raikitra ny am tanàna
1. mala
(
27/01/2009 14:42)
Efa iray zao ny maty taty Tamatave (vhv). Miaramila tonga dia ankitifitifitra be eo am Magro am garouts.
Nefa ny any Toulouse avelan'ny pra sy maramila mintsy pokona haka ny zay tiana fa mba tsy mandroba... dia lasa
Ambositra koa efa afo fotsiny
Zany dia mbola tsy mahatonga S an-dRa8... :(
Nefa ny any Toulouse avelan'ny pra sy maramila mintsy pokona haka ny zay tiana fa mba tsy mandroba... dia lasa
Ambositra koa efa afo fotsiny
Zany dia mbola tsy mahatonga S an-dRa8... :(
novalian'i mala ny 27/01/2009 15:59
2. akamatiana
(
27/01/2009 14:51)
tsy mampietsi-bolomaso avy azy zany fa tsika madinika no minana ny tadiny , manomboka radem de efa ikaikaika oe tsisy kaly sns
3. patrick2002
(
27/01/2009 15:04)
ka ny vaventy izany havela hanao izay daniny kibony fa tsy hitsinjo ny madinika aoka anky ry Akamatiana ah!
mba jerevo ny fitsinjovanao anio zazamenavava eny antananao io ,ary mba jerevo ity fitsinjovany anao raha vao mandray azy @ endrika sariaka ianao sy mandrotsirotsy azy fa mitsahatra ny ranomasony .
Izay amiko ny mpitondra sy ny vahoaka tokony hifampitsinjo ,fa tsy hoe ny fitondrana tsy handefitra ho anizay ben'ny tanana ,tsapao aloha ny herinareo, sns .
Nanao izay daniny kibony izay ny vahoaka madinika ,eo ianao no horaisina ra fitondrana

4. akamatiana
(
27/01/2009 15:10)
ka na inn nge ataonareo azy e , tsy misy dikany aminy avy zany e , zahay madinika fotsiny no mijaly eto , ary ra-TGV kou tsy anome apahany am fananam-beny ireo e, fa le vahoaka ataony fitaovana tsy mba misaina kely fotsiny , ataon'ireo dinosaoro fiakarana fotsiny no mampalahelo ry patrick2002 e
5. patrick2002
(
27/01/2009 15:15)
ka aiza moa ny dinosaoro tsy hiakatra ,misy Tanora Gasy Vonona efa betsaka sahady ny mpanatsatso ,mbola tsy vaki ny lohamaleminy eh! tanora vao erotrerony loatra eh!, fohy fisainana eh! ,niakatra teo Ra-8 mpitery ronono eh! ny mpanatsatso no betsaka ,aleo aloha izy ho eo dia ho hita eo ny hataony ,ireo mpanohana ny TGV rehetra ireo niady an'i ra-8 daholo t@ 2002 nefa jereo ity nataony.
6. Samoana
(
27/01/2009 15:21)
mala/ efa fantatra fa tsy Ra8 intsony no afaka handamina ny tanàna . Directoire militaire toy ny efa nolalovantsika gasy no mety mba hiverenana amin'ny "discipline". Efa "has been" na i le8 na i tgv satria tsy nahay nifandefitra fa nifandrava laka
7. patrick2002
(
27/01/2009 15:24)
miala tsiny aminao izaho fa aleo ny fololindahy hiantoka ny filaminanana ,tsy izany ve no nitranga t@ 1975
8. mala
(
27/01/2009 15:59)
aza mieritreritra directoire zany am zao...
zany ara zareo mavita mamono zany kou
bedebe ny tranga possible radem... miomana @ zay mety ho pire aminao fotsiny d zay... Raha enao rery ané tsy ahavita inona eo e. Miaraka @ vahoaka enao no mety ahavitra zavatra. Nefa ny ataony vahoaka efa tsy hay vinavinaina tsony: improbable + incertain + possible 8-)
iny alou no arahina na mipetraha an-trano dia manaraka ny fizotran'ny fandehany.
Bedebe ny resaka henoko hatrmin'izao fa zay fantako tena marina iany no teneniko eto...
"Atsipy ny tady an-tandroky ny omby, atsipy ny teny..."