Roland Ratsiraka

1. bozyboleta ( 27/01/2009 06:26)
Miteniteny foana @ radio antsiva i roland ratsiraka @ zao ora hanoratako izao.

Tsy maintsy esorina hono ny fitondrana ka i andry rajoelina no apetraka eo. :roll: :roll:
novalian'i xxx ny 27/01/2009 14:40
2. tsinjo ( 27/01/2009 06:33)
tena ohatra ny mapme kou alou le fanambarana nataony roland ratsitsira ho anareo any TAMATAVE mba hilazao vaovao any we ra mahazo olona i LERY fa @ 11 ora houn ny fotoana
3. nyavo2000 ( 27/01/2009 06:36)
Isika Antananarivo efa izao no manjo, ka na pro R8 na pro TGV isika, nahoana moa ny olona toy izany no mbola faly amin'ny fahapotehan'ny tananan-tsika sy ny fiaraha-monina.....

Zah manao soso-kevitra, satria mafy loatra ny manjo an'antananarivo, ndeha hosamborina avokoa "CHASSE à l'HOMME " ireo mpanao politika goaik'antitra ireo ka omena ny fitsaram-bahoaka sahaza azy, any amin'ny faritra misy azy any izy no tokony ho be vava fa tsy aty...na i Andry TGV aza milaza fa ajanona aloha ny korontana fa hifanantona ka ny sasany indray no mamalan-kira sa ireny no nandroba ny fananam-bahoaka ?
4. xxx ( 27/01/2009 06:44)
Ka efa chasse a l'homme io ihany no mahatonga zao reetra izao koa mbola izany koa no dradradrainao eo??? zavatra hafa no hatao solution fa zany tsy vahaolana fa OLANA.
5. OoRakotooO ( 27/01/2009 06:53)
Tsy maintsy miteny i Roland R satria mpanao politika no asany fa ny fanontaniana hoe mampiova inona moa izay lazainy?
Raha mikorontana koa ve i Toamasina na any @ province dia tsara izany? Iza indray no ho robaina sy ho dorana any? Ny merina?
Ny vaha olana dia miala i Ra8 dia asiana fefy ny mpitondra fa raha tsy izany dia andrika ny ra eto ary hitoy hanapatra fahefana izay iray tonga eo
6. nyavo2000 ( 27/01/2009 06:59)
Miala Ra8 dia averina Ratsiraka satria izany on tanjon'i Rolland Ratsiraka!

Koa raha tsy alika na kisoa ka hiverina amin'ny naloany.
Aleo lavitra manompo an-dRa8 na tsy anjely aza izy toy izay hiaraka amin'ny Ratsiraka...

Ze te-hiaraka aminy dia ndana makany Tamatave,...

Inona moa no mankarary anareo momba ny merina any Tamatave e? ny merina eto antoerana ary efa norobain'ny TGV avokoa, korontanina sy havela hiaina amin'ny krizy....mba mahagaga ihany

7. tsinjo ( 27/01/2009 07:01)
tsy mino alou aho we iR8 no amono olona e fa ra namono izy efa be no maty
8. xxx ( 27/01/2009 07:02)
Ka Ra8 mintsy anie zany no tia gidradidra eo e, ny fahendrena de ny miala reefa hita fa tsy mety le fandehan-javatra fa tsy manao be loha eo,
iandrasana hisy faty olona firy vao hanapa-kevitra e?
9. rixes ( 27/01/2009 07:04)
sao mba nareo ra8 ihany aza no nadroba t@ ireny , mahagaga ihany manko raha sady tsy misy miaramila na polisy manakana ilay izy :-w
10. bozyboleta ( 27/01/2009 07:05)
Hozy roland ratsiraka hoe efa rava hono ny fitondrana fa i tgv no mitondra.
3 mn avy eo nefa de miantso marimaritra iraisana ndray :roll:

Inn ary ty???
11. ngoiha ( 27/01/2009 08:26)
Hita mihintsy hoe taranaka jamba mihintsy,tsarovy ary ataovy ao antin'ny sainareo TGVENDRANA ireo fa MBOLA TSY NANDATSADRA NA NAMONO OLONA TOA AN-DRATSIRAK'AREO RA8
FADY AZY ZANY OK
Nisy GREVE teto tami'ny 2002 ,fa na tapa-panjaitra aza tsy nisy nipika nefa firy volana moa ny grevy,Ny anareo anefa hita mihintsy hoe alahelo toerana vao indray andro fotsiny dia efa nampitondra takaitra ny vahoaka tsy mana-tsiny.Rehefa te hanana oa dia MIASA MAFY fa aza manantena ny mana fa taloha no nisy an'zany.Raha ny momba ny fanagadrana zany ALEO GADRAINA rehefa mandika lalana sy manao ny tsy metyeee!!!!!
12. xxx ( 27/01/2009 14:40)


tehaka be ho an'i ragoiha tena marina io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0451