Andry rajoelina mampihomehy...
21. andrywui
(
22/01/2009 16:57)
de innn no tena hevitrao sa tsisy hazondamosina zany fa alefa gosy de gosy droaty de adroaty so de very amzany enao ka taraiky be !!sady efa 2009 zao nefa enao mbola tavela any am 2000 iany ka mba manehoa hevitra e!! avoahy ze mahasoa nama
22. nyavo2000
(
22/01/2009 17:20)
pseudo mba tiako hatry ny ela dia hampiasaiko
Nya nareo mantsy tia vao dia miara-mirona r'ikal'alikadia dia mankany daholo
izany no tena tsy misy hazon-damosina, manompo olona fa tsy mitsinjo lavitra
Raha miteny izao ny TGV hoe ndao handroba ny banque centrale dia lasa daholo, na hoe ndao hamaky ministère dia lasa...tsarovy dfa ny gaigy sy ny ambany saina
no manao an'izany.
Ny hevitro ?: tsy manantena mpnao politika hitondra na ariary hoa ahy izay ihany.
I ZAFY ALBERT ve no antenaiko, DAniel RAMAROMISA, i LAHINIRIKO ? ny adala sy vendrana no manantena an'ireny ary efa mitampona ny masony.

23. ravonjison
(
22/01/2009 17:25)
...ny mifampitolona @ omby tsy maninona e, ny mifampitolona @ kisoa no olana satria tia fotaka sy maloto ny kisoa,mahafinaritra azy mihitsy aza izany.
Ny tiako ho lazaina dia izao : marina fa ao anaty fahantrana i Dago, tsi asiana discussion iny. Izao kosa anefa tsy d\'accord @ ilay voasoratra etsy ambony ( raha toa resaka serieu ilay izy) : .....avelao hifandona, avelao ho raikitra ny ady.... Tsy miditra @ resaka ady sy resaka fifampitifirana aho e, afa io ady io foana no anisan\' ny antony iray mampahantra ny firenena afrikana ( tsindriko manokana : anisan\'ny antony). Satria ny vokatrin\' ny ady dia goavana e ( fotaka, loto), ka io vokany io dia tsy mampaninona ny kisoa, efa zatra izany izy, tantiny io. Fa ny tsy kisoa kosa no ho sahirana @ ny vokatr\'ilay ady ( isika rehetra no ho sahirana avy eo hanala ireo fotaka sy loto ireo).
Ny fifanankalozan-kevitra dia tsy mampaninona ahy.
Mahereza e !

24. vaninna
(
22/01/2009 21:15)
ooodryyy ary nahazo io mail avy @ zo raharizafisoa io izany ny ankamaroany olona , olona tsy fantatra hoe nipoitra avy aiza ,nefa manana ny adresse mail ny olona rehetra tsy fantany akory!! mitombina mihitsy izany ilay reportage t@ @Carte androany mikasika ny confidentialité de la vie privée eto @ internet !!tandremo ry namana isany fa grave be izany
Lasa champ de bataille ny mpiandany @ ra8 sy TGV ny mail-ntsika
ankoatr'io mail nalefany zo raharizafisoa io manko dia nahazo ity koa izahay: asa ianareo raha mba nahazo!!!
-------------------------------------------------------------------------------------------------------------
"G voudrais bien vivre dans c pays jour et nuit et de A à Z de ma vie : RIZ, HUILE, FARINE, YAOURT, GLACE les PPN que j'achète sont tous des produits TIKO tous les produits et ustensiles que j'aime sont de MAGRO, et bientôt ESSENCE que j'utilise sera du TIKO PETROLUM, rouler sur la route construite par ALMA j'adore HABITER dans la maison TIKO BTP-JR mon rêve, prendre l'avion TIKO AIR , oh oui ! pour aller à Tamatave visiter le PORT TIKO... , une fois là-bas je vais aux guichets DAB de BCMD-TIKO pour prendre mon argent, pour tirer mon salaire au sein de l'entreprise TIKO Téléphoner de temps en temps à ma famille avec le crédit TIKO-CHUINA TELECOM, noter tous mes dépenses et déplacements sur le cahier éditer par BLUE PRINT TIKO et une fois de retour à la maison à tana, je regarderais MBS pour me reposer ou aller voir un concert à Auditorium de TIKO Ankorondrano et entendre le Discours de M. TIKO pardon , M. le Président pour écouter son ordre d'acheter "Vita Malagasy"
et siroter un jus TIKO?! tout en attendant l'édition spéciale sur l'affaire Viva TV!
viva TVEn cas de besoin financier, appeler TIKO société pour acheter les industries en difficultés (Savonnerie, papeterie, ….)
Toujours à vos côtés : Des terrains à remblayer…., appeler TIKO
Des problèmes financiers, pensez TIKO
Viva ! TIKO LAND"

26. xxx
(
22/01/2009 22:50)
Tsy mahagaga raha vola be no azon\'izany olona te hanao Tiko Land izany. Fampindramam-bola omena fikambanana jiolahy ny olona tsy mahataka-davitra loatra raha mikasika ny momba ny ekonomia eran-tany ,mety ho fanadiovam-bola ataon\' ny olona tsy valahara mbola mieritreritra fa misy foana ny paradisa fisikaly etsy sy eroa ,ny ioriranan\'ny eritreritro dia ny triade sinoa ,na ny yakuza japoney ,na ny mafia amerikana ,na koa ny aksiô dirékita eropeana ,ary indrindra ny mena saina eropéana tatsinanana .Na maninona koa raha tsy ny belamba mpisivana ! :idea: :?:
27. andrywui
(
23/01/2009 09:29)
de inn arzany no hatao ry lereto hialana amty fika maimbo be amin email ty fa ny ahy ko mis tonga otsanio kle annn??
28. manalazy2
(
29/01/2009 19:35)
andrywui:
de innn no tena hevitrao sa tsisy hazondamosina zany fa alefa gosy de gosy droaty de adroaty so de very amzany enao ka taraiky be !!sady efa 2009 zao nefa enao mbola tavela any am 2000 iany ka mba manehoa hevitra e!! avoahy ze mahasoa nama
mba mieritrereta kosa ry ngahy a! sendra le maire-ntsika no tsis azondamosina? fihaonana @ambassadeurs nekena fa hatrehina izao nefa dia tsy natrehina indray ilay t@27 janv. Nanaraka anle maire iany aho fa diso fanantenana ny farany.Refa nandinika za dia to tsizy oa ty. Baikonlay mpanao politika ao oe aza mande d tsy mande.Ataon'ny panao politika oe à gauche de à gauche, à droite d à droite, alao ny ministra retra dia lazaina ko fa mila miala ny minisitra retra. Raha tena mpitolona demokrasia tsika tokony tsy ho izany mitsy.
Eritrereto tsara fa mbola tsy tara e!Diniho tsara ny zava-mitranga d enao no misaina oe misy azondamosina v i Mr le maire-tsika sa tsia
29. manalazy2
(
29/01/2009 20:19)
vaninna:
ooodryyy ary nahazo io mail avy @ zo raharizafisoa io izany ny ankamaroany olona , olona tsy fantatra hoe nipoitra avy aiza ,nefa manana ny adresse mail ny olona rehetra tsy fantany akory!! mitombina mihitsy izany ilay reportage t@ @Carte androany mikasika ny confidentialité de la vie privée eto @ internet !!tandremo ry namana isany fa grave be izany
Lasa champ de bataille ny mpiandany @ ra8 sy TGV ny mail-ntsika
ankoatr'io mail nalefany zo raharizafisoa io manko dia nahazo ity koa izahay: asa ianareo raha mba nahazo!!!
-------------------------------------------------------------------------------------------------------------
"G voudrais bien vivre dans c pays jour et nuit et de A à Z de ma vie : RIZ, HUILE, FARINE, YAOURT, GLACE les PPN que j'achète sont tous des produits TIKO tous les produits et ustensiles que j'aime sont de MAGRO, et bientôt ESSENCE que j'utilise sera du TIKO PETROLUM, rouler sur la route construite par ALMA j'adore HABITER dans la maison TIKO BTP-JR mon rêve, prendre l'avion TIKO AIR , oh oui ! pour aller à Tamatave visiter le PORT TIKO... , une fois là-bas je vais aux guichets DAB de BCMD-TIKO pour prendre mon argent, pour tirer mon salaire au sein de l'entreprise TIKO Téléphoner de temps en temps à ma famille avec le crédit TIKO-CHUINA TELECOM, noter tous mes dépenses et déplacements sur le cahier éditer par BLUE PRINT TIKO et une fois de retour à la maison à tana, je regarderais MBS pour me reposer ou aller voir un concert à Auditorium de TIKO Ankorondrano et entendre le Discours de M. TIKO pardon , M. le Président pour écouter son ordre d'acheter "Vita Malagasy"
et siroter un jus TIKO?! tout en attendant l'édition spéciale sur l'affaire Viva TV!
viva TVEn cas de besoin financier, appeler TIKO société pour acheter les industries en difficultés (Savonnerie, papeterie, ….)
Toujours à vos côtés : Des terrains à remblayer…., appeler TIKO
Des problèmes financiers, pensez TIKO
Viva ! TIKO LAND"
ah!! hitako kay, zay vao azoko antsaina izany ny fositra nandoro ny tranombarotra rehetra teto Mada? mba tsy hisian'io fika TIKO io sy izay tranombarotra mampalaza ny tanàna an'Antananarivo. Refa may dolo manko le tiko sy mbs ary rnm sy tvm dia lasa VIVA Land! io zao no radio mande ato amin'izao. Ny ankoatra izay lasa lavenina