NY TENA FITIAVANA
21. Koditra
(
07/02/2009 22:16)
Soanja : Ra resaka Rabeniony sy Ravolahanta, Zà kosa alo dé tsy hamono tena zany na inonkidona ra tsy oe mihatra eh!
Soanja:Ary raha manao ny tafaotra izy, mihoatra lavitra ny tokony hataony mety hoe tsy hovoalanjalanja fa na enao aza mety ho gaga, dé ho lazainao fefa adalàna ndray ve zay?
Inona no fomba ahafantarako fa tia ahy ny olona iray? Dia satria tsapako fa manao zavatra voalanjalanja izy eo am-piarahana amiko. Fantany ny tiako ary zah mahalala ny tadiaviny.
22. soanja
(
08/02/2009 08:33)
Koditra> Tantaraiko zavatra ianao. Tamza mbola tanora e. Nisy bandy izay hoa nahalasa adala ahy tokoa fa tampoka ny fihaonanay tany anaty bus. Saika tsy naharay lamba iaho fa dia hoe manaraha azy any amzay misy azy. De nody ihany aloha aho fa hoe hotadiaviko liaka rehefa malalaka aho fa aleo aloha sarahina izay efa sipa eo. Ilay sipa eo anefa dia efa nosipaina aman-taonany. Dia nitomany ilay nosipaina nony nisaraka saingy atao akory ny fo efa lasan'ny hafa. Inona hoy ianao no nitranga, vao niaraka kely tsy ampy iray volana izahay sy ilay tany anaty bus dia nilaza izy fa ny mahatsara tarehy ahy hono ny tapahina fohy kely ilay volo lavabe misarakorako. Ok hoy aho. Ny ampitso bory tanteraka ny voloko. Vao nahita ahy bory volo anefa izy dia niteny fa hoe diso hevitra hono izy fa le lavavolo ihany no manendrika ahy. Dia iny izy lasa tsy tazana intsony. Teo aho no nitomany. Fanina ny lohako. Ny tena very fitia ny volobory. Tsy afa nanoatra aho fa niverina nangataka famelan-keloka tany amin'ilay notiavina hatrizay. Gaga ity farany fa bory ny volo. Odryy na dia hadalana tahaka ny ahoana ary hoy izy dia inona kosa no nanaboriana ny volo?
Dia teo aho nifendrofendro fa ho very fitia faharoa. Soa ihany fa niteny moramora ilay nosipaina hatramzay hoe ny volo mety lava fa tsy manahy fa iafiako ny zava-drehetra.
Iza amin'io hozy ianao le tena tia??? iza no nanana fandanjalanjana? iza no voa mafy? taty aoriana anefa dia nampalahelo fa mihaona matetika izay sy ilay tany anaty bus, fa ny mahagaga dia nanontany tena aho hoe voan'ody ve zah tamreny sa izany ka hadalana nandalo, sady tsy goako ilay bandy ny bikany no tsy nisy noraisina izay mba hitako fa fahaizana teny aminy tamin'izany. Na nitombo fitia ny masoko mijery lehilahy samihafa amin'ny mahaizy azy.
:? :? :? Aza mba hambakan'ny fo mihitsy an. Ampiasao daholo izay mety andrefesana fitiavana. :-*

23. Koditra
(
08/02/2009 18:10)
Raha ny hevitro manokana kalou dé enao lé lava volo no tsaratsara kokou e. Na zany aza dé tsy tokony mampiova nininn zany, ny endrikao endrikao fôna.
Tena vôvaly lé kestion t@ lé ohatra akaiky, saingy ra raisina ary ka oe io ary fa nakafizin'ingahirainy tokou enao lé nibory volo, mino zà fa nety tsy ho nanenenanao mitsy io zvtra nataonao io ary mety tsy hofantatrao akory zany hoe "tsy voalanjalanja" zany. Afaka nirehareha aza enao fa oe zany no tena "Ny TENA Fitiavana" zay tian'ny tompon'ny dinika nanontaniana.
Ary enao kay nanafina an'zany tantara zany h@zay dé tsy nolazainao anà akory an! Tsy zà mitsy tsinn zany teny ambony bus zany. :lol:

24. soanja
(
09/02/2009 15:31)
Koditra:
saingy ra raisina ary ka oe io ary fa nakafizin'ingahirainy tokou enao lé nibory volo, mino zà fa nety tsy ho nanenenanao mitsy io zvtra nataonao io ary mety tsy hofantatrao akory zany hoe "tsy voalanjalanja" zany. Afaka nirehareha aza enao fa oe zany no tena "Ny TENA Fitiavana" zay tian'ny tompon'ny dinika nanontaniana.
Saingy tsy izay no nitranga. Amiko tsy afaka mihevitra zavatra tsy nitranga isika satria tsy nisy izany. Ny zavanisy raha ny tena izy no arahina tsara dia ireto avy ny atao hoe hadalana:
-Tsy tokony hotaratara amin'izay olona any anaty bus any ka tsy haharay lamba mihitsy. Taitaibombla io.
-Tsy tokony hisaraka amin'ny sipa efa nosipaina elabe. Tsy fijerena ny ho avy sy ny fitiavan-tena io.
-Tsy tokony hieritreritra hoe izay tian'ilay bandy no arahiko ka hanaborina ny volo ohatra. Mitomany fitiavana io.
-Tsy tokony ho fanina rehefa lasa le bandy afaka iray volana. Satria revy fotsiny io.
Raha manam-pandinihina mandanjalanja isika dia milamina ny fiainana.
-Afaka kosa aho tara tamin'ilay bandy ihany ary naka namana azy fa tsy niaraka taminy mijery hoe aiza ny aiza sady tsy misaraka amin'ilay efa nosipaiko. Any aoriana afaka enimbolana vao hoe aleo andramana ny momba azy.
-Afako kosa aho hiteny hoe aleo jereko tsara raha tiako ny mibory volo dia mandany fotoana any amin'ny mpanao volo mijery ny fivoakan'ny tarehiko sy ny bikako eo. Afapo aho fa tsara ka tiako io dia mibody aho. Iny tsy misy anenenana.
-Afaka koa anefa aho alahelo raha lasa ilay bandy teny ambony bus raha toa ka efa niaraka 6 mbolana izahay nefa tsy reviny intsony aho taty aoriana. Mila mahatsapa aho fa nisy zavatra tsy nahafapo azy tao ary mila miezaka aho manatratra izany amin'ny manaraka na hoe leo ahy indray izy da mba fotoana tsara itadiavana vaovao indray avy ho anay mitsam.
Fa raha hoe izay resaka hoe "raha tiany ny zavanisy teo dia nijanona izy" dia hoy aho hoe na izy aza mety tsy nisaina koa satria ireo ambony ireo no tokony hitsarany ny momba ahy. Ny olona misaina sy mandinika dia tsy manaonao foana velively saingy ny fitiavana taitaitra dia misy tanteraka. Ireo anefa no tena manjaka amin'ny tanora matetika.
25. Koditra
(
12/02/2009 21:09)
Dé inona tsony no ndeha ho alahatro eto ry Soanja fa tô efa vôvakinao melou tato antsaiko ny sasantsany.
Iaraha-mahalala kosa alo fa tsy voatery ho mpiara-mianatra na mpiara-miasa na mpiray fiangonana na mpifanerasera eny anivon’ny fiarahamonina rehetra eny no itsirian’ny fitiavana eo @ olona 2, @io tranga io mantsy defa mazava fa tsy maintsy efa mba nisy soupapa kely iany fantatra ny @ mety ho toetoetran’ny tsirairay, afaka miditra ra sahy, afaka tsy miditra ra toa ka mampioro-koditra, mande hoazy iny.
Fa misy koa, ary tsy vitsy ireo tranga mitovy @ io tantaranao io, mety oe olona 2 sendra tafaraka niandry faty olopantatra ohatra (mahafantatra tranga 1 mitovy @io aho ary nivady efa amampolotaonany tsy mbola nisaraka h@ zao), na oe olona 2 sendra niara-nilahatra naka vola tao @banky, na niara-nilahatra naka certificat de résidence tao @ngahy Prézy, sns… ; ireo notanisaiko ireo dé samy azo lazaina araky ny voalazanao oe vokatry ny fitiavana taitaitra aby, tsy voatery ho ratsy fòna nefa ny fiafarany raha mahay maka fisainana sy mandanjalanja mbola arak’io vòlazanao io iany koa.

27. soanja
(
13/02/2009 01:51)

Marina ny teninao, Koditra o, isan-karazany ny fisehon'ny fiainantsika sy ny fanantanterahana azy. Fa ny fahaizana mandanjalanaja ihany no lahatra manome valiny mahafapo amin'ny andaniny sy ny ankilany.
:-* :-* :-*
29. bradley7
(
15/02/2009 20:27)
Soaja, koditra sns... ! ny fahitako azy ty de zao: ny tena marna rzareo de zao a! sarotra iany ny mahita ny "TENA FITIAVANA" ao amin'ny olona izay izany raha tsy tena efa ao anatiny mihintsy ilay "FITIAVANA personnifié " dia tsy iza fa ilay tena tompony. (J.C no tiako ho lazaina). ka matetika ny hita betsak amin'n olombelona de le fitiavana mifono "égocentrisme" ihany. izany hoe le fitiavana tia mandray fa tsy tia manolotra. ohatra oe ny tena itiavany olona izay dia afaka mameno ny banga eo aminy iny genre affection, "amour", sécurité, vola... sns. hany ka ravô ts tena feno ilay nandrasany dia mihena ho azy ilay fitiavana na dia efa fé l'un pour l'autre aza le olndro. hadinon'ny olona ny tena fototra ny hoe FITIAVANA...
- NY TENA FITIAVANA DIA MANOLOTRA FA TSY MANDRAY
- ARY TSY MISY MANANA FITIAVANA LEHIBE NOHO IZAO DIA NY MANOLOTRA NY AINY HAMONJY NY SAKAIZANY ( io tsy oe arabakiteny be oe io fa le style de vie hanehoana le amour véritable)... serieux zan e!!