Tokony atsahatra Kely aloha ity site ity ry Mpandrindra!

1. xxx ( 27/01/2009 14:53)
Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana !

Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !

Porofo fa mbola ny fo no mibaiko aloha , mbola tsy haitsika ny milalao izany démocratie izany ! Mbola tsy hay ny dikany , tsy hay ny mampiasa azy!

Ka dia misarika ny sain ny mpiandraikitra raha azo atao , hevitra moa ny ahy fa dia anjaranareo ny mieritreritra satria tsy ahy ny site

Misaotra indrindra tompoko !
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:41
2. andrywui ( 27/01/2009 14:58)
Kou ra tsy elah no Ravalo kou hibaikobaiko sy hanao didy jadona eto fa rehefa resy de mipetrah maka saina ry papa a!! vonoy ny ordi de matoria ,fa mila vaovao farany mitranga kou ane ny olona e! eto no ilazan'ny olona ze zavamitranga any aminy any kou atsahatra ah atsahatra
3. bichette ( 27/01/2009 15:03)
ito sisa no fifandraisana koh ! nahoana no hakatona ?
4. xxx ( 27/01/2009 15:07)
MILA VAOVAO HAINGANA AVY AM TSIRAIRAY NY OLONA E! ETO NO HAINGANA SADY MIKOZIKOZY E! NDE MARINA MATORY ALOH ARY RA RERAKA
5. xxx ( 27/01/2009 15:12)
azoko antoka, fa tsy nisy nanitsaka an'analakely, na oé teo anoloan'i MAGRO, na oé nandé nitsena ra8 t@lahady, zé mikozy retsaretsa eto.

AVERIKO NDRAY:
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=BEDABE TSY VOFARITRA
donc, sika mamay eto fona, sika eto abony ordi eto fona mifanasa vangy sy b kozy eto. zé tsy mahatanty mijann, mamakia fotsiny.

NY VAHOKA REFA LEO, TSY MIRAHARAHA ZE VIVA, TVPLUS,MBS,TIKO, SHOPRITE, ZE VITA REHETRA TAO
SAKAFO NO MAHAMAY, TSY NANANA ORDI PORTABLE IZY(ataony inn moa nefa, fa iny votsirambiny tanana tao!!!!) d amidiny mora @lah refa demain.

ETO IHANY SIKA BAINN AAAAAAAA!!!!!!!!!!!
6. Samoana ( 27/01/2009 15:12)
Fianarana avokoa na ny fihainoana ireo olona tony na ny fandeferana ireo entim-po dangitra e! Raha akatona mainka ratsy fa toy ny fanapenam-bava
7. mala ( 27/01/2009 15:44)
Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana !

Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !

Porofo fa mbola ny fo no mibaiko aloha , mbola tsy haitsika ny milalao izany démocratie izany ! Mbola tsy hay ny dikany , tsy hay ny mampiasa azy!

Ka dia misarika ny sain ny mpiandraikitra raha azo atao , hevitra moa ny ahy fa dia anjaranareo ny mieritreritra satria tsy ahy ny site

Misaotra indrindra tompoko !


Aöna kou zany revinareo zany :?: :?: :?:
Efa mianatra ny ataon-dRa8 ndray an!
Ny hevitra maro isan-karazany ané no avohitra ato é
...Efa ts misy TV hita na radio heno... dia hoatao an'zany kou v ny net?
eto zao no sisa afantarana an'zay ambadimbadika any...atao aöna? efa voafoaka daholo ny crédit tany am ORANGE...
8. sitlo ( 27/01/2009 16:24)
angaha hono tsy nety nodorana ny internet ry xxx :-D

Na tsy nanao ecole de guerre ohatra ny amiraly aza aho, hitako amin'ny film foana fa ny fitaovam-pifaneraserana no simbaina voaloha. RNM TVM MBS
Dia avy eo ny sakafo, MAGRO, ny mpanangona entana eny an-tsena...
Dia avy eo ny angovo (tsy haikoa raha ahasahy an'izay Ratsiraka)


9. Mirananirina ( 27/01/2009 16:34)
Tsy mety kosa raha akatona ity ,dia ahoana no ahenoanay ny vaovao avy any dago raha tsy misy ity?
10. Noue ( 27/01/2009 16:38)
xxx:

Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana !

Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !

Porofo fa mbola ny fo no mibaiko aloha , mbola tsy haitsika ny milalao izany démocratie izany ! Mbola tsy hay ny dikany , tsy hay ny mampiasa azy!

Ka dia misarika ny sain ny mpiandraikitra raha azo atao , hevitra moa ny ahy fa dia anjaranareo ny mieritreritra satria tsy ahy ny site

Misaotra indrindra tompoko !
izao ve no mba politikanareo eee??


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. OoRakotooO ( 27/01/2009 16:55)
Fa ra XXX ve manamaina e? sady mitapo @ poto no contradictoire. Ndana aloha manapoaka vaoniny kely sao mba miverina @ laoniny e!
12. andrywui ( 27/01/2009 17:11)
HITA FA MIDEGA LERY KOU !!SADY ETO NY OUL MBA AFAKA MANASA VANGY MIFANALA ETO KO AJANONLA!!OLONA MAHATANTY DAOUL ANE NY ETO EE
13. xxx ( 27/01/2009 17:24)
ka le xxxx eto, bdb ko, milay.
le voniny tsy mety mipoka fa misy volony, hehehe
14. tolipy ( 27/01/2009 20:29)
manipulateur danza be xxx fa tandremo, mbola tsy azonareo. nanao science po angamba nedala io, dokafana kely dia midingindrambo; tsy fotoananizany angamba izao!
15. Belami ( 27/01/2009 20:57)
REHEFA TSY MAHATANTY MIADY HEVITRA ETO DIA MANDEHANA MIDITRA ATSY AMBADIKA @ KARAJIA , NA MAMAKY TONOKIRA SY TONONKALO FA TSY NY SITE AKORY NO HAKATONA!!!!
16. tsiafoi1 ( 28/01/2009 08:12)
Mbô samy maneho ny heviny eto, fa mila mifankatanty fotsiny...
Eto koa anie mba fanalana andro e, fa inon moa no vitan'izay 10 sy 20 mba miresaka politika eto,... Sady zay koa no resaka malaza aty @'ny tanana de zay no resahina fa rehefa tapitra ny film de, lasa indray any @'ny dinika hafa...
17. ni81 ( 28/01/2009 08:28)
REHEFA TSY MAHATANTY MIADY HEVITRA ETO DIA MANDEHANA MIDITRA ATSY AMBADIKA @ KARAJIA , NA MAMAKY TONOKIRA SY TONONKALO FA TSY NY SITE AKORY NO HAKATONA!!!!
=)) =))
18. xxx ( 28/01/2009 13:41)
Za alou dé té hamely an'i Tsiafoy e ! Aza azoko amin'ny takotakonai ny ndry fa ampesaiko lé gel nalaiko taoamin'ny score dia malama tsara !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4246