d"apres le ministre des affaires etrangeres Francaise ,

1. patrick2002 ( 29/01/2009 01:49)
D'apres le ministre des affaires etrangeres francaise ,les auteurs de trouble sont identifies ,chez Mr Rolland Ratsiraka et le General en retraite Directeur de cabinet de Andry Rajoelina confirme Mr Ravalomanana

Sao dia tokony hivaro-dronono Rangahy ity ,dia ho teneniny Ministre frantsay ve ianao hoe i Ranona sy Ranona no hanao anio dia mi-confirme @ media ianao :roll: :roll:
No No Mr le president Tsy hatao an'izany ny raharaham-pirenena ,maninona ny fitondrana raha manao investigation raha nisy izany resaka izany fa tsy tonga dia ny Mandat d'arret no halefanao .
Aiza moa ny gasy no tsy ho lalaoviny frantsay ,dia avy eo lazaina fa ratsy ny frantsay :{ :{ :{
2. ainaheri ( 29/01/2009 04:16)
ataoko ty tsy tia frantsay levalo nefa toa mitapify sy miantso vonjy @ lafrantsa iany,aiza ny britisy sy ny bekintana handamina ny raharaha
3. OoRakotooO ( 29/01/2009 04:31)
Sady tsy mitombon'e! Ny frantsay ve hilaza hoe miresaha ianareo sady hilaza hoe iry no namely fa asio koa? fitabitron'i KMV indray zany
4. klitika ( 29/01/2009 04:50)
za mba gaga hoe ny Ambasadaorony aza noroahinao dia ianao indray no hiantso vonjy any aminy. Toa maneho fahalemena ilay izy
5. bozyboleta ( 29/01/2009 05:01)
Iza no niantso???
Saino fotsiny e! Nahoana moa no hoe ny ministra frantsay no niantso an'i roland ratsiraka?
Fa inona no niantsoana an'i roland ratsiraka raha heverina fa tsy nisy nidirany t@ ity raharaha ity?
Imprudence be mihitsy io nataon'ny minisitra io ary porofo mivandravandra fa mpilalao fahatelo i lafrantsa @ ity krizy eto Madagasikara ity.


PARIS, France, 28 janvier 2009/African Press Organization (APO)/ — Actualités diplomatiques du ministère français des Affaires étrangères / Point de presse du 28 janvier 2009

(…)

(Quelle est votre analyse sur la situation à Madagascar ? Lors d’une intervention radiophonique, le président Ravalomanana aurait évoqué la présence d’un navire militaire français à proximité de l’île. Est-ce exact, et si oui quelle est sa mission ?)


La France est vivement préoccupée par la poursuite des violences à Madagascar et souhaite un retour rapide au calme et à l’ordre public qui garantissent la sécurité des populations malgache et étrangère et de leurs biens.

Après s’être entretenu hier soir par téléphone avec le président Ravalomanana, Bernard Kouchner a de nouveau joint ce matin le chef de l’Etat malgache ainsi que le maire de Tananarive, Andry Rajoelina, et Roland Ratsiraka. Il leur a réitéré l’impartialité de la France dans la crise que traverse actuellement Madagascar et a renouvelé notre conviction que seul le dialogue permettrait de la régler durablement.

Nous continuons d’être en contact avec l’ensemble des parties auxquelles nous demandons de tout faire pour trouver une issue politique qui réponde aux aspirations du peuple malgache à la sécurité, à la stabilité et au développement.

La France n’a pas dépêché de navire à proximité de l’île de Madagascar.


6. klitika ( 29/01/2009 05:07)
Ny anay vao tsy may ny Geant Score dia efa nazava ny resaka

Fa na izany aza ry Bozy dia tsy maintsy miantso France foana ve? Tsy maintsy mandoalika any foana ve? Ntso nale
7. naughtyboy ( 29/01/2009 05:17)
preuve d'impuissance eo antrehany herimbahoaka io ry zareo ,tsy mila sary mioko akory,fanampiny izany tsy hisy na avy aiza na aiza hijabaka @ raharahatokantranony hafa ny ONU no manapaka ny volavolanadalana iraisampirenena @ fanelanelanana aoka hazava ,tsotra ny antony niantsony i le8 an'i B.Kouchner hitady statut-ny @ exile politique sy ireo condition ny frantsay hiarovany any le8 fa may ny endimboanjony tsy ho any M.kara mihitsiny sanatria fa hanavotany aina any frantsa avy eo,tsy hjiandry vavky vava akory izy vao hiantso mpanasaraka fa efa nohenoiny elabe ny hetahetambahoaka raha tena tia tanindrazana
8. bozyboleta ( 29/01/2009 05:18)
SANATRIA ny handohalika aminy.
Anisan'ny hafatra koa ny nampitain'ny FILOHA iny fa izay manimba dia mamerina @ laoniny. Zay!
9. klitika ( 29/01/2009 05:23)
Izany koa dia mba resaka

Izy ve raha hialokaloka politika dia tsy tonga dia mandeha amin'izao, rehefa any izy vao maka taratasy.
10. naughtyboy ( 29/01/2009 05:46)
ny resaka lesy mba asina fisainana fa tsy oe hevitr'adala retra izao de ho izy
ndana nge andramo-nla etsy maorisy tonga de mandeha fotsiny @ izao na seychelles na rodrigues na la reunion akaiky eo ,ela ihany de ahita
mbola adihadiana ny momba anla raha kriminely ela ahola no mitady hitsoaka ka misy mandat international manenjika anla ary manana volavolandalana sy fomba arampanjakana arahina ny frantsay fa tsy oe andendeha fotsiny hialokaloka any aminy de vita ,zany moa za tsy takatr'ela ka atao ahona
11. yvonKEL ( 29/01/2009 06:17)
ny tenin'filoha no nadikan'iny minisitra frantsay iny ry dondrona aaaaaafa tsy hoe la frantsa no niteny hoe mety ahiahiana i roland na dolin.tena hita fa tsy mamakafaka le kofy ery ambony fa tonga de mitaingina fotsihy
:* ^^
12. mion ( 29/01/2009 06:49)
Aoka hazava ny resaka, tsy Ra8 no nitady resaka fa ny frantsay no nandadilady nila resaka t@ Ra8. Refa tsy te ho voasoketa ny Frantsay de aza mila resaka @ ra 8 intsony sao mbola ahazo misymisy kokoa. Efa tsy tiana sy tsy misy ilàn'ny gasy azy de mbola miaouw miaow @ telephone foana le Kouchner.
aNgaha mbola misy colonie an'là aty. beurk
13. jiimm ( 29/01/2009 07:55)
Le TGV mitsy no mbola tsy mety eto amintsika e!! Aleo aloha ny Regarega no hamboarina tsara. Mandeha mafy loatra mantsy le TGV nefa ny lalamby eto amintsika vao zao vo manomboka manaboatra ny Madarail. Accident Be mahatsiravina. Fa naninona raha niandry fotoana fa tsy maimaika hanao essai.
14. tsiafoi1 ( 29/01/2009 08:07)
Toy ny gisa mangala-bary, rehefa tratra de migoigoy ...
Tsy te ho traingo de miseho ho mpananatra sy mpanampy...!!!! Aoka marina

Amiko indray aloa de sarinady mahavalalanina, ka aleo hilamina fa mahafanina!

Aleo ny Tenin'Ilay Filoha Lehibe de Andriamanaitra izany, izay no arahina fa ny ankotr'izay modiana fanina :

Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
15. Noue ( 29/01/2009 08:22)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
16. mion ( 29/01/2009 09:05)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.
Franc maçon = France no foibeny, ireo ILLUMINATI no sefo be ao
Jerevo fa @ Internet ireo terme 2 ireo, manaova recherche @ Google
17. naughtyboy ( 29/01/2009 09:21)
resaka maivakitsaka otran'itony ve handaniana fotoana intsony ,ipitsiho tany fa maivana ry mion
18. bozimanga ( 29/01/2009 11:10)
patrick2002:

D'apres le ministre des affaires etrangeres francaise ,les auteurs de trouble sont identifies ,chez Mr Rolland Ratsiraka et le General en retraite Directeur de cabinet de Andry Rajoelina confirme Mr Ravalomanana

Sao dia tokony hivaro-dronono Rangahy ity ,dia ho teneniny Ministre frantsay ve ianao hoe i Ranona sy Ranona no hanao anio dia mi-confirme @ media ianao :roll: :roll:
No No Mr le president Tsy hatao an'izany ny raharaham-pirenena ,maninona ny fitondrana raha manao investigation raha nisy izany resaka izany fa tsy tonga dia ny Mandat d'arret no halefanao .
Aiza moa ny gasy no tsy ho lalaoviny frantsay ,dia avy eo lazaina fa ratsy ny frantsay :{ :{ :{


AIZA AH!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
19. patrick2002 ( 29/01/2009 11:49)
yvonKEL:

ny tenin'filoha no nadikan'iny minisitra frantsay iny ry dondrona aaaaaafa tsy hoe la frantsa no niteny hoe mety ahiahiana i roland na dolin.tena hita fa tsy mamakafaka le kofy ery ambony fa tonga de mitaingina fotsihy
:* ^^



Andao hatao hoe tsy azony filoha Ra-8 ny teniny minbisitra frantsay satria tsy mahay teny frantsay izy . :lol: :lol:
20. naughtyboy ( 30/01/2009 06:41)
:-D :-D indrisy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2582