HONTE A ANDRY TGV !!!

21. Noue ( 28/01/2009 18:37)
salopard:
Toy izao no tsaho aelin'ny fitondrana handotoana ny TGV. Mitandrema ry NOUE
inona no hitandremako an'zany eee???? ao eee! vakio daholo ireo lien nalefako eto ireo dia hazava @ nao ny zavatra voalaza ao eeee


22. naughtyboy ( 28/01/2009 18:44)
patrick > ny exoneration de taxe nge de ho any orinasa mitsipozipozy sy ho faty ka mila arenina fa tsy ny miroborobo be @ fananambahoaka sy harempanjakana toy ny tiko,magro,mbs ...efa fiheverana ny gasy ho vomanga mintsiny ka , olona lehibeny dahalo ambony latabatra otr'zany no ho te filohany FJKM fa oe masina ozy za @ ela ry le8 oe KISS,KISS MY A*** bastard
23. vahiny2004 ( 28/01/2009 20:22)
Toa tsy ivakian'ny fitondrana loha akory le i Andry e ... ny rehetra kôpy hoe lery pantin fotsiny fa ry Rolland no cerveau ... ouainina be fotsiny eo am-povoa-trano eo, tsy misy misambotra tsy misy maninona
24. Noue ( 28/01/2009 20:43)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=11200

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/

Commanditaires. « On doit immédiatement arrêter Roland Ratsiraka et Dolin Rasolosoa, afin d’éviter que le pays ne sombre dans le chaos ». Le Président de la République, Marc Ravalomanana, l’a déclaré hier lors de la visite des locaux ravagés par le feu de la RNM et de la TVM, à Anosy. « Ces deux personnalités sont les principaux commanditaires des actes de vandalisme et de pillage, a-t-il fait savoir. D’après le Président de la République, c’est le ministre français des Affaires Etrangères, Bernard Kouchner, qui le lui a fait savoir lors d'un entretien au téléphone. Et d’ajouter même que « la France est prête à nous prêter main forte dans l'arrestation de ces deux hommes».


25. mala ( 28/01/2009 20:45)
hoy bluetooth77:
Ka hodian tsy hita ny zava bitan-DRavalo ho an'ny firenena


tena hita be ny zavatra nataony ka ary mazava ny tohiny raha nizotra araky ny nieritreretiny izany...
Entre pà : ny masao ve efa natelin-dRa8 aiza, sady maso roa ané no nomena anao é...aiza ary nareo zany?
26. Andribe ( 28/01/2009 21:43)
raikitra ny gidran ny pro boay kely sy mpitery ronono :-D :-D :-D :-D
27. naughtyboy ( 29/01/2009 02:53)
noue/heidi,ao ko ry lagoon sy ny akamany rehetra hita mihitsy ianareo fa very
fihinanana sy minia mikipy eo anatrehany marina efa ela no kobo izany rehetra
izany ,ampiasainy olona atao boloky fotsiny fa tsy miraharaha akory ny atao oe feombahoaka
-nahoana no tsy Andry izay lazainy fa mpitarika no nahazo fisamborana fa ny tanakavanany sy Rolland ary Doli.R ????
-tsy misy hazondamosina ngaha i le8 ka fianatokatranony dia ny hafa no asaina mamaha azy,preuve d'impuissance
-sady mpandainga tsisy ilaina azy i le8 ,lalàna iraisampirenena/international convention dia tsy mamela ny firenena 1 hitsabatsabaka fotsiny raha tsy nahazo alalana @ ONU,tsy afaka hisambotra olona tsy nanao crime internationale.farany(contre le souveraignté d'1 pays et le droit de ses citoyens),ny tena resaky le8 t@ B.Kouchner de tsotra nangataka
statut ny exile politique sy ny condition-ny ra vao hiala eto MAZAVA:°)
28. bezoky ( 29/01/2009 05:28)
Kaza miditra amin'ioisika zalahy fa aleo hifamotika misy maty eony samy ambaniandro ah !
Ny Debantsika tsy maintsy miverina !
29. naughtyboy ( 29/01/2009 05:37)
henatry ny malagasy ny toetsaina otranala ry zokimbomanga ,tsy ilan'iza2
30. pimaso ( 03/02/2009 13:29)
Homboy i T...G...V
efa hainareo ny tohiny...
;-)
;-)
;-)
31. andraykosa ( 10/02/2009 10:04)
Rehefa misy zava-doza zay mitranga eto Imerina
ka mandalo fitsarana dia izao no averimberina:
Tsy azo afenina ny marina fa holazaina am-pahatsorana
Saingy mahandrasa kely f’efa hatao ny famotorana.

Io ny lapan’ny tanàna, kila rava fa nodorana
fa izao no teny re: efa atao ny famotorana

Maty koa Ratsimandrava, tapidalana nizorana,
fa izao no teny re: efa ato ny famotorana.

Forehitra Andafiavaratra, ny tenanao nagorangorana,
fa mbola izao no teny re: efa atao ny famotorana!

Kila koa Anatirova, tomany isika torantorana,
fa mbola izao no teny re: efa tao ny famotorana.

Efa tao ny famotorana? taona firy lasa izay?
Tsy nisy valiny mba re, fa ny may dia tena may!
Ireo izay fototry ny afo, angamba tojo famotsorana;
Hany ka tsy nisy re ny vokatry ny famotorana!

NY GAZETY NO MILAZA FA MANDRIKA INDRAY NY RA
TOA BAIN DE SANG NO FILAZANY IZY ZAO ANGAHA
KA PETIT BAIN SA GRAND BAIN NO IAINANTSIKA MALAGASY
FA TENA MARO NO MARATRA ARY KOA NY MATY

DIA IZA INDRAY ARY HO IHANY NO HANOME NY VAHAOLANA
RAHA TONGA NY FOTOANA KA HATAO NY FAMOTORANA
IZA NO VOAPANGA FA NAMONO NY MALAGASY,
IZA NO SAHY HILAZA NY MARINA ATSY HO ATSY

HISY VE NY FANAGADRANA SA HITOHY HO FAMOTSORANA
REHEFA MILAVY INDRAY NY FAMOTORANA
IZA NO DISO IZA NO MARINA
MBOLA SAROTRA AMINTSIKA NY MAMANTATRA NY RARINY
SATRIA REHEFA DILA NY FOTOANA
DIA HADINO INDRAY FA NANAO FAMOTORANA,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1837