ary aona le maty e??

1. akamatiana ( 27/01/2009 15:16)
le resaka maty teny am mbs fona no to voatonina fa le 10 maty teny am magro tanjombato to tsy asina resaka satria ve zareo samy zareo no nifanitsaka sy nifamono tao de tsy atao malaza ???
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:47
2. xxx ( 27/01/2009 15:19)
KA IZY ANE NA MATY AZA FA NAHAZO VARY 1 GONY E!
3. patrick2002 ( 27/01/2009 15:38)
ka ireny mpandroba ny teny @ MAGRO ,fa ny teny @ MBS kosa hanala ny MBS tao mibodo ny taniny commune sy ny tranony.
4. zandikely ( 27/01/2009 18:16)
ALEVINA NY MATY FA ATAO AHOANA E!
5. fantaro ( 28/01/2009 06:47)
Efa vonona ny ho faty izy matoa mandeha amin'ireny e! jereo tsara fa ny mpitarika sy mpanao politika ambadika an'ireny ho eny tsy misy maty izany eny mihitsy fa ny adala be tsisy atao manaraka azy foana no maty. rehefa avy eo anefa tsy raharahian-dry zareo akory f'izao angamba no resaky ry zareo any ambadika any hoe izy no te ho any. Taitaitra eo fotsiny dia entin'ny fihetseham-po eo fotsiny dia tsy mieritreritra izay hahazo azy. maritiora ve ? izao ihany fa ny fianakaviana navelany tsy velomi'ny mpitaritolona akory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8277