loza ho an'izay nihavian'ny fanafintohinana
21. ni81
(
26/01/2009 21:14)
Eny e!ndeha atao hoe tena nisy fiangarana etc fa dia resaka izany ve oa no antony hanapotehana tanàna,hanaovana pillage, hamoahana gadra sy handorana entreprise!! ary miafara amin'ny fatin'olona sy hanovana coup d'état ?????ilay antony nanakatonana an'ilay tv koa moa toa tsy asinareo resaka mazava mihitsy ilay antony e!!tena niteny tao tokoa ve ratsiraka dia inona hono no nolazainy e???ka tsy maintsy izay foana no fandehan'ny ao dago e! raha vao misy korontana eo @ mpanao politika roa tonta dia avy daholo ny mpanararaotra rehetra! Tsy vao izao akory izany no nitranga fa hatrizay hatrizay.
22. vale
(
26/01/2009 21:29)
patrick2002:
mia Tsy haiko ianao na aty ivelany na tana no mipetraka ,fa ny vaovao reko dia ,hatramin'ny nanakatonana ny viva TV izay dia ,Radio viva fotsiny no hianoanyolona ao Tana ,eny anaty bus ,any @ mangazay ,Chauffeur na Taxi, tsy misy afa tsy radio VIVA.
Misy resaka ambadika politika mihintsy izao, fa na dia oe radio fihainoan'ny oul aza ve??? mety misy antokon'oul tsy nahatanty ny nikantonan'io Radio io izay ahitàny INTERET MANOKANA no nitarika ny fanoherana ny nataon'i Ravalomanana, dia IZAO VE NO ATAO HOE FITIAVAN-TANINDRAZANA??? fanankorotanana sy FANIMBANA toy izao, anefa ny raisonnement nanaovana ny fitokonana dia hoe FITIAVAN-tANINDRAZANA tssssssssss, raha tsy donto koa ny oul ka tsy hahatakatra izay FIHETIKA NASEHO teo!!! TSY FITIAVAN-TANINDRAZANA VELIVELY izao FANIMBANA izao AMIKO, fa FITIAVANTENA! 8O
23. tolipy
(
26/01/2009 21:38)
pas de fumée sans feu hoy ny vazaha, eran-tany jereo ambadiky ady rehetra firenena matanjaka! @ roa tonta samy manana ny azy, vahoaka miady dia tsy avela hivoatra mihitsy, hanatra izao ho any roa tonta, omeko endrika ohatra akoholahy ampiadina reo mpanao politika reo, au final, samy maratra, indrindra ireo vahoaka tsy manatsiny, dommage tsy afaka mijery internet malagasy 16 millions ao madagascar ao. Dia hazo atao mampita hevitra havana, namana erany madagascar izay manana accés internet... :( :( :( :(
24. hery
(
26/01/2009 22:33)
noue: http://search.twitter.com/search?q=%23madagascar
Eny, loza ho an'izay niavian'ny fanafitohinana.
Loza ho an'izay niantso ny olona handoro sy hanimba
Todin-karena harena ihany e...
Eny, loza ho an'izay niavian'ny fanafitohinana.
Loza ho an'izay niantso ny olona handoro sy hanimba
Todin-karena harena ihany e...
25. patrick2002
(
26/01/2009 23:13)
celui qui recompense plutot le mal que le bien, est indigne de vivre traquillement.
Fahamasinana no nidradradradraina 7 taona lasa izay ,ka aiza izy izao
Les tananariviens et tananariviennes tourner le dos a son Idole prefere a 2001 :D :D
Fahamasinana no nidradradradraina 7 taona lasa izay ,ka aiza izy izao
Les tananariviens et tananariviennes tourner le dos a son Idole prefere a 2001 :D :D
26. penguin
(
27/01/2009 08:30)
Tsy izao ngah no narehetr'elah elah avy any Canada koa inona no anontaniana ?
