mofo baolina

21. fahamarinana ( 02/02/2009 12:38)
:arrow: mirana5 : ohatran'ny re7 rehetra io e,samy manana ny pitsony kely daholo....za aloha tia na vanille na coco na nature.Izay tsy tia moa dia miandry ny avy any dago ..
ainaheri : merci e ! hitondra mody tokotrany moa raha tsy lanin'ny diams daholo koa. :°) (l)
22. sipagasy ( 23/06/2009 18:58)
mba nanandrana ireo re7 nomenareo aho fa nivoaka avy tao tokoa ny mofo bol dia malama² izany ny ivelany fa tsy ilay somary marokoroko na maisatra ohatran'ny any dago e!!! io mihintsy nefa no tena tadiaviko, fa tsy ilay somary malama ireny, fa manjary ohatran'ny hoe patena menakely ilay izy hihihi dia tsy narotsaka natao faribolana tanaty menaka fa narotsaka @ sotro

misaotra ihany e!
23. Ratoa ( 23/06/2009 23:33)
raha tiana harokoroko izy dia asiana karibonetra kely, tendro -tsotrokely na eran'ny sotrokely raha betsaka ny pâte, asiana citron kely izy dia tsy re ny carbonate. Somary atao enjana koa ny pâte
24. sipagasy ( 24/06/2009 09:56)
mmhh, aiza moa izany ny mividy io karibonetra io raha aty ivelany????(frantsa)
25. ni81 ( 24/06/2009 10:11)
mmhh, aiza moa izany ny mividy io karibonetra io raha aty ivelany????(frantsa)
eny @ grande surface feno
26. ni81 ( 24/06/2009 10:12)
eny @ rayon misy ny sira sy epices
27. Ratoa ( 26/06/2009 01:05)
bicaronate de sodium no anarany. Boîte kely izy. Eny amin'ny ingrédient gâteus sy ny sisa akia
28. lemurbaby ( 24/01/2010 17:01)
Mofo Baolina:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/OlMXEYUdaKo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1195