Communiqué officiel du président Marc Ravalomanana

1. xxx ( 28/01/2009 08:42)
Communiqué officiel
source: Présidence de la République de Madagascar
28-Jan-2009

Ce matin le Président de la République de Madagascar était avec le Premier Ministre, le Ministre des Affaires Etrangères, le Ministre de la Défense Nationale et Emmo Reg (Etat Major Mixte Opérationnel Régional) à RNM et TVM pour faire l’état des lieux des dégâts. Durant ce déplacement, il a rappelé que la priorité est de rétablir l’ordre coûte que coûte. En ce sens, le Président de la République a donné l’ordre à l’Emmo reg de travailler avec tout le monde, y compris le maire, pour rétablir la situation.
Lundi, les forces de l’ordre ne sont pas intervenues lors des émeutes sur ordre du Président. « Je préfère que ce soit les matériels qui soient détruits au lieu de vies humaines » a déclaré le Président. Une confrontation avec les jeunes TGV aurait fait beaucoup de victime.
Lors de son déplacement, le Président a déclaré qu’il a lancé un mandat d’arrêt contre Roland Ratsiraka, le Général Dolin et leurs collaborateurs. Le Ministère des affaires étrangères française a été sensibilisée à porter leur soutien.
Le Président appelle la population à rester calme, à collaborer avec les forces de l’ordre pour rétablir le calme. Tous les moyens seront mis en œuvre pour redresser la situation.
Il fait actuellement le tour de la capitale pour faire le constat des dégâts.
novalian'i xxx ny 28/01/2009 22:59
2. tsikivy01 ( 28/01/2009 08:52)
Ny nenina tsy aloha hananatra fa afara handatsa ! Zao no vokany Mr le Président raha tsy tehandefitra amin'ny hafa ka hitsimbina ireo tsy mitovy fomba fijery. Raha tahak'izay namaly tsotra izay nangatahina aminao, tsy ho izao no nitranga. Miara-kory amin'ireo namoy havana sy namoy fanana isika. Aoka anefa hahay haka esona isika amin'izao zava-mitranga izao. Samia tony dia mifampiresahana e ! Izay ihay ny alaolana tsotra. Ho ela velona isika reketra. Mandria ampiadanana ireo namoy ny ainy. Hiaraka hientana anie ny rehetra e !
3. penguin ( 28/01/2009 09:11)
Ny TGV no miompefy ary tsy mahafehy ny olona entiny. Demokrasia mihaja sy milamina vé ahasimba zavatra marobe ? Very ny ahasasarana sy ny fananan'olona indrandra ny an'ny firenena toy ny RNM ka izany vé no fandresena aminao ra-tsikivy01 ?
4. tsiafoi1 ( 28/01/2009 09:14)
Durant ce déplacement, il a rappelé que la priorité est de rétablir l’ordre coûte que coûte. En ce sens, le Président de la République a donné l’ordre à l’Emmo reg de travailler avec tout le monde, y compris le maire, pour rétablir la situation.....


le Président a déclaré qu’il a lancé un mandat d’arrêt contre Roland Ratsiraka, le Général Dolin et leurs collaborateurs. Le Ministère des affaires étrangères française a été sensibilisée à porter leur soutien.


Ahan !

Tsy maintsy ho faty ihany ny afo mirehitra raha izao!

Tsara aloa izay fa aleo miaina ampilaminana toy izay @'izao romoromo zao e!
5. xxx ( 28/01/2009 09:16)
Efa loza mihatra ity vao lasa gentil be tampoka teo i Prezida nefa rehefa mahazo mpanao gazety taloha taimbava, teny mahery, fivadihana amin'ny namana ,fanambaniana ,avonavona no nataony ! zao ndray lasa anjely kely mampalaelobe ,de mahay miovaova tou ny tanalahy ny olona kah!! fa ra ohatrizao ny karakteranao Prezida hatramizay , lasa mahay mihaino ,mangataka fifampiresahana ,mifanaja, tsy toy izao ny zava nitranga !!ary teo akaikinao foana ny vahoaka Malagasy !! ambava homana marina
6. hery ( 28/01/2009 09:16)
Fa raha tsy managadra izay nahatonga izao gidraka izao izay mpitondra eo na Ravalo na tsia dia tsy hipetraka ela.
7. tsiafoi1 ( 28/01/2009 09:24)
Fa raha tsy managadra izay nahatonga izao gidraka izao izay mpitondra eo na Ravalo na tsia dia tsy hipetraka ela.


Ny voambotany ihany no tratran'ny mason'harato fa ny carpa vaventy ve ho azonao eo na haniry nify aza ny akoho....
8. xxx ( 28/01/2009 09:26)
Aza ny AFO no omenao tsiny raha toa ka ny tsy firahirahinao sy tsy fintandremanao ny hoe DANGER NO SMOKING ka nifohanao sigara ary nampilodaka ny trano!!!
9. andrywui ( 28/01/2009 09:28)
tsy azoko inn no idiran'ny sigara amin politika
10. gasmlay ( 28/01/2009 09:43)
marina ny an'i ouebimastera! tokony ho gadraina RAVALO!
11. mion ( 28/01/2009 09:52)
Ilay oe faikany sy jiolahim-boto ary tontakely kosa aloha rehefa topaza-maso de ilay nandroba ny kely indrindra (sakafo mby am-bavan'ny Malagasy sy ny PPN) sy mitady handroba ny lehibe indrindra (dia ny fiandrianam-pirenena) @ alalan'ny "DEMOKRASIA". Zao anie tsy misy afaka hilaza fa Ravalomanana no nanesotra ny sakafo teo am-bavan'ny vahoaka e, fa ny Ben'ny tananan'Antananarivo niaraka t@ ireo tontakeliny avy eny andohatapenaka sy Manarintsoa etc... . d'ailleurs refa hita de aleo tsorina fa vitsy monja ireo intellectuels nilahatra teny @ 13Mai (mpiasan'ny commune sy izay mifandraika aminy, ary ny sasany t@ fianakavian'ny ben'ny tanana) fa ny maro dia ireo tontakely sy jiolahy mpamaky trano (zarany aza izy ireo avela hiseho masoandro sy hiasa malalaka). zao ny mponin'Antananarivo no tonga @ ilay hoe nokakerin'ny amboa kely tiana satria tsy hanan-kanina ohanina. Ny PPN moa zao de efa lafo be raha ahita ary (Menaka 1 litatra = 8000 Ariary), iza ary no antony hoy nareo, tsy I Ravalo izay namokatra ireo PPN ireo ho an'ny vahoaka Malagasy fa ilay miseho azy ho kely fa dada. Ny olona nianatra sy nandia fianarana tsy hitango lalitra eny @ 13 Mai izany mba hitolona @ ny tolona tsy azy akory. sa toi koa isan'ireo tontakely?
12. tsikivy01 ( 28/01/2009 09:58)
Anisan'ny nihoapefy teny angaha Penguin io ? Gadragadra foana ve izy ity leretsy e ? Ny efa any azy tafaporitsaka tao tsy voafehy ka hampiana indray ! Anamboary fonja vaovao indray aloha ka !
13. andrywui ( 28/01/2009 10:38)
mbola tsy fay tsara fa mila ndraipande ndray ?! gadrana?? iza no gadrana ? ny TGV ve ? manonofy!!! Roland Ratsiraka ve ? midelira!!! bandy tena faranze tsotra i Roland Ratsiraka io fa ny anarany no ampidirana azy ao anaty " garaba tokana"" ,fa ilaina jerena ny toetra politikany fa mpanao politika malemy fanahy hatramizay io ! fa tsy anisanreny mahery fihetsika ireny ! jereo amin'ny solomaso fotsy izy fa esory iny madness be iny
14. AFLN ( 28/01/2009 11:33)
elà mihitsy ry andruiwy no tokony hogdraina. sady iza koa no matahotra izay ndrapande nla eo. zay lety mahatanty na 100000 Ar aza ny litre menaka fa nareo tgv ihany no hitaontany voalohany eo. Asio ndray lty a!
15. andrywui ( 28/01/2009 12:02)
AFLN --- mitady zany elàisany ry lety?? ho averina zany ny 26janv ?? mbola be vava ? ary mafy loha otrn'ny mpitarika azy mits lety ka! mitady hanao jadona ko lengama! izy irery no mpanakarena mahavidy menaka 10000ar ny litre hono de tena mandatsa ny mùalagasy sy maneso ny vahoaka mitsy lety klé!! elah tokony hofaty in-2 mitsy ra zany toetsainlah zan
16. patrick2002 ( 28/01/2009 12:34)
Zao anie tsy misy afaka hilaza fa Ravalomanana no nanesotra ny sakafo teo am-bavan'ny vahoaka e, fa ny Ben'ny tananan'Antananarivo niaraka t@ ireo tontakeliny avy eny andohatapenaka sy Manarintsoa etc... . d'ailleurs refa hita de aleo tsorina fa vitsy monja ireo intellectuels nilahatra teny @ 13Mai (mpiasan'ny commune sy izay mifandraika aminy, ary ny sasany t@ fianakavian'ny ben'ny tanana) fa ny maro dia ireo tontakely sy jiolahy mpamaky trano (zarany aza izy ireo avela hiseho masoandro sy hiasa malalaka). zao ny mponin'Antananarivo no tonga @ ilay hoe nokakerin'ny amboa kely tiana satria tsy hanan-kanina ohanina




efa betsaka ny tontakely intellectuelle misy ny manana maitrise en droit ,informaticien , ingenieur ,docteur en medecine ,tsy an'asa ,tsy mahavoahofa na trano 10 m2 ,aza fa mbola mipetraka @ RAD ,izany dia noho ny tsy fisiany fotodrafitr'asa mati-paika izay nataony fitondrana nifandimby nanomboka t@ fitondrana Ramanatsoa mandalo an'i Ratsiraka ka hatramin'izao fitondrana izao.
17. xxx ( 28/01/2009 12:40)
AZA ADINO NY TONTA BE TOA ANI' LE8 EFA SAHY MIVAROTRA TANINDRAZANA MIHINTSY!!!! 3 EURO/ M2 ????
18. xxx ( 28/01/2009 14:12)
penguin:

Ny TGV no miompefy ary tsy mahafehy ny olona entiny. Demokrasia mihaja sy milamina vé ahasimba zavatra marobe ? Very ny ahasasarana sy ny fananan'olona indrandra ny an'ny firenena toy ny RNM ka izany vé no fandresena aminao ra-tsikivy01 ?

ok merci enao!! za mtovy hevitra 100% amnao !! zay mintsy

:wink:
19. betsi2 ( 28/01/2009 21:58)
patrick2002:
tsy miaraka @ tsy afaka anga tena? rehefa ihditra aminy fitondrana i ra8 de dada mahavita azy izy , kanefa kosa raha manetroka ny ny tontonlo de Andry izay izao no malaza , zany no tena mpanao politika , politika kisoa sa amboa? ny tena marina tsy manana azo damosina amina zavatra atao na evitra politika na aminy fianinana andavanandro
ZAY NO LAZAIKO ANAO TONTON


Zao anie tsy misy afaka hilaza fa Ravalomanana no nanesotra ny sakafo teo am-bavan'ny vahoaka e, fa ny Ben'ny tananan'Antananarivo niaraka t@ ireo tontakeliny avy eny andohatapenaka sy Manarintsoa etc... . d'ailleurs refa hita de aleo tsorina fa vitsy monja ireo intellectuels nilahatra teny @ 13Mai (mpiasan'ny commune sy izay mifandraika aminy, ary ny sasany t@ fianakavian'ny ben'ny tanana) fa ny maro dia ireo tontakely sy jiolahy mpamaky trano (zarany aza izy ireo avela hiseho masoandro sy hiasa malalaka). zao ny mponin'Antananarivo no tonga @ ilay hoe nokakerin'ny amboa kely tiana satria tsy hanan-kanina ohanina




efa betsaka ny tontakely intellectuelle misy ny manana maitrise en droit ,informaticien , ingenieur ,docteur en medecine ,tsy an'asa ,tsy mahavoahofa na trano 10 m2 ,aza fa mbola mipetraka @ RAD ,izany dia noho ny tsy fisiany fotodrafitr'asa mati-paika izay nataony fitondrana nifandimby nanomboka t@ fitondrana Ramanatsoa mandalo an'i Ratsiraka ka hatramin'izao fitondrana izao.



20. xxx ( 28/01/2009 22:59)
Ho an'i andrywui manokana ity .Ndehana vakio ao @ lahatsoratr'i xxx milaza ny isan'ny chomeur potentiel ary ny vola lany t@ io 26 janoary io .Ny lahatsoratra faharoa dia natokana ho anao irery momba ny mpamatsy ny korotana .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7288