Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démoc
1. Noue
(
27/01/2009 13:28)
Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie
- 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire.
- 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire.
novalian'i Noue ny 27/01/2009 16:24
4. Noue
(
27/01/2009 13:43)
16H25 : Ny Hasina Andriamanjato, Elia Ravelomanantsoa, Andry Rajoelina affirment faire l'objet d'un mandat d'arrêt. Pas de confirmation gouvernementale.
http://www.sobika.com/
http://www.sobika.com/
5. ainaheri
(
27/01/2009 14:17)
tara lotra bainn ra zao vô iantso demokrasia klé,angah tsy zay niadivana t@ 2002,nefa aiza zany zao? Miavona lotra kou lery ee,ary nijabaka izy,aleo iverina @ vahoaka ny nangalariny nandritra ny 7 taona zay!!!
6. xxx
(
27/01/2009 14:24)
Ra mba niaritra mafy be teo kou ane tsy naninn fa lasa niondrika be am vahoaka ndray zao le taimbava be isaky ny mikabary iny !aiza ihany ry ngah Filoha a! tazony le mahaizy anao e!! anga moa tsy oe: "misia mihetsika eo nareo ahitanareo azy fa tsy misangy tsony aho!" de aona zao ha! ha! ha!
7. patrick2002
(
27/01/2009 14:29)
Indrisy ry taniko. :cry: :cry:
Aleo halan'Andriana toy izay halam-bahoaka.
Aleo halan'Andriana toy izay halam-bahoaka.
8. akamatiana
(
27/01/2009 14:41)
hitantsika eo le milaza fa malaky fandeha io e , tafita io vo rendrika , mbo ty mou ee :lol:
9. patrick2002
(
27/01/2009 14:44)
aleo anky andeha amin'izao ry akamatiana amin'izay mitsoaka mankany liban daholo ny gasy ah! toi kou :wink:
12. Noue
(
27/01/2009 16:24)
- 19H09 : Andry Rajoelina interrogé par RFO. Dis qu'il n'il y aura pas de négociation avec Ravalomanana.
