GADRAO RAVALO VOLERA

21. xxx ( 28/01/2009 12:52)
AFLN:
Io be fo be loatra io ihany ange no mahatonga anareo handroba fanan'olona ry xx e! voaporofo marina izao fa tsy misy intellectuels ny manaraka ny tgv ka sarotra be ny miresaka aminy fa bontolo loha be fotsiny.

Efa may koa kay lé papier ygiénika ohatry ny finanànareo ihany. Miala tsiny raha toa ka nandiso fanantenana :)
22. xxx ( 28/01/2009 12:54)
akamatiana:
nangalarinao zany le zo matoa very e, hita mitsy oe andian'olona mpandroba fa tsy mba andian'olona tia tanindrazana

Tsy nangalariko velively tompoko fa NARINAO, ADINONAO izany atao hoe malagasy izany.
23. xxx ( 28/01/2009 12:56)
nangalarin'i Ra8 eee!!!!
24. akamatiana ( 28/01/2009 12:59)
malagasy aho matoa mitana ny hevitro fa tsy oe refa i ann no miteny de iny no arahina fa ts mamakafaka akory . Aza angalarina nama le zo-nay a , sa efa nodoranareo kou ??
25. xxx ( 28/01/2009 13:03)
ARY EFA NAMIDIN-DRA8 @ VAHINY ANTSOKOSOKO KOA ARY ANGAMBA!!!
26. naughtyboy ( 28/01/2009 13:43)
izao ihany less ry zalah isany a, misy farany daoly ny zvdrehetra ty na iza faly na tsia ,efa tonga @ io farany io zao le8 dia ny ratsy nataony rehetra(halabotry @ firenena sy didy jadona ary fivarotana tanindrazana) ny vahoaka no maneho safidiny @ tsy fahafaliany @ izany,fa maninona no tsy misy na kely aza miantso2 eny andamambe oe miverena i le8 ra tena tia azy fa eto no mivazavaza ???? efa be ny vitany ka tsotra aleo izy ho tsaraina amimboninahitra ka alefa hisotro ronono eny tsiafahy ...rariny zany no sady hitsiny
27. ndenn ( 28/01/2009 14:14)
Ny @ ilay teny hoe légalité dia ny vahoaka no nanome azy ,iny aloha dia tsy manaiky izany aho ra xxx ,misy ny légalité constitutionnelle , izay manakery avy hatrany raha vao lany ho mpitondra ny olona iray.Officiellement ,ny fitondrany no légal ,fa tsy ny maha filoha azy ,dia izay koa ilay hoe légitimité presidentielle , ny hoe tsy misy intsony ny légalité teneninao dia ataoko fa faniratsirana ny andrim-panjakana no hitenenanao izany ,ka na ireo decrets sy arrets ,ary ny loi cadre isan-karazany izany dia tsy misy fotony tokoa aminao,ny olona namolavola izany nandritry ny taona marobe tokoa,dia vomanga masiso fotsiny no fiheveranao azy ireny ,tadidio anefa fa ireny institution ireny no manome ny légitimité fa tsy ny vahoaka iray manontolo .Izay atao hoe arrets supérieurs judiciaires. Ka aoka izay ny fitapitaka @ alalan\'ny soratra fa izay tena ao amponao lazaina satria ,mahasosotra be ny mijery ny fandehan-javatra amin\'izao miseho izao.
28. xxx ( 28/01/2009 14:19)
Averiko ihany fa rehefa tsy manara-dalana ny prezida fa manao izay sai-patany dia tsy maintsy alain'ny vahoaka ny fahefana. Ny vahoaka tsinona no nanome légalité-ny prezida ka rehefa tsy misy légalité intsony ny eo amin'ny firenena dia ny vahoaka no manana ny légitimité.
29. xxx ( 28/01/2009 14:54)
ao koa izaho mba hiditra XXX oatranareo dia hoy aho oe

GADRAO I ANDRY TGV !!!! GADRAO FA MPANAKOROTANA MIARAKA @ RATSIRAKA SY PIERROT !!!!!firy zao no maty ry tgv???
30. xxx ( 28/01/2009 15:20)
xxx-27:
ao koa izaho mba hiditra XXX oatranareo dia hoy aho oe

hihihihi...Tsy manakambo mihitsy nareo zany an! Ohatry ny RAVOLERA ihany.
Ny anay io xxx io efa hatramin'izay ka hatramin'izao. Safidy io fa tsy ohatry ny anareo malemy saina. Hanotanio moa i hery raha toa ka tsy mino koa.
31. tolipy ( 28/01/2009 21:33)
gadrao daholo prison vaky izireo xxx , zany ny hevitrao, marina izany e! aleo tsy miady hevitra dia vakiana indray ny fonja afaka 5 taona dia xxx no fidianay prezida!!! :idea: :idea: :idea:
32. guepard ( 29/01/2009 08:42)
mariana izany bandy akama a!sady lery ohatran'ny olona tsy nahita fianarana izany fa miteniteny foana @ tsy misy dikany.tsy mba mieritreritra zay ho lazaina fa dia miteniteny foana.Hita mihitsy hoe olona tsy nandalina fianarana na politika akory.
Za avy no menatra t@ lery niteny frantsay nanontanian'ny mpanao gazetin'ny RFI omaly iny.Za tsy mahay iteny frantsay tsara fa ra ny an'lery omaly aloa tena gravy be
33. naughtyboy ( 29/01/2009 09:29)
EKENA ra guepr ,tsy ny tsy fahaizany miteny frantsay fotsiny na tsy fananany ivo matotra arapahaizana sy politika no mahamenatra fa izy ty fantapoko fatampirenena ho malaso (@ fananambahoaka sy hareny M.kara )erantany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.225