RNM

1. Belami ( 26/01/2009 22:48)
Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia " inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"

Mba saino antsaina nge hoe handotra ny TF1 ve ny Frantsay na dia misy korontana ohatrany inona aza eto Frantsa, na hoe ny France inter, na dia hoe any fanjakana aza ireny.

De ahoana ireo tantsaha any ambanivohitra tsy manana afatsy Radio, sa dia ireny Radio kely privée ireny no lasa hasolo ny Radio RNM izay tafiditra ho isany patrimoine malagasy ?
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:55
2. sitlo ( 26/01/2009 22:53)
Ka satria nomen-dra8 fitaovana vaovao koa. Dia sao tsindry nyTGV.
3. titix ( 26/01/2009 22:53)
Belami:

Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia " inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"

Mba saino antsaina nge hoe handotra ny TF1 ve ny Frantsay na dia misy korontana ohatrany inona aza eto Frantsa, na hoe ny France inter, na dia hoe any fanjakana aza ireny.

De ahoana ireo tantsaha any ambanivohitra tsy manana afatsy Radio, sa dia ireny Radio kely privée ireny no lasa hasolo ny Radio RNM izay tafiditra ho isany patrimoine malagasy ?

Tsy mitovy zany ry Belami a.
France efa tany mandroso. Namisy fitokonana aza dia ny fiara andalambe no lasibatra may fa tsy ny fananam-bahoaka lehibe. Sady mpitokona vazaha manana hoanina ihany na dia mitokona aza.
Madagascar anisan'ny mahatra indrindra eran-tany. Dia ny mifanohitra @vazaha ny zavatra miseho sy ny eritreriny.
4. Belami ( 26/01/2009 23:00)
titix :
Amiko mitovy izany, ny mampahatra antsika indrindra no tokony hiarovana ny fananambahoaka fa de tsy hisy hiangana raha dia izay kely ananana dia potehina ( tsipihiko le hoe fananambahoaka toy ny RNM)
5. sitlo ( 26/01/2009 23:04)
izay ilay demokrasia eh, ny vahoaka no mitondra an'io. Na hodorany aza an'azy io koa.
6. Belami ( 26/01/2009 23:06)
titix :

marina ny teninao ilay hoe mahantra ny olona fa saingy kosa, tsy misy vary @ gony, na siramany, na menaka,... halaina azo hohanina ao akory.
7. titix ( 26/01/2009 23:12)
Belami:

titix :

marina ny teninao ilay hoe mahantra ny olona fa saingy kosa, tsy misy vary @ gony, na siramany, na menaka,... halaina azo hohanina ao akory.

Ka ampisehoany ny hatezerany @mpitondra fotsiny ane ny nandorany ny RNM e(volan'ny vahoaka ihany avy eo no anamboarana ny RNM fa tsy volan'izay mpitondra eo manokana avy any @poche-ny). Avy eo nitohy fandrobana mpivarotra, any no misy sakafo.
8. Belami ( 26/01/2009 23:20)
Ka zay hoe volambahoaka izay indrindra, tsy maintsy hisambobola indray ny fanjakana zany hananganana radio vaovao, nefa le vahoaka voalaza fa mahantra ihany no hando izany.
Na dia ireny bandy nisy le hira taloha sy tantara mpandeha ireny, dia very lasa lavenona,... na dia ireny ihany fotsiny aza dia antony ampy niarovana ny radio RNM tsara

9. titix ( 26/01/2009 23:32)

SSSSSssssssssssssss!!!!!!! Ataoka e. 2avions Air Force aza voavidin'ny malagasy ao anatiny 7taona na dia tsy nifampiherana aza. Maika fa izay fanarenana ny RNM?
10. Belami ( 26/01/2009 23:39)
Tsy te hiditra polémique aho, fa amiko manokana dia mariky ny "Unité nationale" io RNM io, tsy mitovy mihitsy @ avion na hélico sns...
Raha MBS, na Viva ,... tsy any vahoaka ireny, fa ny RNM kosa hafa.
11. sitlo ( 27/01/2009 00:42)
Tsy an'ny frantsay io eh, na may tahaka ny rova any aza moa raharahiany inona. Ho inon-dRajoelina izay vakoka mety horaketin'ny RNM izany? Ny VIVA tsy afaka mandefa ny tenin-dRatsiraka ihany no mahamaika azy.
Ny frantsay moa izany faly ery fa may izany nyvakoka malagasy ka hoe "alouette gentille alouette" izao no ianarana fa tsy ny "zana-javatra" intsony eh.
12. diloo ( 27/01/2009 01:28)
Miarahaba ny mpiserasera,
Ny RNM dia "Patrimoine"malagasy.Raha ny rakotry ny fandefasam-peo hatramin'izay no may dia tsy rariny satria ny "archive" dia rakotra ny kolontsainantsika.Amiko tsy ny fandorona no atao "prétexte" hoe izany ny demokrasia:izay tian'ny vahoaka hanaovany azy ny RNM.Fandoroana ny demokrasia ny nataon'ny mpandoro satria tsy ny lavenona akory ny hamerina ny kolontsaina very noho ny tsy fieritreritra ny sasany.
Ny mpandoro ihany ve no atao hoe:vahoaka sy ny demokrasia?
Ary mba nieritreritra ny vahoaka eran'ny Nosy na ny any ambanivohitra fotsiny ve ny mpandoro?
Ary sao dia fanahinina mba tsy horehin'ny ankamaroan'ny malagasy tsy vaky volo kosa aza ny raharaha mitranga @'ireo rahalahy mpifanohitra ara-politika ireo?
Raha ny MBS na ny VIVA ,izay samy orin'asa "privées", no hifanaovana herisetra hifandoro lova samy zareo mpiady seza, tsy rariny kosa ny fandorona ny lovam-pirenena.
Ny RNM dia an'ny vahoaka eran'ny Nosy fa tsy ho an'ny vahoaka mpandoro ihany na ny vahoaka ny Antananarivo irery ihany.
Mihombo-kevitra @'i Belami aho.

Belami:

Tsy te hiditra polémique aho, fa amiko manokana dia mariky ny "Unité nationale" io RNM io, tsy mitovy mihitsy @ avion na hélico sns...
Raha MBS, na Viva ,... tsy any vahoaka ireny, fa ny RNM kosa hafa.

13. xxx ( 27/01/2009 01:40)
Akory atao fa mahay ny ol koa
14. mala ( 27/01/2009 02:05)
Normalmnt an! RNM = Radio National Mada... fa tsy Radio Gouvernemental Mada... Ny zavatra izay eo am-pelatanan\'ny gouv ané no nezahina narodana mba ho enony amzay ny tena feon\'ny vahoaka e!
Am lé fitondrana manaraka tsara iz raha tena RNM marina... :-*
15. xxx ( 27/01/2009 02:20)
dia izay ve no nandorana ny tantaram-pirenena
16. tsiafoi1 ( 27/01/2009 07:03)
Atao akory fa may izy ankehitriny... Demokrasia orange io koa!!!!
Miala any indray ny loi de finance vaovao, miakatra ny Impôts hanarenana ny rava...Looooza fa kenda ny vomanga nasesiky ny tanany!
17. aikon ( 31/01/2009 07:55)
midika izany fa ny mpiasa ny R N M dia efa tsy misy ilan'ny vahoaka azy intsony satria efa mitongilana loatra @ mpitondra izay ita fa manao ampihimamba be izao ve de mbola dokafana ;izany dia zavatra tsy mbola nisy t@ tanataran'ny mpiasan'ny Radio Nasionaly Malagasy atramin'izay
mazava izany fa efa nihoatra ny tokony ho izy ny nataon'ireo mpiasa tao ireo
mazava aminao ahoana moa ny vahoaka efa milahatra efa ho telo andro aty
tana nefa ny olona any @ faritany mboala tsy mahalala zaona de izay no naha tonga ny vahoaka tezitra ambaralo @ vahoaka ny zavatra marina fa tsy afenifenina
mazava

2
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337