mbola misy eo @ 36.000 eo zany ny olona azo atao président.
Dia mbola saovaly jamba efa nanalika nandritra ny 20 taona indray ve no asaina mitondra firenena sy alahelovana? Ohatran'ny hoe anao Dakar dia i Gilbert Montagné no atao pilote. DD sy Mugabe anie no mitovy e!
Mba hovay rangaha lay disque fa efa loaka be mihitsy anie e! Raha iny moa ny anareo atao ahoana fa taizao tsara any @ zay misy azy any fa aza alefa aty intsony fa tena gadrainay snbavy

11. klitika
(
30/01/2009 01:20)
OoRakotooO
Na goaka aza ny diska ny anay KAIAMBA tsy lefin'ny RAP, ka adalan'izay tsy tia ny azy ro eh
GAdraina hono ny Filoha Hajaina Didier Ignace Ratsiraka raha tonga eo. VAo niteny fotsiny izy fa ho tonga tamin'ny 2008, dia nofoanana daholo ny vol nandeha dago sao tonga tokoa izy. Izany tahotra eh

12. OoRakotooO
(
30/01/2009 04:41)
Ndosy mierina aty dadilahinao iny zeny zahavina fa aza mikoaika izy koa folak'e!