Vahoaka efa 87.265 no efa tonga eto ambohijatovo (12ora zao)
21. zakilinina
(
24/01/2009 22:43)
O ry caprio â ! Miombon-kevitra aminao aho fa tsy tokony hiverina eto intsony ny Arema fa nangirifiry loatra izay 16 taona + 5 taona izay. Kanefa tsy mpomba an-dRa8 velively akory Zakilinina. Betsaka ny tsy ifanarahanay mianadahy. Saika hanohana an'i Andry ihany aho amin'ny 2012 saingy mahita izato toetra ratsiny izato aho dia mihemotra. Tia korontana sy tia seza i zandry kely io sady tsy mahari-boa-kena ka atahorako. Mba hanana filoha tsara ve ny Malagasy ao aorian-dRa8 sa dia mbola ho gidragidra toy ny niainana efa ho 30 lasa no hanjo mandritry ny 30 - 40 - 50 taona ho avy ê !
Tsarovy fa betsaka ny nanantena fiovana nony lasa ny vazaha efa 49 taona lasa izay (1960 - 2009). Nohon'ny adilahy politika dia mahantra loatra isika Malagasy :cry:
Tsarovy fa betsaka ny nanantena fiovana nony lasa ny vazaha efa 49 taona lasa izay (1960 - 2009). Nohon'ny adilahy politika dia mahantra loatra isika Malagasy :cry:
22. Koditra
(
24/01/2009 23:40)
Zà kalou natoky be an-drazoky Ra8 io eh! Saingy refa tena nataoko ny Calcul dé aleoko lavitra aza mandefitra @vitan-dRatsiraka toy zay mandefitra @ zavabitan\'lery sy zé mbola kotrehiny hatao, tena mbô kôzy eh! Marina fa tsy tiko Ratsiraka, zà tsy irarà tsony zé mety ho solon\'ndRa8 eo fa tena nandiso fanantenana lery.
Fehiny, aleo ho avy zé ho solony eo fa be lôtra ny ratsy vitan\'lery, ary vô maika ho ratsy be raha tsy esorina eo faran\'zé malaky lery.
Fehiny, aleo ho avy zé ho solony eo fa be lôtra ny ratsy vitan\'lery, ary vô maika ho ratsy be raha tsy esorina eo faran\'zé malaky lery.
23. naughtyboy
(
25/01/2009 03:06)
=)) zany ny olona mahalala ny zvmisy,sady mamakafaka no mandinika (analyst,thinker)fa tsy taitaitra,mitovy fijery tanteraka less... Ny tsy mety ho azony olona nge dia izao e,ilay fanjanahana manontolo aratoekarena an'i gasikara no tanjony le8 ka ny firenena sy ny vahoakany no ataony toy ny orinasany (ampiasaina filoha sy ny ministrany ka atr@ mpitery ronono...),tsy mila mandat hafa tsony fa io 3 taona io dia ampy androbana reo ambiny sisa ao @ kitampopanjakana sy ny fidirambolampirenena ,
POROFO: inona no sehatra tsy tantaniny orinasa manokany ao amintsika eo @ toekarempirenena ??? firy @ ireny moa no tombotsoa azony isamparitra sy miditra mivantana any @ kitapombolampanjakana ???? inona moa no tena nampigadra an'i lery le8 io t@ androny deba fa tsy hosokosoka t@ hetrampanjakana(évasion fiscale iarahamahalala) ,avy eo tohizany indray izany @ ireo orin'asany maro firy taona izay nefa ireny no mba entina hanakarama ireo mpiasampanjakana tsy ampy karama lava izao sy ny zaza malagasy tsy tafiditra antsekoly....raha tsy lazaina ny harempirenena fanoitra hiavotany malagasy varotana antsokosoko @ vahiny.MISY FARANY KO RAHA JIABY REHETRA IO koa MIOMANA ENAO Le8 @ fitsarambahoaka e.....

24. patrick2002
(
25/01/2009 13:51)
zakilinina ah! efa miteny anao aho fa efa tsy voahaja intsony izany safidi-bahoaka izany (FIFIDIANANA) noho ny nanaovany TIM azy porofo mitohaka @ tenda ny fifidianana ben'ny tanana farany teo sy ny fifidianana depute nangalatra ny TIM t@ faritra maro tao madagasikara .