13H20 : Ravalomanana a Morondava avec sa famille

21. mala ( 27/01/2009 12:21)
- 14H30 : officiel : Andry Rajoelina refuse la médiation


zao lé atao hoe détournement de l'information.
Mazava ané zany e : nisy condition kely fotsiny no napetrany, condition très pacifique. Fa ny ankilany mintsy no mbola miziriziry tsy hanala ny mercenaire-ny av eto am Tanindrazana.
22. sivisma ( 27/01/2009 12:33)
IMila fifidianana haingana angamba "éléction anticipée".Alohan'izay hapetraka ny gouvernement de transition "sans tgv" ," sans tim".
23. tenagasy ( 27/01/2009 12:34)
Mankamamy ôôô!

Mba vaovao marim-pototra moa voizina eh!
Averina ihany fa Ny Lainga Anie Toy ny Salaka e!

Vao avy niantso olona tena mahalala aho teo!
Tsy lasa any Morondava izany ny Filoha Tompoko!

Ingahy Mera no tsy mety hihaona!
Rehefa mifanatrika kosa anie tsy misy fika hanontaniana ireo mpamporisika ao ambadika e!

DJ hifanatrika amin'ireo Diplaomaty sy Filohampirenena!
Mba mipetraha ianareo eo @ toerany!

Ho an'ny mpitondra kosa:
Izao ilay efa novoizina ombieny hoe: tsara dia tsara ny miasa mafy, saingy tokony nohamafisina koa ny fifandraisana (communication) fa tsy miteny mba tsy hilazana n'inon'inona hatrany.
Tsara ny Modeste saingy mba mila tatitra kosa ny vahoaka!

Mirary soa!
24. yonikafopl ( 27/01/2009 12:36)
ka maninn ra niandry fifidianana eee, zay no tena demokrasia, io tsy nahandry tantana io ihany no tsy nanidinan'ny akoho, zao ny vokany,
25. andrywui ( 27/01/2009 12:37)
SANS TGV ? mahay ane sivisma zany e!! ny vava alou no aza atao be tsony fa ny ho avy mbola hitranga no jereo !! fa mbola vao 1ér round iny !! ka aiza le vitamine be tam ronono nohanina toa nitsingidina vaky tady any Morondava
26. xxx ( 27/01/2009 12:42)
Modeste hono le 8 !!!! tsy ampy fahaizana diplomasia sady be marenina no miavona i ra8 fa tsy modeste izany e!!!
27. mala ( 27/01/2009 12:46)
Ny tantara ato mandé iany...elah 'ty lasa nitsoaka
Zany v dia mbola misy manao ho modely?
28. Noue ( 27/01/2009 13:08)
- 15H44 : Silence radio du coté du gouvernement. Aucun ministre ne veut s'exprimer.
- 15H39 : Andry Rajoelina indique qu'il fera une grande déclaration demain place du 13 mai
- 15H30 : Sambava : magro pillé
- 15h28 : Sambava : Attroupement devant le grossiste Donia et la station Total
- 15H15 : MaTV emet de nouveau
- 15H08 : confirmé : 5 morts a Antanimora ( prison )
- 15H06 : Une entreprise japonaise attaquée à Ivato ( daiho )
- 15H05 : Attaque imminente du magro Nosy be
- 15H02 : rotaka à Tamatave. Manifestants brandissent portrait de D. Ratsiraka
- 14H48 : Confusion a Antanimora autour de la prison
- 14H45 : Attaque shoprite tsiadana : 5 morts
- 14H43 : Forum internet TIM fermé
- 14H42 : Nosy Be : attroupement autour de Magro
- 14h40 : Shoprite ampefiloha pillé
29. Noue ( 27/01/2009 13:11)
- 15H44 : Silence radio du coté du gouvernement. Aucun ministre ne veut s'exprimer.

- 15H39 : Andry Rajoelina indique qu'il fera une grande déclaration demain place du 13 mai

15H08 : confirmé : 5 morts a Antanimora ( prison )

- 14H45 : Attaque shoprite tsiadana : 5 morts
30. vahiny2004 ( 27/01/2009 13:19)

14H30 : Ravalomanana promet le calme et l'ordre dans "très peu de temps"


Amin'ny fomba ahoana ? Efa tara be fa efa tsy azo maitriser-na intsony ny situation !!!
mampalahelo ! Ra8 et TGV = 2 orgueilleux qui ne pensent qu'à leur petite personne , ny vahoaka no atao sorona lava !!!
31. xxx ( 27/01/2009 13:24)
IO ILAY HAMAIVANAN-DOHAN'IREO MPANAO POLITIKA MALAGASY E!!!!!
Ny hambony aloha izay vao ny vahoaka!!!
32. Noue ( 27/01/2009 13:24)
- 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire. Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie
33. Noue ( 27/01/2009 13:25)
- 16H16 : Tuléar : Pillage Magro depuis ce matin à 11h.1 mort. Bureaux du Bianco dévasté

- 16H13 : Radio Rdj emet de nouveau

- 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire. Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie
34. xxx ( 27/01/2009 13:31)
Izay vao mibaradaga le 8! aiza re izany e???? avonavona sy tsy firahirahiana no natao ka izao vao hoe aza sombaina e!!! demokrasia eee!!!! 7 taona tsy nahay nanao demokrasia koa izao 2 andro dia mitady hiova sahady hono!!! :-D :-D :-D :-D :-D tazony ny jadonao Andriamatoa raha mafy ianao.
35. Noue ( 27/01/2009 13:42)
- 16h35 : Tiko Vohémar incendié
- 16H32 : Magro Fianarantsoa vient d'être pillé
- 16H27 : Tirs de mitraillette devant Magro Tamatave
- 16H25 : Ny Hasina Andriamanjato, Elia Ravelomanantsoa, Andry Rajoelina affirment faire l'objet d'un mandat d'arrêt. Pas de confirmation gouvernementale.
- 16H16 : Tuléar : Pillage Magro depuis ce matin à 11h.1 mort. Bureaux du Bianco dévasté
- 16H13 : Radio Rdj emet de nouveau
36. andrywui ( 27/01/2009 14:04)
xxx33 ===TAZONY NY JADONAO ANDRIAMATOA RAHA MAFY IANAO!
KA IZY ARA ONY ZAO LASA NITSOAKA ANY MORONDAVA OZY RY ZALAH ATO KOU !! ARY NOHEVERIKO FA TENA MAHATANTY LAZON'ADY ANE LENGAMA INY E!! KAY VAO 1ér ROUND DE TSA HITA IDAGA!! ARY NA RY ZALAH AKAMAY TATO AMN FORUM TATO ANY TSARY NISY HITA ABY ZAO!!ASA NAKAIA
37. Noue ( 27/01/2009 14:08)
- 16h58 - Fermeture de sites web en cascades ! Madagate.com, 13mai.com , onilahy.com...!
- 16h54 : Le général en retraite Désiré Ramakavelo estime qu'il faut " un gouvernement de transition"
- 16h47 : Sambava : grossiste Donia dévasté
- 16H40 : Tamatave : Magro incendié. Militaires en fuite. Camion tiko incendié. Bianco saccagé.
- 16H40 : le site pro Tgv Madagate.com fermé en France !
38. xxx ( 27/01/2009 14:11)
Andrywui> fa iza no akamanareo i tgv sa ra8???
39. andrywui ( 27/01/2009 14:14)
Tsy hitanao anga io hevitro eo ambony io?? io ve de hanohana an'i Ravalo !!
TGV aho ry papa a!! sady avoahy kely le PS vao miresaka oa fa kanosa be nareo zany klé
40. xxx ( 27/01/2009 14:18)
INONA NO TENA ILANAO NY PS-KO E?? TSY NY RESAKA ATAO FA PS NO ZIZONAO EO!!

KA NA RA8 ENAO NA TGV NA DEBA NA ZAFY DIA TSOTRA NY TENIKO MOMBA AZY IREO. SAMY AMBOA DAHOLO IREO OLONA ROA IREO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0076